Real TV

Candidat: Mister Toliary

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar
Nom: 
RIAZ
Prénom: 
Hassan
Sexe: 
Garçon
Age: 
21ans
Ville: 
Toliary
A propos: 

1m 86
75kg

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de nanté_twiggy

nanté_twiggy

bof

Portrait de LILI

LILI

U pe pa sourir un peu car U 0 l'air un peu tro matotra nef I know ke U Né pa du tou matotra!!!

Portrait de sheenobe

sheenobe

un mister ça ? n importe koi, ça en dit long sur le gout des jury , burpppp

Portrait de kinou

kinou

putsain !!!!!!j'aurai dû me postuler pr representer tulear

Portrait de kinou

kinou

putsain !!!!!!j'aurai dû me postuler pr representer tulear

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

trop...trop...trop.....aleo ts lazaina ka :D

Portrait de herinah

herinah

ilay regard doux rehefa maka saery efa be mpanao lotra e!!! fa tsy gasy 'reto izy ahh, ny ahy izany ilay anarana malagasy anie 'reto kah typique eh, mafinaritra ery mahita vazaha intriguer @ nom malagasy fa raha io no makany andafy dia lazain'ny olona fa any afgha ve zareo??? dia lazaina fa troupe ben laden eo tsika dia tsy misy mahafantatra mihintsy!!!! metus io fa tsy gasy!!!! aoka kosa eee!!! tssssssssss

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

matok tena taknin!!!!!!!enao nge na aon na aon tsmaints mahazo kiana foana e!

Portrait de Nanie

Nanie

le t@sabotsy sy le omaly toa izy foana no voatonona voalohany tafakatra kouuu!nitazona ny laharana voalohany ve zany izy?

Portrait de vexolivier

vexolivier

super man!!!!on compte tous sur toi!

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

mahagaga tokoa fa izy no voatonona 1 dia izy ve zany no voalohany @ naoty, nefa nge nt fiteny frantsay dia tena zero e! ny tarehy koa tsy ao mitsy.

Portrait de tiouk-atimo

tiouk-atimo

ka maka lagy koahy riaz, ry zalahy maka anao, ny olona mialona satria matahotra ho azon' ny sisintany ny amboara, françain' i riaz ekeko fa somary komika satria ny je ny azy lasa ze! kanefa raha kapasité intelo vernier dondrona zay tsy mahay manavaka ny mot fem sy mas izany no tokony ho lany??????????

Portrait de mpijery tsotra

mpijery tsotra

marina aloha fa i riaz mbola ambony noho i vernier raha fahaizana e! fa hitako hoe i Lova no tokony voalohany.ilay ze ze miverimberina kosa moa tsy izy e! tokony mba efa ovaina je @izay e!fa marina koa fa ilay mpampianatra an-dry zareo tokoa ve tsy manitsy an'io ze ze io rehefa mihaino azy e! TSy maninona mitsy raha azon'ny @ sisin-tany io kah!nyloko ôtr'ireny no tena gasy

Portrait de LALABE

LALABE

Ra mahatsikaritra ianareo dia somary ohatra ny badalela v ny filazana an'zany sa ahoana? fa refa mitent tr i Riaz dia ataony oe ts ka sao d zay no mahatonga azy manao oe ze.fa na izany aza tsy ita iany zay ho alaina, nefa ry zalahy miezaha a,mbola tsy tara tanora ianareo raiso ny kritik fa ianareo indray no hiomehy ireo mihomehy anareo reo @ manaraka.Samy malagasy isika na anivontany na sisiny fa zay lany eo dia mba aza manao izay mahamenatra ny malagasy.

Portrait de natie

natie

mapme lou lé mi zozote b eh!ny tarehy ko moyen!fa enjana kosa ity t@lé oe description carte postale an!izy rery angamba no tena naatafavoka an lé izy,normal izy oe votonona voloany!fa mila manao exercice de prononciation betsaka! ra ny sain'io sy ny feoan'i lova no atao ao @vernier d tiko b!fa courage fona e!!

Portrait de LALABE

LALABE

Marina izany ry Natie a.za koa mitovy fijery @zany.courage daholo e.

Portrait de Nanie

Nanie

lol,(natie):mahita tenenina aki ,nareo?hiiiiiiiiiii mety aloa le hevitra eh!ao tsara mintsy!andraso fa haka manam-pahaizana be tsika hanova azy hiiiiiiiiiiiiiiiii,nofy ririnina!

Portrait de carpediem

carpediem

Felicitation leisy Riaz ah,bn chance pr la final

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

Io no ts reveko ndrindra hahahaha lol

Portrait de herinah

herinah

zah koa fa otran'ny tian'ny rta izy an

Portrait de carpediem

carpediem

Nihrintso& Herinah:suis dak sr votre choix é vive la liberté de chwzir ki on ve & voudra.....
Tiouk-atimo:aza mialona oua fa ra nahay enao nanin no tsy nanao mba hohita zay apôka kay........

