Nom:
NOSOAVINA
Prénom:
Paule Sandra
Sexe:
Fille
Age:
20ans
Ville:
Toamasina A propos:
1m 74
46kg


















Commentaires
awesome
ven, 07/05/2010 - 15:23Classification IMC (kg/m2)
Maigreur <18,5
Normal 18,5 à 24,9
Surpoids 25 à 29,9
Obésité > 30
Obésité massive > 40
d anjaranareo mi-calcul
amiko zany Miss zany tokony hanana IMC normal
zo
ven, 07/05/2010 - 17:23pour elle c'est 15,19. c'est pas grave si elle est maigre. elle a 6 semaine au villa pour se faire grossir. n'est ce pas
Nihrintsoa
mar, 11/05/2010 - 00:55endrika mba misy jerena iany fa lé taille No kosa eh
NIRINA
mer, 12/05/2010 - 13:27DRY MALY FA SAROKENATRA BE LOTRA
Nanie
mer, 12/05/2010 - 17:18ndry tsara jerena fa saingy ohatran'ny endrika maloka zany foana ki a!fa maninona ndry no malheureuse?LOL
AnjaranY
mer, 12/05/2010 - 18:13za tena naka an Sandra atrà voloan f t@samedi in ten kiv b za.ts aiko na lé trac ko io na aon fa sad nitaraikiraik b iz d nadiso matetika, lé fitafiny t@ nanao satroka in ko ts nampivok bik mits.
herinah
jeu, 13/05/2010 - 23:38izy aloha tena natenaiko nifaninana t@ miss iray izay fa dommage ilay t@ sabotys elle vait ces regles ou koi fa sady coince no tsy à l'aise mihintys on dirait qlqn ki a senti un truc pas cool dans sa petite lingerie, sady crispé be le endriny hita hoe tsy tao mihintsy e, mais bon, voalohany iny e fa miezaha mafimafy e!!!!! mety ho possible dia lé tour de taille amboary kely e!! ok
bobs
sam, 15/05/2010 - 08:53ataovy mlay aki a!! mfonce kely! pote akama le scout n lasy tany am nareo tany mahanoro. ok courage ndry!
bobs
sam, 15/05/2010 - 08:53ataovy mlay aki a!! mfonce kely! pote akama le scout n lasy tany am nareo tany mahanoro. ok courage ndry!
abdul khalifa
sam, 15/05/2010 - 19:27vous voulez des miss de combien de kilos? d'habitude les miss sont très minces. Mialina ny hatsarany indray tena'isany...lol
Franchement tsy misy jerena mihitsy ao. Tsy aleoko ve izy tohy izay ireo efa manequin ppproffessionnel avy eto tananarivo & tuléar(mdr). Tsy mitovy ny compétence an izany e!! VaZZy Sandra!!! enao no mlay indrindra ao e
Nanie
mer, 19/05/2010 - 18:15ouuuuuuuuuuuuh,
Nihrintsoa
dim, 16/05/2010 - 18:51Grave tena grave tsss menatra be ny tenanay tsss na niece keliko 10ans aza ve hanao otr'reny leuh...!!! lé mpanao selection casting kou no tena nôfa eh tsss
awesome
lun, 17/05/2010 - 08:28zay mitsy fa lé mpanao selection casting mitsy no mapmé b
eritrereto lé hoe itondra ny voninahitry M/scar any ivelany kivy b ah
zo
mar, 18/05/2010 - 15:39nga moa tsy efa raraka izy iny e?
carpediem
mar, 18/05/2010 - 15:45Zo efa raraka t@samdi kala Tve io;fa zao eh...tsika mpanao forum njay no hifamaly eto ra mitohy zao satri amisy reo diso may vava loatra kanefa tsy faute'ny pikarakara reny satria ef ahitanao zao vé fa tsy mahay le ol dé mbola nosélectionena ihany?zay le mahavoa ny toetsaintsika gasy mintsy.....on ne regarde pa le debut fa faly hanenjika sy hanaratsy ny efa fanina
LALABE
mar, 18/05/2010 - 16:13Veloma njy zany, na izany aza manaraha tsy tapaka ny suiteny ihany fa mampitombo ny fahalalanjy zany.Tsy mora ny manao zavatra nefa njy dia tsy mba niady mihitsy.Ita mitsy ndry oe tsy manana toetra competitif.
