Real TV

Candidate Miss: Toliary

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar
Nom: 
MANDJOULAH
Prénom: 
Ashia Mamod
Sexe: 
Fille
Age: 
20ans
Ville: 
Toliary
A propos: 

1m 69
58 kg

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de Dani

Dani

super canon!!

Portrait de Dani

Dani

meilleur miss Madagascar!!!

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

dein io kou ve tsss

Portrait de MPANOHANA

MPANOHANA

tsy izy kosa moa io e! sady ny connaissances ny tena ambany be, ilay resaka hoe colonisation ve dia tsy hay kosa na dia oe inona aa e! nefa oe tia vazà.

Portrait de MPANOHANA

MPANOHANA

tsy izy kosa moa io e! sady ny connaissances ny tena ambany be, ilay resaka hoe colonisation ve dia tsy hay kosa na dia oe inona aa e! nefa oe tia vazà.

Portrait de NIRINA

NIRINA

TENA AZA MBA VENDRANA IANY OA@TY FIAINANA ITY FA NA COLONISATION AZA TSY HAY.MAIKA NY HANAO MISY NEFA NY LOHA POKATY(BLONDE GASY).RENY VE D TSY MBA ITANY RTA T@ CASTING SA NANDOA VOLA KOA D RAISINA FONA?

Portrait de NIRINA

NIRINA

I DANI DRAY TSY NY FAHAIZANY NO TOHANANY FA TENA TARA BE LERY @LAY ENTANA BENLAY SIPA

Portrait de Nanie

Nanie

aza manao an'zany nareo fa mety oe kou angamba nisy trac be izy de mikorotana be ny lohany,lol eny eh!tsy hita fa manja ihany na izany aza ka!saingy diso marorka loatra raha io no 20ans

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

mtov taona @ko v io?naery nihinana koba ngamb iz io t@mbl kel!!!

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

Nirina: MDR
tsy mahay midéfil io sady ratsy taré be lol voky ana_tsonga sy petsay be pwahahaha :D lé mpanampinay nahay anlé colonisation iny tssss

Portrait de Gsis

Gsis

lé tié!!
marina mintsy ny anareo fa na d zandriko classe 2 10eme v nahavoa valy an'lay colonisation fa izy nn!!
mampalahelo kosa é sady zany v no miss!!
raga atao ny fandinihana d tena mahatsapa menatra za satria mba zao v ny olona avy any!!aiza daholo lé manampahaizana avy any a tulear to tsy nanao lé casting akoatry ity sipa b tsisy ilaivanazy nefa mba manao hoé ty vaza!!
aza omena tsiny fa vola ihany ny ao an tsainy d il sufi mahalala bonjour mr sy merci mr ihany d ampy é!!

Portrait de herinah

herinah

ty kosa aloha tena tsy ao mihintys e, lolo be fotsiny dia fefesse beurk, miss zany ry neny tsy lolita na pussycate e, fa tsy misy idirany mihintsy koa fa tsy milay, dia izay dia mbola aderaderan'ny rta @télé ihany koa, tssssssss.
manao mise en forme malemilemy be tsss, dia be zeste fotsiny fa tsy misy connaissance na ny kely aza, iny dia tsy hay, vatana ngeza fa ny atidoha otan'y vitsika dia nakeny ambohimanga zara raha nadray naoty efa atidohankena mbola mihevitre ny tenany fa ordinateur à grande capacité dein!!!
hahahaha marina ny anareo fa elle n'en vaut pas la peine kosa e, diso fashion victime lotra dia retarder @ fahaizana, varina @ inona ary iny zany!!! olona manana soucis personnelle sy un peu deranger dans sa tete no mitazona journal intime, se raconter sa journee toute seule, olona tsy afaka mi-se confié à d'autre dia pas ouverte ny dikan'ireny!!!! au moins t'as un ami mais pas ton journal!!!
tena ratsy e, io ve dia misy endrika fille ordinaire be ny tarehy be mpanana be le forme tsy misy mampiavaka azy mihintsy e!!!
IZA IO MANONOFY NY ANTAMBEANY IO FOTSINY
FEMME INTELLIGENTE L'TY NY ATO HOE MISS A?NA DAUPHINE AZA IO TSY LANY E!!!!RAHA MAHATSINDRY VOLA IO ANGAMBA DIA IZAY VAO HOE ASA..... TSSSSSSSSSSSSSS