Portrait de carpediem

carpediem

On verra zay fipoahany @05/06 eh,sinon,bonchance leisy Riaz ahhhhhhh

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

carpediem: kambana @tiouk-atimo ngamba io hahaha LOZA mdr

Portrait de lépa

lépa

jera zany izy

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

lépa: pt2r :D

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

zany ny bandin'anjanomalina an!!! ptdr
ataoko fa tsy hisy mister hiteny mitsy oe "TSANO" "TSOTSA" "RITSA" "INJAINJAY" pwahahahah ptdr

Portrait de tiouk-atimo

tiouk-atimo

nihrintsoa, ra ny tena adranomanalina izao no asiana kozy dia mandiniha tena satria ny toetran 'toi otran' ny andevo, any france ngah toi mieritreritra fa misy manala an' ireny olona badalela ireny? mety mbola tsy tany aloha é!!! ny toetsaina mihintsy ny nao no tokoy amboarina, raha CAPACITE INTELO an' izy sy vernier no jerena dia mbola andrano ihany ve izy? asa !!!izahy tsy kambana fa za koa tsy maka dondrona!!

Portrait de carpediem

carpediem

Nihrintsoa:iza no kanmbana @Tiouk-atimo kay?

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

be vava b dhl ranga nareo a!kanmm!
c vrai, bada lela Riaz f jtrouv f iz mak mlamn sad ts taitaitr nef d voatonona voalohan foana.Matotr b na ts d oe mlay no Vernier az, il a quelques choses de spécial.Diniho tsr!

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

tiouk-atimo: MBOLA OTRANY ZANY FA TSY TENA IZY HAHAHAHA MDR
carpediem: tiouk-atimo kambana am bandin'anjanomanalina mdr

Portrait de carpediem

carpediem

SVP,SVP:arêté de dire de mal de autre fa tsy mety nga zany ehh;io ny nanaovany tompo azy,izy ary mankasitraka anio sois disant defaut'ny io ka nareo njay vé no manakiana azy,mifona reto ahhh,jereo ny TV JERY @20h dé azonareo ny tiko ambara fa tsy tsar ny manaratsy olona toy zao

Portrait de LALABE

LALABE

IO DEFAUT IO MITSY NO MAHA IZY AZY,E.ALEO RY ZAREO ENCOURAGENA D ANDRASANA NY @05.

Portrait de mimi micro

mimi micro

Hitanareo le resaka bada lela; za manana namana avy any toliary de tena mitovy amin'i Riaz mitsy ny fomba fiteniny; zany hoe ry zareo avy any zany no manao fomba fiteny toy izany; ny sasany fa tsy izy rehetra; sady na izy irery aza no manao an'izany ny fiteniny; za tsy mba sahy manaratsy olona izany ry reto fa mapalahelo anahy izy a; défaut ange bedabe e; samy manana; sady tsika mafy loha be dahôly; efa mba hoe aza manaratsy olona izany ho a; fa e e e; tena mbola manaratsy ihany nareo;
Veloma fa za malahelo be mahita le fanaratsianareo olona kah

Portrait de Elodie dashnikov

Elodie dashnikov

lol!

Portrait de kaliana

kaliana

j'aimerai comprendre pkoi fallait-il 2représentants pour Tanà??! et pkoi, bizarrement, les mister 2Tana sont-ils frères? pour doubler la chance ds la famille des "babakoto tsy ampianarina manao tarehy ratsy" sans doute... et comment se fait-il que la Rta ne se soit pas chargée de faire +de pubs dans les provinces, du moins de maintenir les gens de la côte au courant de ce qui se trame ici!!? franchement, je ne vois pas pkoi s'être donné autant de peine pour les déplacements si le mister en kestion a été élu avant le vote final? ... en vlà encore un de ses sarcasmes à la rta!!

Portrait de kaliana

kaliana

herinah

Portrait de kaliana

kaliana

traiter klk1 d laid ne te rendra pa + bell,
traiter klk1 d idio ne t rendra pa plu inteligente,
traiter klk1 d gro ne te rendra pa + mince,
traiter klk1 d pauvr n te rendra pa + riche,
sacager l vi d klk1 ne t rendra cert1nemen pa + Ereuz.

saintsaino..

Portrait de kaliana

kaliana

mes com's sont valables pour tous les autres "TSY MAHAY MIAINA" ato amty forum ty

Portrait de tiouk-atimo

tiouk-atimo

kaliana: tu as raison ge suis d'accord a 100 /100 fa ny blem tsy maintsy misy mahay mianaina mahita kiana fona, omena ny patsa iray tsy omby vava dia ny tena no ratsy!!

Portrait de carpediem

carpediem

Kaliana>"balaie devant ta porte avant de balayer devant la porte des autres"enao milaza fa(traiter klk1 d idio ne t rendra pa plu inteligente) nefa enao milaza fa ses gens là sont des familles des "babakoto tsy ampianarina manao tarehy ratsy"est-ce que vous connaissez un peu la valeur d'estimation ou consideration des autres dans la vie?????