awesome
mar, 18/05/2010 - 16:28sady izy otrany kamo b zay, malok'endrika fona, nefa za t@ volou tena niantoka azy mitsy kiiiiiii
natie
mar, 18/05/2010 - 18:50tena tsra ra ny tarehy,za tena naka an'io mints t@voloany fa vo ni-défile sy niteny kay anana b!!!!quel gachi!!
William
mer, 19/05/2010 - 08:11Mba hatraiza moa ny bika sy tarehy ary ny fahaizanao io ry Nihrintsoa e? mianara ty miasasa alo dia aveo ny vody mba abontsibontsino tsara aloha izay vo miteny olona ty! Azon'ty zany?
awesome
mer, 19/05/2010 - 09:11fa inona letie ra William no tena avantage n'lé vody mibotsina, sa misy anaovana tsapiky tsara sy aderadera @ télé hihih
aza asina resaka foko zany oa fa tsika gasy ary gasy ray fona fa nen'lah efa tsy fitiavana oul avy aty apivoatany ko no betsaka
elah ko ngé afaka tsara mitsikeran ny miss tanà e d kozio eo zé tin'lah kozina fa aza mapiditra resaka foko mitsy
LALABE
mer, 19/05/2010 - 10:00William a,tsara tarehy anie izy e, za aza nalahelobe sady diso fanantenana,fa milaza miaramahita ny rehetra @ zavatra nataony.
Esory ao aminao io resaka foko io d @ zay ianao manana fijery tsy miangatra.
Zany fanavakavahana zany anie ka efa ela no nialana e sady Madagasikara nosy, ra miakatra ny ranomasina aiza ianao no tsy ho aty ampovoantany?ary iza koa no tsy maniry aka rivo-dranomasina?
Ary ianao zany ny vody no jerenao voalohany ra mijery ol an,lol!
William
mer, 19/05/2010 - 16:41marina daholo anie izany voalazanareo izany ry lalabe sy awesome ary tsy foko izany mihintsy ny tanjoko fa manafitohina ahy loatra ny vavan'ireo sipa ato ireo dia tsy maintsy mba mamaly ko any aty e. Tsidiho kely ary ny nanaovan'izireo an'le miss mahajanga ao!
Za anie miandry an'izy roa io mamaly ana fa tena mbola tsy namaly mitsy zareo.
sylla
mer, 19/05/2010 - 21:58tena mampalahelo be , izy nefa tsara tarehy fa tsy mba manana endrika faly mintsy, elle n"est pas assez ouverte.
Nihrintsoa
jeu, 20/05/2010 - 02:17oh ra William a!!! zany iany no ts nanaovako MISS fa menatra be za ra otran reny no atao ao hahahahah efa apenarina fa ééé ptdr enao io mitsy ngamba lé maimbo vody reny matoa matsikaritra an'zany ahahahaha MILAZA NY TS ANONTANIANA tssss
SADY ZAVATRA HITA MASO NO LAZAINA FA TS MAMORONA AKORY!!! FA HITAKO FA TENA TSY AO MIHITSY NY MISS T/VE MAZAVA BE ZANY E!!! hahahaha aza manao vavan'ny mora miakatra rangah ty fa mbola ho lava ty andro iainana a!!! hehehe
Aiza kou no hisy oul hiteny oe TOAMASINA EST UNE PLAGE pwahahahaha :D NAWAK .....!!!!!!!!