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

mety misy kambana @n'io kosa ngamba ny mpanao casting ny rta matoa tafiakatra io sondenda be io mdr (devine ki)

Portrait de Nanie

Nanie

gfhj

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

Nanie: lé izy ts oe resaka fanavakavahana fa ra resaka fanavakavahana tokony tsy ho tiana doly ny avy any am province rehetra fa celle là C trop franchement!!!
za zao mirevy ny Miss FIANARANTSOA tiko ary tena tiako loatra ;)

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

rehefa mijery alkaiky nareo dia tonga dia miova fa ny miss fianarantsoa ny tarehy tsy aho loatra e! ny miss tuléar dia d'accord aho na ny hafaizana tsy ao mitsy, ny bika sy tarehy dia tsy ho miss mihitsy e! raha mbola tafajanona ao izy dia ngamba lasa ny resaka hoe manome vola e! fa courage dia mianara mafy dia mafy akia fa tena mahamenatra a! ny miss fianaratsoa sy miss antsirabe nge mbola zandrin-dry ,nefa ny connaisances n'ireny nge jereo e!kely matotra.ny sadifiko dia miss antsirabe.Za mponina eto tana fa ny bira no tiako

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

connaissances fa diso ny fanoratro azafady.

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

connaissances fa diso ny fanoratro azafady.

Portrait de NIRINA

NIRINA

ra zany ny zavatra teneninao d ianao no tena raciste.tsy ny fiaviny mintsy no olana amiko fa izy tsy mahay nefa futur represantante ny madagascar o any ivelany.Ianao no misy olana @ vehivavy merina fa tsy za velively.O contraire aza ,za tsy manana olana @ cotiere satry ny vadiko d vezo(toliara).D + g s8 pa contre elle mais g lance 1 msg a la rta oe tsy mba misy olona hafa v tany sa refa manome vola ny rta ny fianakaviany d raisina fona izy toy ny t@ pazapa

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

Odriiiiiiiiiiy fa angaha tsy oe tenue gasigasy koa mbola manao jean njy.Fa diso nitifitra loatra ndray e!

Portrait de beyonsy

beyonsy

tro le avendranana e, la honte mits na avi aiza io na avi aiza peu importe , tkn bo mila fahaizana, zai merina é tllm fiere d letre malama volo sns, ts mila figo vy, sns...tazana fona na @ Alina az, ra vava na racisme ne sami manana e, pt commun ftsn d L é vraiment vraiment "vendrana b lots"

Portrait de carpediem

carpediem

vs savé ke RTA nè pa cher si lon paye cr on a doné ke 10000Ariary é kil on akceptééééééé pr notre couz

Portrait de Mirana Nanou

Mirana Nanou

ary aiza oa lé Miss Fianarantsoa toa tsy hita ato mintsy e???

Portrait de carpediem

carpediem

aou izy fa jereo tsara eh,somary bé maso iny izy

Portrait de NIRINA

NIRINA

IZY KOSA NA TSY D MAHAY D ZAO :MAHALALA FOMBA KELY SATRIA T@ ZAREO TANY FIANARANTSOA D REFA NIDINA NY BUS D NISY SPECTATEUR TEO D IZY IRERY NO MBA NAHALALA NIARAHABA SY NANDRAY TANANA IREO SPECTATEUR FA NY SASANY REHETRA MIAVONAVONA BE MISEHO MLAY FOTSINY.
BRAVO AKY A!!!!!!!!!

