Real TV

Candidate Miss: Antsirabe

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar
Nom: 
ANDRIATIANA
Prénom: 
Aina Malala Dina Brenda
Sexe: 
Fille
Age: 
18ans
Ville: 
Antsirabe
A propos: 

1m 66
60kg

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de zo

zo

jolie, pétillante, bien malagasy...mais juste un peu grande. Doit faire des efforts. Note : 8,3/10

Portrait de LILI

LILI

U 2 Tro bel jeune fil I hope ke c tw ki gagne ou B1 celle de majunga!!!!!!!!!! courage

Portrait de MPANOHANA

MPANOHANA

Tsara tarehy akia indry a! raha mijery @nareo rehetra ao dia indry no tokony ho lany.Nareo sy Lanja samy tsara daholo fa dommage Lanja efa raraka, fa na iny aza hita koa fa fa miangatra ny mpitsara fa tokony majunga na tamatave ny mister no nitsana e! fa io moa ny mpijery no tena mahita fa ny mpitsara no tompony teny farany e! fa na lany na tsy lany ndry Brenda dia milay foana a!

Portrait de blata

blata

milay izy lo e, fa ra ts miena ny taviny de ts lany iz!
courage e

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

lé kibo fotsiny mantsy kia no esorina kély sy lé fé dé ao tsara an! sinon t'es jolie jolie

Portrait de MPANOHANA

MPANOHANA

ary efa hitako t@ télé ky njy fa efa nihena sa arakarak'ilay akanjo anaovana ve? hitako tsy misy kibo akory aza njy @ télé?tsara tarehy aloha ndry e!

Portrait de namby

namby

cc piso!
ts oe matavy njy fa le akanjo mints n matonga anio!
conseil ftsn oe njy efa tsar fa mitsiki fona an!srtt rf manao défilé in fa nareo manko otran tsd mis mtsiky!!
ny famille reetr aty ambondrona manoana anjy fona fa aza kivy e!!njy lo itako oe çava b mints d toizo fona n ezaka fa tsmis malany anjy reo!!lol!ay d aza adino mvavaka fa zay mvavaka oandry doly!!courage ozy r ton2 franck,tatie,fran,jo,kyo!bizu!!

Portrait de sarah

sarah

t trop top, toi aloa tsy taitra ts maika tsy tara eh!réf midéfile fotsiny d mbo dynamic kel sy mbo mitsikitsiky tsara eh

Portrait de Jacky

Jacky

Tsy maintsy 'ndry ry BRENDA no lany eo a!!!!!!!! Sady 'NDRY IRERY NO MANJA KELY @reo MISS ireo dia mba ataovy milay be ohatran'ny nahazoan-ndry an'ny CHAMPIONNAT DE MADA t@ JUDO nifanesisesy isan-taona io .AMPITATAFIKA suporteur eny foana!!!!!!!!!!!!!!!!!!BONNE CHANCE..

Portrait de Jacky

Jacky

Efa tsara !!!!!!!!!!fa tohizo ihany!!!!!!

Portrait de Anosizato

Anosizato

Slt BRENDA! T'es et tu seras la meilleure e! Nous sommes certaines! Tes beautés et surtout tes intelligences (vue ton âge) te faisaient une grande différence! Alors continues et bon courage! Anosizato sont tous tes fans! et qui ne ratent aucun tes reportages, surtout Cendrina kely avec ses mots "Aiza ndray Brenda teo?". Allez bon courage akia! Nous prions pr toi!

Portrait de murielirina

murielirina

coucou Brenda ! c'est Muriel ! ta cousine en France! que t'es belle!!waooh ! pour nous et toute la famille ,c'est toi qui vas gagner! :)on est avec toi à 100%
ALLES GUTE !! meine liebe Brenda!!!deine Tatie Sol!!!
Big Bisous!!!! von Frankreich

Portrait de poupoun

poupoun

on t'aime Brenda, et on te soutiendra tjr pour kw ke ce sw, va jusqu'au bout car tu l'mérite et fé de ton mieux car T la meilleure! On t'aime Biz! Rojo et Vero!

