Nom:
Ratsimiahotrarivo
Prénom:
Miando
Sexe:
Fille
Age:
18ans
Ville:
Ville de casting: Antsirabe A propos:
1m75
Déjà élue Miss Gallo 2007


















Commentaires
Loine
mer, 04/05/2011 - 16:01Ty sipa ty reto ngamba anabavinle mister tamatav t@eritaona iny e !otran markiv b zan ko ny endriny!!sad ref @interview otrany sipanandranomanal zan!
C.U.A
mer, 04/05/2011 - 16:06Ita wa ry loine
Iza m n anaraniziny e?jimmy ngamb ra tsy diso a any a?
smily
mer, 04/05/2011 - 17:10manja aki ndry an!ndry no mahafeno ny critères takiana ho miss,samy manana ny klT dolo nareo fa ndry no mahafeno tsara azy
Loine
mer, 04/05/2011 - 22:36Zanaka atsirabe votsasaina fa kinga V oz le slam zay
Rayan2011
jeu, 05/05/2011 - 02:12Zany ka tena MENDRIKA ny ho MISS RTA , MANJA e! tena MANJA !!! courage foana e!
Loine> hita eny ihany ny valeur-ny lé olona manao commentaire an!!!
Rayan2011
jeu, 05/05/2011 - 02:13Smily> tohanan tsika foana i Miando e!
émi
jeu, 05/05/2011 - 04:21loine> hanaratsy olona fotsiny no ataonao ato, mba manaova casting rah sah miteny hoe tsara, sambatra enao rah nanana anambavy manja otran'io!!!!!!!!!!
awesome
jeu, 05/05/2011 - 08:55reo oul reo zao lé oul avy any ho any ndray fa ra vo miss apovoantany d haratsiny fona tssssss
elchar
jeu, 05/05/2011 - 10:11Aza kivy @zany vavan'ol zany fa raha manja izy de nilatsaka koa de hita teo ny marina e!
Courage foana Miando zay manohana foana
zeroxcub
jeu, 05/05/2011 - 11:17Eh! Doucement tout le monde !!!
Je ne veux citer personne mais il y en a vraiment qui me dégoûte.
Vraiment ! je me balade dans les différents post, il y en a qui ne tarit pas d’éloge a propos de certaines (je parle surtout pour les miss) mais qui font des insultes personnelles sur d'autres comme s'ils (ou elles) les connaissaient.
Alors si c'est pour un encouragement; allez y poster vos commentaire si non passer votre chemin car il y a une différence entre réflexion et insulte caractérisée.
La beauté est subjective alors allez y molo.
roxanna101
jeu, 05/05/2011 - 13:44Nena lo aleko Miando ra resaka tare sy alavana ee, izy no itako we probable tafiditra 10 premier any @ Miss earth.
swift
jeu, 05/05/2011 - 14:3910 premier?jcrois pas du tout.Belle mais elle a pas assez de personnalité, trop timide et trop calme. j'ai suivi de pré miss earth l'année dernière et jpeux assurer qu'elle va passer inaperçue. De belles filles,il y en a partout, en plus ce sont tous des "pro"(http://missosology.info/forum/viewtopic.php?t=62987), jcrois pas qu'on peux les vaincre sur ce terrain la pour ce faire remarquer, il faut qu'elle ait déja la bonne mensuration (pas moins d'1m75, sauf si elle a une beauté vraiment unique,bien sur)et faut qu'elle soit très dynamique. Vous savez, la beauté, ça peut se créer avec les maquillages etc...,la personnalité ça c'est un plus pour se faire remarquer.
J'SUIS PAS DE TAMATAVE MAIS ELISA J'CROIS QU'ELLE FERA BIEN L'AFFAIRE!!!
lucy
jeu, 05/05/2011 - 15:12ts d tsara fa bon, c'est mieux que rien.
ra ts maints msafid d aleoko alo i Miando e!
Le fomba fiteniny fostin angamba no mila mba amboarina kely ra met fa otran sipa vendrambendrana zan ra ohatra ka jugena @ zay.