Portrait de carpediem

carpediem

dommage fa to izy no lasa anio t@demi'final kou,mazotoa ky Ashia ah,@manaraka njay mano misymisy

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

Vive miss Fianaraaaaaaaaa ouééééé

Portrait de MPIJERY TSOTRA2

MPIJERY TSOTRA2

efa hita oe ho raraka ilay miss toliary iny raha jerena nyfahaizany fa nahiako koa oe ny diégo no ho lasa satria fohy fa saingy nanatombo ny fahaizany raha oharina @ilay toliary e!
Ny miss fianara aloha d'accord aho fa manantombo ny fahaizany fa ny tarehy kosa aloha tsy ao @ko e! tsy haiko oe samy manana ny tiany ve tsy tafa amiko le tarehy e! ny bika koa mila ampitomboina kely fa mahia loatra.fa courage daolo narao rehetra izay tafakatra final ao e!

Portrait de MPIJERY TSOTRA2

MPIJERY TSOTRA2

lasa nankaiza tokoa ilay miss fianaratsoa teo e! tsy ato ny sariny

Portrait de herinah

herinah

tsy ao ilay miss fianarnatsoe ry reto an adino ve??? fa i Ashia kosa aloha dia tena hita hoe efa tsy any amin'ny fianarana instony ny loha fa tsy mifantoka mihintsy angamaba rehefa mianatra,aiza ve dia 2samedis tsy mahavaly fanontaniana, tsy misy zavatra fantany mihintsy ve? dia raha ho any andafy ireny dia ahoana no havaliny, ny taona ao, fa tena taraiky be ny concentration any e, sady ilay tany ranomafana ireny no atao hoe maka 19, fa dans la vraie vie tsy hanao an'ireny mihintsy izy ho an'izay tsy nanao psicho na famakina toetra amin'ny alalan'y tareha....
fa bon efa andeha izy dia izay izany... fa raha io no mbola mijanona loza aleo iakatra ireo izay mba mahay e, miss hoa intelligence no tena izy....

Portrait de tiouk-atimo

tiouk-atimo

na de avy any atsimo alou le tsin ty dia tena mahamenatra, tarehy otran' ireny inona ireny ny connaissance @ io mbola sokirina lavitra dia lavitra tokoa, za kou maka fianara ééééééééééé

Portrait de Diary

Diary

oka fotsiny!! manja b ndry marina ééé!! sady bika no tarehy saingy saingy saingy... mila mi se cultiver kely fotsiny d tsy ilana itsofana mozika tsony!!

Portrait de herinah

herinah

diary: oradinaire be kosa ny tarehiny e, io ve dia manja?? puahhh!! be mpanana be ny endriny, ça pourrait atre n'importe qui!!!
fa veloma e, mandra piaona akia dia amin'ny heritaona indray a!!! dia miezaha amin'izay @ culture fa otran'ny tsy cultiver zany indry sady variana be foana!!!

Portrait de LALABE

LALABE

Bye2 njay aloha fa ianareo ve mahazo manatrika final tsy mandoa vidipidirana tonga dia ery @ invite.Mba manaraha tsra ny tohiny dia tongava mijery final e.

Portrait de mimi micro

mimi micro

mampalahelo ana izy fa manaratsy be an'azy daholo nareo; aza manao an'izany ry reto a; courage aky Ashia a; kilalao io de misy foana ny resy sy ny mpandresy.

Portrait de texman

texman

Za ndray aloa dia tena manome courage azy eh! Tena genre de fille tena tiako mihitsy izy ary enga anie ka izy no ahazo an'io.

Portrait de mimi micro

mimi micro

Texman: tara be ianao fa izy ange efa raraka e???? dsl pour elle

Portrait de Diary

Diary

herinah> misy tsara kosa eny am endriny e, dizons k la beauté est relative, fa za kosa lou mahita hoe elle n'est ni charmante ni mignonne fa mbo misy mandona kely iany amlé endrika é, fa le nteneniko teo in ftsn ny tsininy kely, mais bon, elle est partie mou ka dia miss tana njay zany no alaiko zao é

texman et mimi micro> lol

Portrait de Elodie dashnikov

Elodie dashnikov

Ashia:euh..didon ms où paC ta limousine p8sk jté vu marché à pied à Anosy dim dRnié?