Portrait de Tonton_Hery

Tonton_Hery

Slt Brenda, mahafinaritra fa tohizo foana, ataovy daholo izay maha manja dia hianaro tsara ny fianarana omena fa izahay manohana anao foana
Tonton Hery aty Ambaniala
Bye bye

Portrait de Tonton_Hery

Tonton_Hery

courage foana Brenda, atao izay mahafinaritra e

Portrait de Tonton_Hery

Tonton_Hery

Slt Brenda, resinao daholo ireo fa ataovy milay be foana ny défilé sy ny style izay atao, ary ny fianarana ampanaovina ataovy milay, maka anao 100% izahay rehetra famille-nao aty Ambaniala
bye bye de gros bisous

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

fa ono oa eh! mba hitan'zareo any ve aloha lé commentaire eto eh! tokony mila mijery an'reo mantsy zareo @zao fifanitsanana zao lol

Portrait de Tonton_Hery

Tonton_Hery

Ataovy milay be fa izay mifanintsana aminao eo dia ho resy foana e, sady ianao koa anie tena ao tsara e,

Portrait de murielirina

murielirina

Pour moi t'as déjà gagné!!t'es la meilleure et la plus jolie!! On est fier de toi !!et on va croiser les doigts pour que tu gagnes!!!!Tianay foana indry na inona hiafaran'io na inona é!! Indry ihany no anay an!

Portrait de Tonton_Hery

Tonton_Hery

SALUT INDRAY BRENDA, MILAY BE E, ILAY SARINAO ATO ANATY INTERNET DIA EFA MILAY E, OK DE MAZOTOA

Portrait de herinah

herinah

trop timide et en dirait pas très sure d'elle, tu est très genre amis amis par contre: je veux dire sociable mais aime faire ce que tes amis font....! pas très mature je dirais!! mais jolie quand même!!!

Portrait de herinah

herinah

trop timide et on dirait pas très sure d'elle, tu est très genre amis amis par contre: je veux dire sociable mais aime faire ce que tes amis font....! pas très mature je dirais!! mais jolie quand même!!!

Portrait de William

William

Izy ndraika longany tsara tarehy fa saingy fisa-body loàtra!

Portrait de tantine

tantine

BRENDA tu vas gagner comme l'Olympique de Marseille ,continue bonne chance Claudine kely !!!

Portrait de ANTSIRABE

ANTSIRABE

MILAY NDRY BRENDA FA TOHIZO FOANA NY EZAKA @ REHETRA NA AZY.MANOHANA HATRAMIN'NY FARANY IZAHAY.DIA BISOUS BE E! FIANARANA NA NY FAHAIZANA MI-DEFILE.NDRY AZA MBOLA KELY TAONA NOHO NY SASANY NEFA MAHAVALY FANONTANINA TOY IREO EFA ZOKIN-DRY AO, MIDIKA IZANY FA KELY MATOTRA INDRY SADY MAHAVITA TSY AMBAKA NY HAFA.BISOU BE AVY ATY ANTSIRABE

Portrait de ANTSIRABE

ANTSIRABE

TOHIZO FOANA NY EZAKA NA EO @ FIANARANA NA NY FAHAIZANA MITSIKY SY MI DEFILE. GASY KA MANJA E! TSARA BE BY SARIN-NDRY IO.zany ka GASY E!

Portrait de Jacky

Jacky

TOHIZO NY EZAKA !!!!!!!!!!!!! FA AMPITATAFIKA EO FOANA§§§§§§

Portrait de Claudine

Claudine

Efa tena tsara be ny zavata ataonao fa ny tsy mety dia ny fampindramanao ny akanjonao an'ankizy miss hafa ka lasa lany manja ny akanjonao .BONNE CHANCE!!!!!!!!!!

Portrait de fanja

fanja

BRENDA garde bien les cheveux longs tu es super fifi plus de chance et bonne chance pour toi!