Portrait de carpediem

carpediem

Nihrintsoa:je ne suis pas là pr donner de leçon mais pour dire au autres fotsiny oé:aza dé tia manaratsy ny hafa fa tsy mety;enao io ngé matoa nataon'Tompo dé tsara zany eh,ko manina mamorona atmosfèra manimba toy zany
Kaliana>je vs invite à regarder l'emission de Pasteur Jocelyn sr Jery @20h tt les jours é vs comprendrez kil ya des choses kon ne pe pa dire ms les gens ne save mm pa,famerenana @6h du mat sr la mm chaîne iany
William>tsy mety ny fanaovana TENA ny hafa,manana anarana nge io olona io eh,mo ra tsy tianao antsoina @anarany,antsoy hoe :rahavavy dé zay.....Io vava io ngé reto nomen'ny tompo hitenenana zvt tsara fa tsy ratsy eh
Mazotoa daholo

Portrait de William

William

Marin'izany ry Carpediem!
Fa aleo aloha ho hitany io commentaireko io hijereko izay valinteniny.

Portrait de carpediem

carpediem

william>>Tsy mila sitraka aho na quoi que ce soit fa mba manimpy teny kely @le fomba fiteny tsy maotina ataony sasany eto @Forum

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

fa nga mis mtad hanangan ady ato lety e?za alo d'accord @carpediem @lé resaka nataon Kaliana io et puis t iteny ko za oe satri v tsmis mfakait tarehy tsik d osé b dhl ny fiteny?Franchmen, ra tena lehilahy sy vehivavy tsika, ts @net no itenenana anzao teny rht mety ts o voateny face à face rht zao.Mfanaov RDV d avoahy ambava dhl ren ra sahy nareo d mfanazavà f manjar ny site rta ko no las maimbo.Ts anabe moral za f sam lehibe tsik ka maalala ny mety sy ny tsy mety.

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

ay d saik adino lé bandy tokn tena resaan eto, bonne chance et bon courage à Riaz pour la finale.Que le meilleur gagne!de toute façon, na meilleur enao na tsia tsy ilaozan zé kihana!

Portrait de Nanie

Nanie

tena tsy mahatamana ntsony ato @forum fa toa resaka maloto be daholo kouuuuuuuuuuu,raha vita io miss et mister io de iza ndray no ho kianina sy anaovana teny fankahalana eh!vraiment le toe-tsaina tena ohatran'ny tsy gasy,c'est honteus quand meme,ny gasy tia fihavanana,ny gasy mifanaja ary tsy zavatra tsisy dikany io avy no atao hampiady sy ifamoahana vava maloto,mba tianareo ve hoe resaka ratsy be toy ireo no mivoaka avy ao @sainareo sy ny vavanareo ary soratan'ny tananareo????????mba mamoaha zavatra tsara mba ho fierté-nao sy hanajan'olona anao,
N.B:dédié ho antsika rehetra ato!aoka hifanajà ry zareo a!de toute façon tsisy hiara-handeha à france miaraka @zay lany eo,sady matoa reny no voafidy de reo zany no tsara eh!manaova ze mbola mahita ny tenany ho tsara @manaraka de ho hita eo ndray,ze mandresy tsy hobiana de ze resy tsy akoraina,merci pour votre compréhension!courage be dahoolo ho an'ny mpifanina rehetra fa samy tsara moa tafakatra!

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

William: aza ankalazaina be loatra fa menatsa beuh za hahahahaha sô dé tsisy mpitia eo tsony pwahahaha zany cheri a? tiko be mou ra willy oh? :D :D

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

tiouk-atimo: aza ankalazaina be oa fa menatra lé sipa hahahahah zany ry cheri malalako isany an??????

Portrait de mimi micro

mimi micro

inona ary ty fombanareo ry reto? fa fanomezana sosokevitra ve eto sa fanalana baraka olona e; sady am zay olona mbola tsy hitanareo hatrizay akory fa faly hanaratsy olona fotsiny; mampalahelo mihitsy le toe -tsaina ry reto fa mba ovay a

Portrait de webmaster

webmaster

Azafady aleo mba mifanaja na amin'ny fiteny sy fanoratra manjary manimba ny serasera, indray andro mety hivoaka amin'ny télé io sarinao io.

Chat

Commentaires récents

Portrait de FARANTSA
Il y a 1 semaine 2 jours
Portrait de FARANTSA
Il y a 1 semaine 2 jours
Portrait de Mixxmi77
Il y a 14 semaines 13 min
Portrait de Rajeritsimahita
Il y a 19 semaines 1 jour
Portrait de Irymay
Il y a 25 semaines 1 heure
Portrait de Lix Zu
ok
Il y a 26 semaines 6 jours
Portrait de JESSICA SAM
Il y a 27 semaines 5 jours
Portrait de mitats droux
Il y a 28 semaines 1 jour
Portrait de PIRINARO
Il y a 28 semaines 1 jour
Portrait de ketmania
Il y a 28 semaines 1 jour

Les membres

Les membres connectés

Aucun membre connecté actuellement

© apiqa.mg