Nom:
ANDRIARIVELO
Prénom:
Toky Narindra
Sexe:
Fille
Age:
15ans
Ville:
Antananarivo A propos:
Chanteur préféré: Justin Bieber
Goût musicaux: Pop rock - R&B - Variété



















Commentaires
Barbiie
sam, 03/09/2011 - 22:34Jsui avc toi kiaanh!!! : D ... When i look at you!!! trOoow boOoow ... ^^ xoxoxo
kev2011
dim, 04/09/2011 - 17:39On te suit à 100% même à 10.000km!
Gros bisous TATI
tsitola
dim, 04/09/2011 - 21:39Help!!!!!!!!!.... Afaka mfidy avy amn'internet telephone v? De aoana ndray n anaovana azy?..... Help
Deramalala
lun, 12/09/2011 - 08:48Tohananay foana fa atao tsara e! tsy tody @ tanjona irina e!
cam
lun, 03/10/2011 - 15:43merci narindra a ahita anndry reo bandin'isotry reo
toktok
lun, 03/10/2011 - 16:13inona no idiran'ny bandin'isotry am zany. Spect ohatran'ny rehetra ihany ê ! na isotry na andranomanalina
Deramalala
lun, 10/10/2011 - 11:18Fa aona kosa ary reny revin'ny RTA ireny surtout lay Mpanolotra (Christian), efa fantany zao fa oe ny PAZZAPA rehetra aloha no tokony hiditra de maninn no tampohina tahaka ireny ny candidate - nay? sa oe mahita azy favy be de tadiavina daolo zay moyen rehetra ha-éliminer azy? aza de manao an'zany fa tsy de tsara e! manimba ny avenir - n'ankizy zany. Tohananay foana i Narindra e! aza kivy fa azontsika foana io.
tsis
lun, 10/10/2011 - 15:13Arabaina akia Romina a ! Soa ihany nitady mercenaire fa saika lasan'i Tsiory indray an !
rijatahiana (non vérifié)
mar, 11/10/2011 - 10:47Deramalala> Ny filaharan'ny hira dia tsy ny mpanolotra akory no mamorona azy eo, fa efa voasoratra avokoa ny hira mandeha fa manolotra fotsiny izahay, ary efa ny omalin'iny anaty répét générale no hita izay filaharan-kira izay.
Nisoratra soamantsara ny hira ataon'i Narindra fa ilay hirany irery aloha. Izy ihany aza no niteny hoe "noheveriko fa ilay hira itambarana" fa tsy nanome tsiny n'iza n'iza izy.
Rehefa i Narindra no safidin'ny maro sy ny jury, dia izay izany fa tsy manana antony hi-eliminena izay favy mihitsy izahay akory.
Deramalala
mer, 12/10/2011 - 09:53Rijatahiana> toa tsy de eken'ny saiko lay fialanao bala a! satria mba manana relation ao @ io fifaninanana io ihany ny tenanay, fa oe tokony ho ny hira nitambarana mitsy aloha no nandeha voalohany zay vao i ANDRIARIVELO Narindra no mihira. en plus zà zao no nanoro azy oe rehafa ndry irery mihira vao reto ankanjo reto no hanaovana. reny ankanjo nanaovany reny efa prévu oe rehefa miaraka @ be sy ny maro izy vao manao ireny. Na zà aza gaga be oe aoana kou ty akanjo ty? ohatran'ny mahatsapa zahay oe sao de misy zavatra hafa kobonin'ny RTA aza ao anatin'ny fifaninanana ty? mba azavao kely oe tena mangarahara tokoa io ataonareo io? @ sabotsy isika mifankahita e! ho hitanareo fa izay mianankavy no hameno ny Dome @ io andro io de ataonay ho hitanareo kou fa ao mitsy zahay no hanao voting @ www.rta.mg. Mazotoa e! mahafinaritra rehefa oe afaka miresaka toy izao isika.
rijatahiana (non vérifié)
jeu, 13/10/2011 - 12:02Tsy fialako bala ilay izy fa fanazavana. Satria ianao afaka miresaka amin'i Narindra ihany, dia anontanio azy hoe nisy taratasy "conducteur" ve hitany tamin'io asabotsy io. Misy 20 exemplaires an'io taratasy io miparitaka amin'ny coulisses rehetra mandritry ny prime. Raha nijery izy dia nahita ary izay olona rehetra taty amin'ny coulisses afaka nahita an'io avokoa ka manamarina hoe ahoana ny filaharan'ny hira tao.
Tsy maninona fa rehefa misy fotoana aho dia miverina eto ihany miresaka aminareo e, dia amin'ny asabotsy izany mihaona.
coreil
sam, 15/10/2011 - 21:26tsara eeeee tohizo foana
scoopdigital
sam, 15/10/2011 - 23:06a3!tsy mety kosa ranga reny voting reny fa manin zao ny anay bloquena otran'zany ry rta!mis an'le 508 tsy fantatra iny!okay na de zany ary m6 dool ary ny vote na dia zany az!ok thanks!
scoopdigital
sam, 15/10/2011 - 23:07fatahoran'ty an tsiory takn'in?
Arilanto
mar, 18/10/2011 - 17:35manohana andri fona ki zah ry Na ah! asehoy ny tena Na originale @ sabotsy ah,mrc ki aaaaaa
amyetandy
ven, 21/10/2011 - 15:03mahafinaritra Narindra fa tohizo foana ny mozika na mpandresy na tsia e!
Narindra RAMAMO...
ven, 28/10/2011 - 11:47Za ki maka anjy hatr@ farany ah!!! rombaintsika io e!
diazspydies
sam, 29/10/2011 - 08:47avk toi forever ma soeur!!!!!!!!