Nom:
VERNIER
Prénom:
Georges
Sexe:
Garçon
Age:
25ans
Ville:
Antananarivo A propos:
1m 86
80kg


















Commentaires
nanté_twiggy
jeu, 06/05/2010 - 09:08Ah ! celui-là il ira loin :-) Alefaaaaaaaaaaa !!!!
LILI
jeu, 06/05/2010 - 19:32slt tw GEORGE!!!!! u v1 pa 2 la jungle pa hazar mn beau!!! lol
sheenobe
ven, 07/05/2010 - 13:52uuuummm sexy , regard ténébreux , un rien macho,, yessssss!!!
Pisoo
ven, 07/05/2010 - 15:50mlay enao fa hita be fotsiny we metisy be
nanté_twiggy
ven, 07/05/2010 - 15:55Metisse c'est vrai fa izy kosa no mbo tsara ndrindr am reo bandy rehetra ao reo eh ! marina fa misy lavitra tsara no izy izay tsy nanao ilay concours fa pour le moment kouchani an ! izy louni jhao no milay ndrindra dé lé mister antsirabe fohy kely in looooooooooool
MOI
ven, 07/05/2010 - 16:01slt Pisoo !!!
Pisoo
ven, 07/05/2010 - 16:36de ho sanatri v de ianao no hibata ny amboara?? hita eo eeee
AnjaranY
ven, 07/05/2010 - 17:50ko manin?Iz s Lova nge n az raisn ndrindr e!F iz n tiandry?
carpediem
ven, 07/05/2010 - 22:22Piso< ak ra metisse nag izy dé tsy toukony hanao sa ????é si c lui ki gagne dé aona,pbl vééééé
Tsolo
sam, 08/05/2010 - 03:01Vernier, c'est toi le meilleur,
Ne change rien,tu seras tjrs le meilleur
Courage e!
Tsolo
sam, 08/05/2010 - 03:03iz kosa ané no tsar ndrindr @reo e!
ny sasany ts ao mits. hi3
carpediem
sam, 08/05/2010 - 19:40zany mintsy eh.......bzolé alo pr Lanja éééé,mody @taniny
Avril Moon
dim, 09/05/2010 - 03:14Les cyclopes règnent ds ls pays ds aveugles!!!!Mahit atao kouu tw an!!!!!Respect 4 beautiful laugh against this system!!!!!!!mais bon!!!!Ur a dreamer but ur not the only one.................................
mitchie mindie
dim, 09/05/2010 - 11:27bomba b vernier fa i lova tro mafatifaty kwl pisou d boone chance a vous eh de toute facon le tableau est deja clair
hasina22
dim, 09/05/2010 - 16:42akory aby ze bets membre ato @ rta
Nanie
dim, 09/05/2010 - 19:03salut,franchement,tena hita hoe Vernier sy Lova no tsara ao @mister de ny miss ndray eo ho eo daholo tsy de misy manaitra be loatra,de raha lany zao ny 1 @izy roa de ohatran'ny hoe miangatra ndray ny rta e?nefa hita ihany hoe hafa ihany le pro eh!le miss antananarivo koa nefa tsara ihany fa saingy toa miavona zany,matoky tena be loatra marina araky ny voalazan'ny namany nefa be be handrian zay iahny an!tsy hita eh,ho fantatra eo ihany ny farany,
Pisoo
lun, 10/05/2010 - 10:48le miss no tsy fantatra hoe mety ho iza no lany fa le mister rehefa tena nodinihina dia lasany Vernier io, jereo tsara nge eee!!
nanté_twiggy
lun, 10/05/2010 - 11:17Vernier eh ! tsy maintsy lany mister mada ! lé miss marina no tsy dé hita loatra hoz iza ré eh ? Samy eo eo daholo fa tsy dia misy mi-démarque loatra sa ahona hozy nareo ?