Nihrintsoa
jeu, 20/05/2010 - 02:36BISOUS BE William pwahahaha :D tsy hitanao mba manja iany ve za @n'io sariko io??? hihihihihi
Mahagaga anà @ra William dé izy ty toa miresaka VOUDIIII hihihi za nefa ts niresaka voudi mitsy fa dé gaga ny tenanay hahahahaha
Na ny niece-ko 10ans aza ve hamaly otr'zany famalinao zany ry William???? mdr
William
jeu, 20/05/2010 - 06:29Salut Nihrintsoa!misaotra anao namaly fa tiako mihintsy ny miprovoquer anao hotran'io ka!!! mdrrrrrrrrrrrr
enao anie sipa tsisy rahaaaaa è!
Zavatra marina tokoa izany voalazako anao izany ary ny antony nilazako azy dia nohon'ny fanambaniandry ny Miss Mahajanga sy Toamasina.
Marina fa misy faute ny zavatra nataony tao fa na dia izany aza tsy tokony critiquernao ohatran'ireny zareo e!
Ary enao io mitsy anie malaza hoe maimbo zany e! fa tsy hoe izaho indray no ataonao fa milaza ny tsy anontaniana.
Sa prouver-nao ana ny contraire?
nxt
jeu, 20/05/2010 - 06:52dryiii!!! tena derka io é!
NIRINA
jeu, 20/05/2010 - 12:41william>sipa kely tsisy ilana azy io koa no mahasarotiny anao eo.ento en gros any amla any refa zay e!sarotinbody b !fa maninona?tena milaza tsy anontaniana marina ngamba!Na fisabody aza ry baina d io ny anay a!
William
jeu, 20/05/2010 - 13:17izy io anie Nirina tsy havako mihintsy io candidate Toamasina io e! fa trop loatra ny fitsikeran'ireo sipa ireo anazy dia tsy maintsy namaly aho.
Raha fantan'lisany fa fisabody marina ny sipan'lisany dia maninona raha mba atao @tokony ho izy ny commentairen'ireo sipa avy any @lisany ireo?
NIRINA
jeu, 20/05/2010 - 13:28ka io tsisy idirany vody fisaka mintsy zama ah!!!
awesome
jeu, 20/05/2010 - 13:47tsy d azoko marina letie no idiran'i vody @ ty resaka ty,
fa nga tena mandeha b mitsy ny bizn vody any @ lisany any ra William fa otrany io fona no dradradradrain'lah??
azy létsy zany ra fisaka ny azy a!!
aza atao makarafy fo an'lah zany, ra tsy izany malahelo elah fa tsy mahazo fisabody mitsy hahahha
William
jeu, 20/05/2010 - 14:05O ra AWESOME a! mampihomehy be ny zavatra tenenin'là lesy huuuuuuuuummmm!
io anie ambavany ambavany ny antsika e, izany hoe avy @izay tenenin'là farany ihany no tohizako anaovako valinteny amaliako an'là @manaraka fa tsy hoe resabody foana no atao eto.
Dia ataoko inona lesy izany fisabody zany lesy? tsy marary fo @zany lesy zafa tena mba manalanala eto e.
Lisany miteny ana dia za mahita avaly foana e
RAHA NARARY FO NA TEZITRA AHO DIA EFA TSY NAMALY TETO INTSONY HOTRIZAY.
Dia alefaso ndray ny manaraka e!!
Ny aty mahita avaly foana e!
awesome
jeu, 20/05/2010 - 14:47elah lesy tena mapmé anah ra Willi ka, tena marina lol
aleo asina fitoniana kely aloha ty so fa manjary zé mamaky atsika ndray no miakatra eto hihih
mazotoa lesy elah
au fait, elah nga tena tsis atao ao??
William
jeu, 20/05/2010 - 14:52Sady miasa a lesy no mamaly eto @ forum eto a!
isaky ny misy pause kely dia efa rta.mg no sokafana alo e.
