♫Isekely nefa tsy foiko
Na dia mampijaly foana
Ianao no kintana,Ianao no volana
Fanilon'ny foko
Isekely no mba secret -ko
Tsy lazaiko an'iza n'iza
Hanamboarako hamoronako
Hirahira vaovao
Toa voninkazo
Mbola ho ela vao halazo
Ilay fitiavako
Ny fitiavako anao ♫