MPANOHANA
lun, 10/05/2010 - 11:33Ny ahy ny hitako izao ny miss dia ilay antsirabe iny no hitako hoe tsara sady ny fitsikiny tena mafatifaty be, ilay tanà ndray ôtrany manaitra fa rehefa jerena tsy de tsara sady ôtrany miavona zany ny fijery ary.hevitro izay an! ary ny hafa
NASANDRATRA
lun, 10/05/2010 - 11:59lé miss tuléar ko bomba b a!
MPANOHANA
lun, 10/05/2010 - 12:02fa tsy mahay loatra lay miss tuléar no mahavoa azy, fa matavy koa e!
NASANDRATRA
lun, 10/05/2010 - 12:03Vernier alou milay é!! tsis kism
sarah
lun, 10/05/2010 - 14:53marina le voalaza le antsirabe mahafinaritra sad ohatrany sociable no maka milamina fa ts taitaitra
sarah
lun, 10/05/2010 - 14:55marina le voalaza le antsirabe mahafinaritra sad ohatrany sociable no maka milamina fa ts taitaitra
sarah
lun, 10/05/2010 - 14:56marina le voalaza le antsirabe mahafinaritra sad ohatrany sociable no maka milamina fa ts taitaitra
sarah
lun, 10/05/2010 - 14:57marina le voalaza le antsirabe mahafinaritra sad ohatrany sociable no maka milamina fa ts taitaitra
awesome
lun, 10/05/2010 - 15:08ary lé miss fianar tsy mba asinareo resaka mitsy hihi
MPANOHANA
lun, 10/05/2010 - 15:36le miss fianar lava be fotsiny fa tsy dia misy bika,ny tarehy koa ôtrany be maso loatra.Marina tokoa ry sarah fa ilay antsirabe milamina tsara, tsy taitra nefa mafatifaty, io ny ahy no ahiako ho lany raha tsy hangalatra ndray ny mpitsara hoe tanà ihany.NYtanà foana mantsy no aseho télé matetika, tena mahagaga mitsy.
Tsolo
mar, 11/05/2010 - 01:43panaelo kel le mister raraka,@ maha humain anlé jury d misy fiangarana iany tao, misy klkchz ts mazava
courage lesy baina a
Tsolo
mar, 11/05/2010 - 01:43fa i vernier kosa alo, je l'admir e
nanté_twiggy
mar, 11/05/2010 - 13:05Very ny é !
carpediem
mar, 11/05/2010 - 21:26Nanté_twiggy<
kokotou
mer, 12/05/2010 - 11:08OTRANY MAHATSIARO LE FILM "LE 8ème JOURS IL Y AVAIT GEORGES " ZA MAHITA AN'ILAY ANARANA HIHIHIHIHI
haingotiana
jeu, 13/05/2010 - 18:30ouè c le meilleur, il a vraiment tout l'atout pour un mannequin ...je vote pour lui..les autres, pfff pfff
herinah
jeu, 13/05/2010 - 21:35ilay anarana aloha tsy misy gasy mihintsy e!!! dia trop du deja vu koa ianao, si tu peux ceder la place pour les autres ce serai cool parceque toi on sais dejà que tu es (enfin) pro!!! fa mafinaritra ilay tia manal'azy aloha e!!!
nia
dim, 16/05/2010 - 09:37fa lé namaliany ny fanontaniana maly to otran ny decevant b kou !!! otran ny oe plastique ftsn iz fa ts mavou ... sa trac ? d o zay fona v ? asa kou !
vexolivier
dim, 16/05/2010 - 22:30PA MAL
mpijery tsotra
lun, 17/05/2010 - 11:49tena mila mi fonce @ connaissances fa tena tsy ao mitsy rangahy a! aiza no misy mamely ny hoe un villa leity e!ny paozy sns ca va satria efa pro rangahy fa ny fahaizana tena mila miampy be mitsy!!
mpijery tsotra
lun, 17/05/2010 - 11:50mamely ny hoe un ville mantsy t@ sabotsy e!!
gasy mijery
lun, 17/05/2010 - 15:23Il ira loin??? WHat the heck are you talking about?
Tsara ny mahita ny gasy hoe lasa lavitra... marina zany. Saingy aza mamitaka azy kosa e. Aleo mba atoro ihany ny tiantsika ho lasa lavitra.