Portrait de cousine

cousine

MISS BRENDA SPORTIVE continue pour la santé courage et bonne chance

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

mba mijere tsara kosa alou toi ry william fa tsy ilay lazain'ny toi mitsy izy a! misy mbola fisaka be ao fa za tsy hanonina eto fa samy mahita , nefa merci an toi aloha fa kay hitan'ny toi ihany izy fa tsara tarehy a!
Za araka ny efa lazaiko any ambadika fa mpijery tsotra ary mandinika fa izy nohitako andrombaka ny miss rta mada, kely taona raha oharina @ hafa nefa hita fa matotra sady ny connaissances ao @ taonany tsara.Ireo efa zokiny aza mbola hita miakanakana rehefa miteny.Za mankafy andry fa tohizo foana ny ezaka @ fianarana sy ny rehetra rehetra.
ARy tena sociable be nge ndry zany fa ato misy milaza fa mampindrana akanjo ny hafa e! izany aloha dia hita taratra hoe mahay miara-monina @ olona ndry tsy manavakavaka ary tsy miavona na koa mitokatokana, fa na zany aza a! jereo ihany aloha fa fifaninana nge io dia samy manao izay ananany e! fa tohizo fa tsara daolo izay ataondry, sady hita hoe tena gasy mitsy ndry.courage akia

Portrait de namby

namby

slt cousine!!
tik b le mtsik sad mety tsar!!
on è tjs ac tw!bizu!!(tatie dou,to2 franck,fran,jo,kyo,namby é tte la famille)

Portrait de natie

natie

za maka anji!!! mila mihena kely, d atsarao koa ny sisa d poins beu!!!!!!

Portrait de MBOLA ANTSIRABE IHANY KOA

MBOLA ANTSIRABE...

AO DAHOLO ANKIA NY CRITERES REHETRA HAHALANY ANDRIA FANAMAFIASANA TASARA NO SISA - COURAGE FOANA AN BE MPANOHANA FOANA NDRY NA DIA AN'NY MPITSARA AZA NY DECISION FARANY.
ATAOVY MILAY FOANA IZAY ATAO REHETRA FA NDRY MILAY BE OHATR'IRENY TSY NI -RATE IRENY MIHITSY MANDRAPAHATONGA TEO AMIN'NY FAHAFAHA BACC !

Portrait de MPIJERY TSOTRA2

MPIJERY TSOTRA2

NAFINARITRA BE NY NAHITA NDRY T@ LE NATAO INTERVIEW LA AVY TANY ANDRANOMAFANA NAREO, ilay nipetraka d nanao botte marron dia ny amboniny koa marron.tsara tarehy ndry an! sady hita foana hoe naturelle be la fitsiky ny ny fiainana rehetra.dia tohizo foana dia ny fianarana koa ataovy tsara foana.ndry nge no zandriny ao raha tsy diso aho e!za mpijery tsotra fotsiny e!

Portrait de Gsis

Gsis

ratdy be tena

Portrait de Gsis

Gsis

tena tena ratdy mits

Portrait de MPIJERY TSOTRA2

MPIJERY TSOTRA2

inona zany ratdy zany ry Gsis?
Amiko mpijery tsotra aloha izy no tsara ndrindra e! sady ny fitsiky ao tsara mits.dia manaraka ny miss fianarantsoa dia vy eo vao ny miss tanà.Raha izao no atao hoe ratsy dia tsy haiko hoe aôna ilay hoe tsara.sao dia diso adiresy ary i GSis io e!
Milay enao dia courage foana an!

Portrait de herinah

herinah

tsara aloha ilay sary e, fatsy misy miss be sandry kosa e, sy be ranjo ahenao fa tss mety indray kah, diso mankafy sport be lotra ndry dia ireny ny vokany rehefa trop ny kotrana, dia aza charmena lotra ilay prof gym fa menatra e... sourire be foana aloha e, gasisasy tsara fa amin'ny andavan'andro tsy matotra no mihanta beuh!!!
fa ilay t@ sabotsy tsara kah!!