Portrait de Nanie

Nanie

aza manao an'zany fa efa hita be mintsy hoe maneso eh;zavatra hita fa nofain'i rta reny,

Portrait de carpediem

carpediem

Nanie:marina mintsy zany teneninao zany,i Elodie de tsy menatra mintsy maneso sy mifosa olona efa tsy ao anatiny course

Portrait de elali

elali

si on parl del come ca c prcek vs ete tou s1plemen jalou del vs ne suporté pa kel soi si joli e tré charment e k c el la meileur dé fil.tous le mond lenvi

Portrait de elali

elali

si el a raté dé kestion posé el né pa la seul e el é tré joli el sabi bi1 c sa etr miss non??izi no tena tokoni ho lani

Portrait de elali

elali

misy ni atao hoé trac ari na ianao ari mbola tsi fantatra na ho nahavali kestion rateni kosa ka aleo tsi miteni teni fona na 1+1 meti tsi fatatrao.ianao no tena milaaaaaaaiiii ashia

Portrait de elali

elali

mem si t + dan le group c tjrs toi la miss mada.tsi meti kosa ni ani pitrara

Portrait de Nanie

Nanie

tout à fait vrai!je suis POUR

Portrait de Honnestly

Honnestly

Hita be nareo ze lelah fa amoureux amle sipa, hita be kou ze sipa fa jalouse ny beauté anle Miss! Elle est sexy c'est tout. Mampmé anah le critik nareo irraisonable, fantatrareo tsara famanja le sipa de manao fanahy iniana nareo malaina azy, lol, tena mampmé! Na race in na race in, refa tsara de tsara, tsy mahamenatra avy na tsy mitovy race amzao le olona nefa ekanao fa tsara refa tsara e! Ry Nihrintsoa za manko de hita beuuu le fialonana eeeeeeeeee! nefa tsy manao aona akory! mba asehoy oe le sary, lol.

Ashia> Aza asina sira ze resaka eto fa tsis fahamarinany daoly araka le efa fantatrao e! Ndry efa matoky tena zay ian ka tsy ze vavan forum no hande hanimba anzay, Zan mou ô!!! Bisous ndry!

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

Honnestly: marina nenao fa nefa samy manana ny manjany kou io ka hihi ;)

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

ie marn oe sam manan ny atao oe tsarany k!f za ndray mande nfanena t@az ten anlakel teny fa tena manj iz k saing lé teo @fahaizan mits no nahalatsak az.Sad ts superficielle zan iz.

Portrait de Liinda

Liinda

Tu est sublime ma cousine ! Tu est faite pour être miss, tu as aussi bien l'intelligence et la beauté ! je t'aime bisous <3

Pour les rageur qui disent n'importe quoi, un conseil fermez la c'est pas parce qu'on sais pas répondre à une question qu'on est écervelé jveu bien vous voir moi !! Tous se que vous dites reflète votre jalousie et sa fait vraiment pitiés !

Chat

Commentaires récents

Portrait de FARANTSA
Il y a 1 semaine 2 jours
Portrait de FARANTSA
Il y a 1 semaine 2 jours
Portrait de Mixxmi77
Il y a 14 semaines 15 min
Portrait de Rajeritsimahita
Il y a 19 semaines 1 jour
Portrait de Irymay
Il y a 25 semaines 1 heure
Portrait de Lix Zu
ok
Il y a 26 semaines 6 jours
Portrait de JESSICA SAM
Il y a 27 semaines 5 jours
Portrait de mitats droux
Il y a 28 semaines 1 jour
Portrait de PIRINARO
Il y a 28 semaines 1 jour
Portrait de ketmania
Il y a 28 semaines 1 jour

Les membres

Les membres connectés

Aucun membre connecté actuellement

© apiqa.mg