Vaovao eto am forum aho sady tsy de manana fotoana hijerena hoe aiza no ahafahako manao commentaire ho an miss sy mister rta rehetra fa ny rehetra mihintsy no mila tenenina.
Aiza ve ko na zaza hanala CEPE aza ve tsy ahay hanitsy ny le ville... amzay naverina in-3 sa 4 tsy mba voahitsy mihintsy fa raha izay mantsy mba hoe teny diso tsy mba kabary izy iny.
Ny anglais'ny rehetra moa tsy lazaina intsony... misy andraikitry ny mpikarakara koa ao anatin'ireny. Tsy tokony hanahy vary ny mpilalao loatra izy fa mba tokony natao ambadika tany ny fifaninanana langue ohatra de ze tsy mahafeno ny fepetra de tsy ampitenitenenana foana toy ireny... mbo ampitaoa mry christian lehiretsy fa mahamenatra.
Zay fa lany aiky aho.
tiouk-atimo
lun, 17/05/2010 - 15:27izy aloha milayé, bogosy mihintsy fa ny saina angidina, français avy tsy hay nefa mipetraka eto ANTANANARIVO, avy any ambanivohitra ve?? tsy possible!! tsy cultivé é!
Nanie
lun, 17/05/2010 - 18:00franchement tena diso fanantenana be mintsy zah,bogosy tsisy raha zany tsy mamely eh;mila mi-fonce be be kokoa raha te ho lasa lavitra satria tsy ny bika sy tarehy ihany ty izy fa intélligence kou,raha ho any france ve tsy eo @aéroport de hiverina,aoka marina
nanté_twiggy
mar, 18/05/2010 - 09:30IL IRA LOIN eh ! en tant que bogosy bien sur fa en tant qu'INTELLO ... sujet à débattre mdr
mpijery tsotra
mar, 18/05/2010 - 11:04ka tsy hihoatra ny le ville ny tanà izy raha tsy mianatra mafy kou! sy ny les ampoules, hi hi lol.fa mianara tsara toi dia hotafavoaka e!
carpediem
mar, 18/05/2010 - 16:08aza adino reto fa na tsika mpijery angé misy tsy mahay reny zvt nidemandé'na reny eh,donc,faut pas trop rabaisser les gens comme ça SVP
LALABE
mar, 18/05/2010 - 16:35Miezaha ry Vernier fa tsy misy mafy tsy laitran'zoto an.Ny teny iainana refa mianatra langue ra tsy ampiasaina tsy hay, adinodino any zay efa hay dia tsy tadidy tsony ny masc sy fem.Laziko anao fa na ankizy mipresente DEA aza mbola manao fahadisoana toa ireny satria nde ataoko oe teny tsy ampiasaina isanandro ny teny hafa(frantsay&english) ankoatra ny teny gasy eto amitsika fa ra iteny mantsy a oe tsy tenindrazantsika ny anaranareo aza ty toa tsy teny malagasy akory knouuuuuu.Na izany aza tsy misy mahalala oe mahay ianao raha tsy hainao ny maneo izany fahaizanao izany ary ny teny no fomba tsotra azo anehoana izany fahaizana izany.miezaha fa tsy misy ny tonga lafatra.
carpediem
mar, 18/05/2010 - 17:35Meciiiiiii LALABE @fankaherezana reto Mister'ntsika
natie
mar, 18/05/2010 - 18:28bogosy b izy nefa ts bogosité iany no qualité takiana @ mister fa mba mila minimum 2 fahaizana.nefa azo arenina satri ny tarehy ratsy hono no ts azo ovana (@zao ary ef azo atao chirurgie,lol),fa ny akotrany ngamba sauvable iany.nefa ndrisy fa rano raraka ts azo rofina fa efa itan'ny olona lé lesoka!!
nanté_twiggy
mer, 19/05/2010 - 13:02Vers nier !
sylla
mer, 19/05/2010 - 22:12fa le miss tulear kosa ngeza be ary toa be be taona par rapport aminy le miss sasany