Rayan2011
ven, 06/05/2011 - 11:47Tsy misy kosa anie ny tonga lafatra e! tsy maintsy manana ny maha tsara azy daholo ny tsirairay ary samy manana ny maha ratsy azy avy koa! Fa amiko aloha MENDRIKA i Miando ny hitondra ny MISS RTA 2011.
pskl79
ven, 06/05/2011 - 16:30za alou de maka ani Miando e!mahafeno ny critères rehetra izy ary raha resaka fomba fiteny znay raha ny faitako azy d miezaka izy hiteny am fiteny eto tanà dzay no matonga zany,sady afaka ianarana daolo zany,c'en est pa encr tard,raha oe ny bikany ny hatsaratarehiny ary ny halavany kosa tsy misy kianina donc raha maka jury avy any andafy tsika d sure à 99% a fa izy no lany,afaka ovaina zany fomba fiteny zany sady azo ianarana fa ny bika amanendrika sy halavana tsy azo atao sady aty amtsika tsy bola misy chirurgie esthetik,looooooool
Miando juskà la fin eeeee!
rosemoums
sam, 07/05/2011 - 09:43miando!ca va ,tsara tarehy fa otran misy zavatra tsy ampy zany eny aminy!puffff,otran somary coincée,mila dynamique tsara ,asa ra mba misy coach miteny anzan iz hahafahana mivoatra kokoa!tsy ampy sourire ian ko,le izy tsy oe fanaratsiana fa remarque na maka azy aza tsy azo hodiana tsy hita ny défaut marina fa tsy maintsy misy défaut avokoa ny olona rehetra fa izany aza ny atao MISS de parfaite zany oe ra mbola azo atao ny mihezaka ry miando manatsara izay tokony hatsaraina anio hariva de stp,fonce,mitsikia,bouge bien et parle bien,peut être bien ke je voterais pour toi à la dernière minute??
sinon mbola ndry aloha no hitako tsara indrindra e!ny ambiny décevante daholo ,ra hanao miss provinciale fotsiny na miss any am lycéee ca va fa au point hiakatra miss earth,non!
zay ary fa de courage miando rariva e!
Rayan2011
dim, 08/05/2011 - 00:15MIANDO> Arahabaina e! Dia mahereza fa tena mbola sarotra ny dia, aza kivy amin'ny vavan'ny olona. Ho lasa lavitra anie ianao, dia courage foana.
swift
dim, 08/05/2011 - 10:25ce sont les critiques qui nous font avancer, ceux qui ne les supportent pas ne devraient même pas être là. pour moi c une erreur mais espérons qu'elle va faire de son mieux et ira loin. c'est une grande opportunité qui s'offre à elle de représenter m/car, espérons qu'elle ne va pas la gaspiller comme certaine l'a fait, espérons qu'elle obtiendra un contrat, qu'elle ne sera pas célèbre en une année et puis très vite oubliée, disparue. Est-elle vraiment prête à s'investir dans le métier ou c juste un passe temps, parce que sinon c du gâchis, la chance qui s'offre à elle ne servira à rien alors qu'il y a ceux qui travaillent dur toute leur vie pour l'obtenir.
pink carnation
dim, 08/05/2011 - 13:08contente que Miando ait été élue.
Elle a un potentiel énorme à condition qu'elle travaille dur pour ça. Car oui, elle est très belle (bien plus belle qu'Alexandra!!!) et physiquement ça peut le faire au niveau international.
MAIS, y'a du boulot au niveau charisme et personnalité. Je l'ai dit pour Mickael, je le redis ici : être belle ne suffit pas, à Miss Earth elles seront toutes sublimes. Donc il faut se démarquer.
Aza adino fa ny hi-représenter an'Madagasikara amin'ny Miss Earth no tanjona! Si c'est juste pour faire de la figuration, ça sert à rien d'y aller. Là avec Miando, on a la chance d'avoir une vraie belle miss, donc il faut qu'elle se fasse remarquer une fois là-bas. Dynamisme, prestance, bref... bonne chance Miando, y'a du potentiel, ne le gâche pas!!!!
