Nom:
RANDRIATSALAMA
Prénom:
Ketty Asmiralda
Sexe:
Fille
Age:
19ans
Ville:
Antsiranana A propos:
1m64
47kg



















Commentaires
Nihrintsoa
mar, 11/05/2010 - 00:58tsala be lé klalou
Mirana Nanou
mar, 11/05/2010 - 16:18zà ko tia!!!
carpediem
mar, 11/05/2010 - 21:45dommage ke t parti si vite Ketty,sois fière de tn parcour et bon chance à toi
MPANOHANA
mer, 12/05/2010 - 08:41ary tsy maharaka mitsy ve ry carpediem zany e! Ketty mbola tsy lasa fa ny miss tamatave sy majunga no lasa e!
AnjaranY
mer, 12/05/2010 - 19:09las aiz?f nga ts mbl @samedi ny évaluation manarak?zay vo mis sip 2 mial?Sa taraik v za?
Mirana Nanou
jeu, 13/05/2010 - 12:16efa lasa t@ samedi zareo 2 vavy e!!!
AnjaranY
jeu, 13/05/2010 - 18:01iz no nak azy?lé M/ga az mbl tstong t@samedi koo!
herinah
jeu, 13/05/2010 - 23:46f'anagh tsy @ samedi eh, sur aloha fa tamatave mety mandeha rafakampisto e, fa ketty amin'ny heriny tys miary miala ireo kah!!!!
fa bndry misy charme kely fa hita hoe tsy naturelle fa otran'ny amboarin,a kely izany!
mpijery tsotra
lun, 17/05/2010 - 08:58saika tsy fantatro ndry maly fa niova, misy fotoana tsara misy fotoana ratsy, fa ny mahavoa andry fotsiny dia somary fohy.fa courage e!
NIRINA
mer, 19/05/2010 - 16:15may kah!!!reveko l avy any antsiranana reny
Nihrintsoa
jeu, 20/05/2010 - 01:41mbola tsala be foana lé klalouuuuu
herinah
ven, 21/05/2010 - 13:57ahoana io ranjoa be io, aza ampitoboana fa ahenao!!! tsssss io no indrokely e!
LALABE
mar, 25/05/2010 - 12:40Nahafinaritra be ny nijery anjy t@ sabotsy.Mazotoa e.
herinah
mar, 25/05/2010 - 13:42lé t@ sabotsy aloha tena tsara e!!
AnjaranY
jeu, 27/05/2010 - 15:52iz ts d oe manaitr an, f mtsiky iz sad rayonnante.Lé ranjo?Hozatra fotsn io d ita b rhf miakatr ny tongony f en réalité iz kely ranjo k!
Elodie dashnikov
sam, 29/05/2010 - 02:59tu vE dir alr kel è musculé?jMré pa êtr sn mec!ptdr
carpediem
sam, 29/05/2010 - 10:32SVP,arrêtez de critiquer même les formes & les morphologies des autre!!!!Vous n'allez pas me dire que vous êtes un être parfait de Dieu...Aoka tsy hanandratena fa hasandratraaa
carpediem
dim, 30/05/2010 - 21:28ke tu etait belle t@ samdi ma belle Ketty,tsara be le volo natao raide fotsiny,waouuu.Mais prkoi tu parle bizarre ref miteny gasy sa mba mizesta?
LALABE
lun, 31/05/2010 - 11:49Tsara, tiako le t@ sabotsy.
artificielle
lun, 31/05/2010 - 11:54- Raha ny bika (silouhette)aloha an, dia i Ketty no tena tsara. 1m64 zany tsy fohy, saingy rehefa hoe mpilatro hifaninana @ any ivelany dia tokony ho lava noho izay.
- herinah, tsy be ranjo zany izy fa ilay position mahatonga an'io. Zao no ahitana fa sipa manao sport sy mihetsika izy fa tsy tsoy ny ankabiazan'ny sipa gasy.
- Carpediem, aza adinonao fa tsy merina anie izy io e! Noho izany tsy zatra miteny ny tenin'ny avy eto Antananarivo izy dia izay mahatonga azy hafahafa rehefa miteny merina.
- Raha ny teny vahiny aloha, tsy hitako omena tsiny. Resaka culture ilay izy fa tsy afaka hanameloka an'izany isika. Rehefa mahay teny gasy ara-dalàna, dia ahaka deraina manokana. Izaho ary efa miezaka manoratra teny gasy madio fa tena sarotra ilay izy.