Portrait de MPIJERY TSOTRA2

MPIJERY TSOTRA2

marina aloha izay izy sportive be izay e! t@ voalohany toa hoe izay faritra tiana hahena na ampitomboina no atao rehefa manao ilay gymn, kay ny zavanisy tsy izay fa samy mikotrana eo daholo dia vao mainka mitomba ihany ny kotrana fa io afaka sandry sy ranjo io afaka rehefa tsy mikotrana.ilay hoe mihanta be angamba mety ho izy no zandriny ndrindra ao kay @ vhv rehefa nijery ny taonany aho.NEfa ny connaissances tsy azo lazaina hoe ambany mihoatra iretsy efa zokiny an! fa aleo mitsiky foana akia fa iny no tsara a!dia courage e!

Portrait de Miam

Miam

tros gros e!!!tokony ahenany ko ny sourirany fa ita be daolo ny nisiny rehaetra de simba ny charme!!conseil!!awa variana am Vernier tsy ho andry ky iny a!!

Portrait de sarah

sarah

fa ilay izy kosa ve election miss sa mannequin eh?Ra ny fahitako azy aloa hatreto izy no mahafe ny miss fa ny maro d mannequin daolo

Portrait de carpediem

carpediem

Miam:meciiiiiiiiiii pr tn conseil pr Brenda ;on dirè kel è varina @ol efa manatompo ehhhhhhh
Ptdrrrrrrrr

Portrait de lépa

lépa

sam manana ny revivy io e.
zany no tena gasy e,mlay njii d mlay ko le gabari

Portrait de Diary

Diary

visage bien dessiné, volo ao tsara, mahay mitsiky, en gros pas mal fa... fa... fa... somary lehibe izay ireo cuisses no tsininy kely!

Portrait de Diary

Diary

visage bien dessiné, volo ao tsara, mahay mitsiky, en gros pas mal fa... fa... fa... somary lehibe izay ireo cuisses no tsininy kely!

Portrait de herinah

herinah

fanja:ny volo rehefa manao miss dia tsy maintsy miovaova,mbola mety ho tapahan'ny mpanao volonjareo ary io raha ilaina mila mahafoy ny rehetra any aminy izy e, sacrifice fa si tu ose le faire dia tsara sinon.... fa mila miova look na izany aza e!!!
fa indry akia mikotrana loatra ah, ny vatandry tiko be ny forme fa mbola hita hoe zaza ihnay aloha na izany aza e, amin'ny fomba famaly fanontaniana andavan'andro.
efa natahotra be ve njy t@ sabotsy nefa iny anie efa hita fa tdy ho indry mihintsy aloha no andeha e!!!
tsara ilay defilé crazy anareo an, nahita pause tsara!!!

Portrait de SARINDRA

SARINDRA

aza manao sport be tsony dia tena ao tsara avy eo!!

Portrait de namby

namby

slt njy!!
çava tsara v njy ao!?zay matsiaro anjy fona ky fa atov tsar fona n fenarana d courage fona an!!d az adino mvavak r kala a!
bizu d enaro tsara ono n lesona oz tatie dou e!
mazto bren a!!

Portrait de namby

namby

slt njy!!
çava tsara v njy ao!?zay matsiaro anjy fona ky fa atov tsar fona n fenarana d courage fona an!!d az adino mvavak r kala a!
bizu d enaro tsara ono n lesona oz tatie dou e!
mazto bren a!!

Chat

Commentaires récents

Portrait de FARANTSA
Il y a 1 semaine 2 jours
Portrait de FARANTSA
Il y a 1 semaine 2 jours
Portrait de Mixxmi77
Il y a 14 semaines 14 min
Portrait de Rajeritsimahita
Il y a 19 semaines 1 jour
Portrait de Irymay
Il y a 25 semaines 1 heure
Portrait de Lix Zu
ok
Il y a 26 semaines 6 jours
Portrait de JESSICA SAM
Il y a 27 semaines 5 jours
Portrait de mitats droux
Il y a 28 semaines 1 jour
Portrait de PIRINARO
Il y a 28 semaines 1 jour
Portrait de ketmania
Il y a 28 semaines 1 jour

Les membres

Les membres connectés

Aucun membre connecté actuellement

© apiqa.mg