awesome
jeu, 20/05/2010 - 15:10hahah mba matetika ny pausen'lah zany
Nihrintsoa
jeu, 20/05/2010 - 18:47pt2rireuuhhh misy ts mazaka mitsy ato a!!! hahahahah hay tokou mou ra willi efa nifofona ny vodiko kou ahahahahah hita mitsy oe mandé marina ny bizina voudy any aminareo any a! ts mahagaga, ts asiko resaka tsony ny vouuddiii fa tiako atongavana dé zao, matoa za mikritika mba misy ahafahany manitsy zé ts mety nataoooonniiiii COMPRENDRE ??? sinon ra ts mi critika azy ny aty dé ts hivôtra mitsy ny Miss ary ra mahita enao tsy ny Miss janga na ny Toamasina iany no critikeko fa ny rehetra, ny Tana kou vo kritika fa enao mitsy no misy ts norma ara tsaina pwahahahah za nge ka ratsy ra willi eh hahahah :D
Nihrintsoa
jeu, 20/05/2010 - 18:51Mivonto fou @tsisy dikany zé zama io hahahah zany mou ra willi oh??? tonio ny fou dé manaraka ny vou...!!! pwahahahah
JE TAIME BE RA WILLLIIIIII :D :D
ahhh saika adinoko lol inn kay ny dikan zany SIPA TSISY RAHAAA???? mdr otran'tsy fitena malagasy zany a!! ptdr be
NIRINA
ven, 21/05/2010 - 14:46nirhintsoa>fa raiza no nisy cotier mahay miteny gasy zany e!!!sady tsy ao koa ny teny frantsay nefa ataony vaza filana fotsiny ny sipa cotiere.
william>mlay b lty l maita anla marary fo eto an!araovy akaiky iany ny num ny doc fa sao ilaina tampoka eo.cardiologue tedavina.
Miam
ven, 21/05/2010 - 18:08marina mitsy zany!!! ty tena Bougre mitsy!!! zero eeeeeeee
NIRINA
sam, 22/05/2010 - 11:19ary to tsy namaly tsony ra william lty e?tsy nahazo pozy tsony sa lasa any @ dokotera fa nihetsika ny arentipo?lol
lépa
sam, 22/05/2010 - 18:40aza d mfanao anzany lôtré
lépa
sam, 22/05/2010 - 18:46enao ty d tena b taym-bava mints
tena mety marary fo ra bandy sarisarim-bav no miaraka @ twa mbo sannn....vy e!
Nihrintsoa
sam, 22/05/2010 - 18:57NIRINA: mbola lasa nitsabo tena ra willi fa niakatra ny tosidrà :D na kou mety lasa namonjy WC fa latsaka zay tsy ho latsaka hahahah ts nahazaka commentaire mdr ptdr
lépa
sam, 22/05/2010 - 19:00Nihrintsoa & Nirina: atônareo angaredona le zanakol,f'in no nataony anareo mtady tsy ho cool a
Nihrintsoa
sam, 22/05/2010 - 19:08lépa: ra mba fantatrao marina mou ny zavatra vitan'io, zao nga enao vo teto? efa tsitanao dôly fa efa nofafain'ny RTA ny commentaire-ny fa tsy norme ;)
lépa
sam, 22/05/2010 - 19:10kôzy v, zay zô vô manomboka libre a, damé de la terre koi.
fanga mamohafady ny atôny?
Nihrintsoa
sam, 22/05/2010 - 19:16lépa: matoa nesorin'RTA dé misy dikany, tsy fampiseho masoandro ny zavatra ataony eto :)
lépa
sam, 22/05/2010 - 19:18fanga miss masoandro aty anaty net
Nihrintsoa
sam, 22/05/2010 - 19:22lépa: ts fampiseho vahoaka ny dikan'zany :p
William
mar, 25/05/2010 - 09:00K D ialahy ry NIRINA! nga za bandy tsisy pasy hotran'là ko hilona eto foana isan'andro fa tsy hisy zavatr'hafa atao ana fiainana hafa atao. FANALANA FOTSINY LETIA NY ETO A!
Ka tsy raha tsy olona adala aho ko ataon'là fa marary fo @ resaka forum.
Efa niteny t@ là aho fa fanalàna fotsiny ny eto ! ny sipan'lisany miseho milay ho be vava dia tsy maintsy mba nivalina e fa izany tsy mitondra mankaiza akory na hihitatra ho inona.
Samy libre hiteny izay tiany isika rehetra eto.