- Faranako amin'ny teny frantsay. Ketty est ma préférée. Nous sommes habitués à trouver "beau" ceux qui ressemblent à des "vazaha", mais Ketty, elle, a le charme malgache qui fait son originalité. Elle est d'une beauté exotique et tropicale, elle est naturelle. Elle fait des efforts monstres pour parler notre langue des hautes terres; elle doit parler merina, français et anglais en même temps, dont aucune n'est sa langue maternelle, je la trouve admirable de pouvoir garder sa spontannéité dans de telles difficultés. Elle est ravissante sur ses 1m64, une vraie jolie malgache. Oui, si elle était aussi grande qu'Alexandra ou Nomeha, elle mériterait vraiment d'être Miss Madagascar. Et même avec sa taille, je trouve qu'elle le mérite quand même. Mais il faut se rendre à l'évidence, une Miss International ou Top Model se doit d'être aussi grande qu'une girafe...C'est dommage!
mimi micro
lun, 31/05/2010 - 17:23za tsy hoe miseho mahalala fiteny cotier fa efa nipetraka tam cité universitaire tao tanà de nifanerasera tam cotier betsaka; fa tena marina tsy mizesta mitsy i Ketty fa sahirana izy miresaka am fiteny afovoantany; toy izany koa i Riaz le lazainy sasany hoe andranomanalina hono; tsy izany kosa e; manahirana ange ry reto le fiteny merina raha olona efa zatra fiteny any amin'ny sisiny e; de izany daôlo no mahatonga ireny fa tsy zesta na hoe inona akory;
courage daholo e
mimi micro
lun, 31/05/2010 - 17:27hitan'i Carpediem hoe bizarre ve le feony tam sabotsy??? nefa mahafinaritra ana ny mihaino azy; le hoe Andriamanitra ôôôô;
tsy mahasosotra ana le izy fa lasa hoatrany hoe comédienne izy de mahafinaritra be
carpediem
lun, 31/05/2010 - 19:46MimiMicro>tena méga lol mintsy ary zah t@le Andriamanitra ôôô........mais c'est bizarre & marrante en mm temp kw
Nihrintsoa
mar, 01/06/2010 - 18:59carpediem: ts zany lé izy fa zao "Andjiamanitchô" lol hihi bizarre kely ;)
carpediem
mer, 02/06/2010 - 09:23Nihrintsoa>tsy mampanin ana le fiteny cr c pa sa langue le Merina;c drôle fotsiny
mimi micro
mer, 02/06/2010 - 14:53ary i Nihrintsoa tena clown marina a; mapime daôly ze lazainy; mahafinaritra kah
AnjaranY
mer, 02/06/2010 - 16:40hi hi, elle a juste le sens de l'humour!
carpediem
mer, 02/06/2010 - 17:36Quoi quil'en soit,elle est dejà gagnante pour moi,change pas ma belle Kelly....On t'adore comme tu es
Mimi-Micro>enao vé tsy ni'rigoler t@le filazany Kettty le Andriamanitra iny?zah tena tapatsinay mintsy fa reveko kaaa
ANTSIRABE MPANOHANA
mer, 02/06/2010 - 18:05za kao tiako i ketty ilay nanao Andriamanitra iny e! rehef manao ny fiteny merina izy d mafinaritra ana
émi
jeu, 03/06/2010 - 07:46slt! je vote pour toi,KETTY même si je suis loin, je viens de diego et je voterai pour les candidats de ma ville. j'ai confiance la SUPER STAR 2009
émi
jeu, 03/06/2010 - 07:55tu es vrèment jalouse , AnjaranY! essaie de parler les langues des cotiers et tu verras si tu arriveras à mieux prononcer que Ketty, monte sur scène si tu es belle!
Nihrintsoa
jeu, 03/06/2010 - 19:25tokony misy otr'iny ndray am sabotsy hihi tiko be nefa ny fiteniny hihihi
lasa fiteninay ao atrano aza lé izy kou, misimisih ny otr'reny an ;)
mimi micro: njy nga mahay mihira be?
carpediem
jeu, 03/06/2010 - 21:05Nihrintsoa>tongava aky mijery dé mihona @zay ah....on va se marrer ensemble
mimi micro
jeu, 03/06/2010 - 21:14Nihrintsoa; za ky tsy mahay mihira a; fa ahoana aky? zany no tsy nanaovako pazapa lol
Nihrintsoa
ven, 04/06/2010 - 18:57capediem: andé iala voly kely zay am samdi dé tsy afaka fa mety ariva beuh sinon za nandé sady té ahita be anao za :)
mimi micro: dé atao inn fotsiny zany lé micro io am ps njy io? hihi
perlerare
sam, 05/06/2010 - 08:00Nihrintsoa>>>c Carpediem fa tsita ny mot de paseko é tsy mty alefanjyzareo @adresmail ko,GRRRRRRdommage zany tsy eo njy nefa msy grame tsara bé aprè Miss
gaspar
mer, 16/06/2010 - 13:07en faites soyez reelle(parole)
AnjaranY
mer, 16/06/2010 - 13:34Jalouse moi?Dsl f ts azonao lé resak!Nihrintsoa no nolazaiko oe manan sens de l'humour. F en tout cas, ra resak Ketty, j8 pas du tout jalouse.OK?