C.U.A
dim, 08/05/2011 - 13:35mba velombelona ry miando a!!!!! otrany tena lona tsisy aina malemy zany
de refa mresaka sokaf tsara io vava io fa otran mihina praky
zay a sur za maka anao
Keissy
dim, 08/05/2011 - 15:55Félicitation Miando! ndry no mendrika t@ rehetra nifaninana teo! tsy maintsy misy ny manaratsy sy tsy tia fa tongava @ ambony indrindra e! Ho anareo manaratsy:mba lanjalanjao ihany ny teny avoaka!!!!
roxanna101
dim, 08/05/2011 - 21:56Félicitation nareo 2!!! Za naka ny Miando! Ansitrabe izany no naresy t@ ity, l'année dernière c'était tana... mande par couple de province izy zany aan :)sa aona e?
awesome
lun, 09/05/2011 - 09:30tsis an'zany mandeha par couple de province zany fa na ratsy aza Miando , izy no mendrika indrindra tao parmi reo adva-ny
sa iza nenlah?
daso
lun, 09/05/2011 - 09:38Milay rangah ny sipan bira a, merci Miando an, tena sur za fa ho tafiditra 10 1° io any am miss earth, zay vao vôsolo Tantely miss antsirabe taloha an. sady ny mahafinaritra azy tonga de natoraly be fa tsy le bezesta miseho milay miroulrrrrrrrr sy manova fiteny etsy sy eroa ireny.
awesome
lun, 09/05/2011 - 09:42zay ko alou mba itiavako an'Miando, sy lé sipa Majunga iny Rosia mou,
sipa ts be style b, ny sasany zany vo mivoaka an'lé car d tonga d mitsalotsalo nefa izy no tsara bika indrindra tao, zao ts lany sady ts tafiditra tao @ 3 voloany
lucy
lun, 09/05/2011 - 09:57Felicitation Miando!
Aza adino anefa fa mbola ho lavitra ny dia d mbola mila fiezahana be fa raha ianao @ izao ts d dynamique mints et si tu continues comme ca tu passerasa inapercue an @ Miss earth. Donc mbo miezaha mafy fa so d hanala baraka otran sasan t@ herintaona e!
daso
lun, 09/05/2011 - 10:23lucy< miombokevitra aminao mitsy a, somary tokony mba ho mafy2 kely satria zay no anisan zavatra takiana any, tsy hatsarana ihany fa ao ko zay. le tamn heritôna iny aloha de tena zéro mitsy e, tsisy nilaivana azy , manalabaraka ny RTA Madagascar mba tsy itenenako hoe Madagascar.
awesone< nilay mitsy iny sipa iny fa ôtran adaladalbe lôtra , tsy nitovy tam miando sy rosia mitsy, mba mipetraetraka hita hoe vonona tsara nandray anjara.sady tsy de be resaka
Laureen
lun, 09/05/2011 - 11:53D azony le Miss!!izy lo tsar tarehy e f n fahazain no ts fantatra mazava...eny e,vo nanombok d ef fantatr f iz ac sa robe rouge comme Alexandra l'an dernier...
Laureen
lun, 09/05/2011 - 11:53arabaina e
brenda
mar, 10/05/2011 - 16:19marin zany e!Mato mis mial d tafa n dikan,sad n panenjik ko nge ts eo aloh fa aorina e. Zao wen b ze nanarats f ndry n mande am miss earth. Az mirarah vavan'ol izan fa n ts tia tsy milaza tsara izany! Courage d bonne chance Miando.
JACKS
sam, 14/05/2011 - 16:49Torak zany ko ny aty eh, c pas la fin du monde na d hi tatasika eo ary ry zareo eh, fa toe tsainana ambany tanana ny an ireo panenjika
JACKS
sam, 14/05/2011 - 16:50Torak zany ko ny aty eh, c pas la fin du monde na d hi tatasika eo ary ry zareo eh, fa toe tsainana ambany tanana ny an ireo panenjika
latifah
mar, 07/06/2011 - 13:03jador le fait k'elle ressembl à une fille de campagne mais qu'elle ait un charme fou surtout en maillot de bain! c'est révolutionnaire! un mannequin c'est ça! ètre naturelle
bemaso
mar, 05/07/2011 - 09:10Tsara e!
Avy any an-tanana i Miando, tena vokatry ny tany akia ndria a!
Tena tsara e!
Ilay miss tantely iny koa avy any Antsirabe any fa aza manao ny nataony an!