Nom:
RATSIMANDRESY
Prénom:
Tsiory Navalona
Sexe:
Garçon
Age:
11ans
Ville:
Antananarivo A propos:
Chanteurs (ses) préféré(s): Melky, 'Zay, Joe Dassin, Hasina, Ambondrona.
Goûts musicaux: Variété





















Commentaires
henikaja fahendrena
lun, 29/08/2011 - 09:25Tsiory a!tsara f tohizo fza manohana an la!bisou
Pahkely
mer, 31/08/2011 - 09:22za makan la fona les bain kel a
RATSIMANDRESY L...
ven, 02/09/2011 - 08:23Mahereza lesy Tsiory de aza taitaitsa an akaikinla foana dada ok bisous
renean
ven, 02/09/2011 - 12:42za maka anla lesy zandry aa!a!a!a!a!a!a!a!a!a!a!a!a!
RATSIMANDRESY L...
lun, 05/09/2011 - 08:57BJR zandry kely , le feo sisa tandremana ataovy ohatrin' ny manao repet lesy an sa reraka ianao ,
hajabey
mer, 14/09/2011 - 10:57mlay lesy tsiory ah tohizo fa zay mankafy sy manohana an'lah fôna ataovy mlay fotsiny eh
livao
sam, 17/09/2011 - 09:28miezaka daholo ny zoky rehetra manohana zandry ah,di livio koa! hahahaha, irina sy irariana mba hahay hitsara ny mpitsara rehefa mi nominer olona.
nainakely
sam, 17/09/2011 - 10:13io anie ry liva tsy hoe tsy mitsara tsara ny mpitsara fa moyen iray koa io entina manontany ny mpijery sy mpakafy pazzapa hoe tianareo ve lay olona ireto? iza no tianareo kokoa e!? fa raha tsiory aloha de tsisy adihevitra tsony e, mahay izy nefa mila mpanohana ihany koa,
nainakely
sam, 17/09/2011 - 10:17o, o, o, oeeeeeeeeeeeeeeeeeee!
bobonah
sam, 17/09/2011 - 10:30mlay daholo ny vita hatramzay fa aza kivy zandry kely a!
Yuricka
sam, 17/09/2011 - 12:42mlay e!
dabare
sam, 17/09/2011 - 13:33siora leisy zandry e!
rakotovao108
sam, 17/09/2011 - 13:49korazy anaka ah! tonton VAO
jannicks
sam, 17/09/2011 - 21:16Tohizo fa tsara!! d courage fona!!
aina fafah
dim, 18/09/2011 - 19:11mahereza Tsiory fa tsara be! tiko be mints elah e! manohana foana zay!
gorethis
sam, 24/09/2011 - 15:42maerez TSIORY fa ts ments lasa ela a! jtdr,
Tatiane14
sam, 24/09/2011 - 16:03aza kivy fa zay mfidy an'i Tsiory fona!!!
levaly16
sam, 24/09/2011 - 16:57ok
levaly16
sam, 24/09/2011 - 16:59slt Tsiory courage hatrany fa mbola lavitra ny lalana.TOHIZO HATRANY NY EZAKA OK!
ranaivo maminir...
sam, 24/09/2011 - 17:21enao no favoris e!
Andou Chouchou
sam, 24/09/2011 - 17:55mlay ela de za maka anla fona,courage lets a!jtdr
Razakaria Fitahiana
sam, 24/09/2011 - 20:01Mahay lesy elah fa toizo a!!!
kikam
mar, 27/09/2011 - 14:21c super ce ke t fé! on continuera de voT pr tw!
sila
dim, 02/10/2011 - 11:14FOANO RTA LE MATHIEU29 FA MANOMPA A , (...) TSIORY NAVALONA feo original mahafatifaty miavaka amin'ny an'ny maro a, mendrika ho TOP 3 fara-fahakeliny e : AZA TAITAITS
haniriy
dim, 02/10/2011 - 12:11kouraz Tsiory kely a! tsy nahavita ny vitan'ialahy ry Henry sy ry Christiane tamin'izao taonan'ialahy izao de mialona! Sady hatahorany hahay noho ry zareo ialahy rehefa amin'ny taonany! Aza kivy e! Ho lasa alavitra e!
coolmen
dim, 02/10/2011 - 15:38mba mahalalà menatra fa na dia "virtuel" aza izy ity mba asiana fahaiza-miaina ihany azafady fa tsy ny fiainana sôvazy be any an-tokantranonareo any no ampideraina vahoaka eto!!!! (mahalatsaka be)
coolmen
dim, 02/10/2011 - 15:39le mathieu29 marary saina fa atero any anjanamasina MDR
Lalaina Nadia
dim, 02/10/2011 - 17:27Rah mba azo atao svp d mba fafao tato le ompa be eo ambony io fa mampalaelo be le toe-tsaina!Ankizy tsy manan-tsiny io avy kou atao an zany,tsy fidiny ho azy ne no mlay eh!merci!
karamaly
mar, 04/10/2011 - 11:39salut Tsiory miandry anao ny public marobe an ! za isan'izany torohevitra tsotsotra : 1.ataovy mafy ny repetition
2. henoy tsra ny teniny coach hajao reo fa olobe
ary arho ny torohevitr'ireo coach manoro e
Handraina
mar, 04/10/2011 - 15:53ts azoko mints alo le jury f ny anakiana fona no mahamaika azy e, taiza ko tsiory no nandiso an le coeur tam le after prime fts nifanarak oz d zvt hafa ndray no lazain christiane! courage e!
JESSICA SAM
mar, 04/10/2011 - 18:43m' lay les zandr kel ah!!! tuhizzz!! :*****
livao
sam, 08/10/2011 - 09:05ny zava dehibe dia efa maro de maro ny miaiky fa mahay ialahy zandry a!
ny atao fotsiny atao tsara, tsy manao afa tsy mampalaza an ialahy bebe kokoa reo mpanaratsy reo,
ny fiainana fianarana fa henoy ihany ny tenin ny mpitsara hanitsiana tena na somary miaro fankahalana ary ndraindray,
sady ny coach anie natao hanisy sira mihitsy e! indrindra refa avo lenta ny fifaninanana, courage!
everybody is behind u guy! u r tough boy,
aina fafah
jeu, 13/10/2011 - 17:21Sambatra mihitsy ny Ray aman-drenin'i Tsiory an! Tena manan-talenta izy ary mila tohanana foana na tsy mifaninana intsony aza. Mampihetsi-po ny mijery azy mihira. Mahereza Tsiory a!