Les Candidats de Pazzapa

Mirana

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar
Nom: 
RATOVONIRINA
Prénom: 
Mirana Fanomezantsoa
Sexe: 
Fille
Age: 
23ans
Ville: 
Tananarive
A propos: 
Date de naissance:26 décembre 1986 “Hira ihany, hira hatrany”

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de Riantsoa

Bonjour, Mirana ve ilay

Bonjour, Mirana ve ilay vehivavy nihira tao @ tarika ndriana Ramamonjy?
Merci

Portrait de webmaster

oi izy indrindra

oi izy indrindra

Portrait de rasolonjatovo zo

enw mtov @ cousinek zan!

enw mtov @ cousinek zan!

Portrait de rasolonjatovo zo

bisous Mirana

bisous Mirana

Portrait de missmitia

bjr, mtouv anniv ki tsika sy

bjr, mtouv anniv ki tsika sy ndry a

Portrait de Christophe

Mirana anie toa manao

Mirana anie toa manao feon'antitra be e.Sady aleo hiram-piderana ihany no ataony fa tsy ireny roahy fa hariva ireny e.Mba mahaiza mipetraka Mirana a.

Portrait de Lion

Mirana!! tiko be ndry

Mirana!! tiko be ndry

Portrait de rijatianatonio

mirana a!fa maninona no

mirana a!fa maninona no kalon'fahiny no hira nosafidinao....contraire b @ilay advé nao ilay izy..nefa courage foana e! bisous mamy b

Portrait de Fan-Day

slt ndry! tsara safidy ky

slt ndry! tsara safidy ky ndry t@ ireo hira fahiny aH! tsy maninona zany fa am zay koa mba matsiarotsiaro ireo nankafy fahiny e!...biz

Portrait de Jomic 01

j'espérai que c'est toi qui

j'espérai que c'est toi qui vas affronter Jenny.

Portrait de kenworth

Bonne chance pr le prochain

Bonne chance pr le prochain prime !

Portrait de adf

J'en suis sur que tu sera

J'en suis sur que tu sera élue la première de la dernière Pazzapa.

Portrait de rasolonjatovo zo

courage twa an!

courage twa an!

Portrait de Njara Nomena

Slt Mirana, on s´est connu au

Slt Mirana, on s´est connu au LJF, t´as chanté chez nous à Mandroseza une fois, tadidin tw?
bon courage, cette finale tu l´aura!

Portrait de cpterta

Je vous aime bcp, j'suis un

Je vous aime bcp, j'suis un grand musicien jazz en particulier. Continuer à chanter.
Merci

Portrait de ji-ré

salut!!!!!mirana ihany,Mirana

salut!!!!!mirana ihany,Mirana hatrany...

Portrait de Camp chanaron

Salu Mirana!!!Tadidin-dry ve

Salu Mirana!!!Tadidin-dry ve zah?Mety tsy tadidindry angamba kou!!Mbola kely lotra ndry t@ reny fotoana!!Dé mazotou mihira de mampamangy any @ Fianakaviana rehefta any i Sitraka surtout!!!Mbola hoa avy amangy any refa vita ny voyage de pazzapa!
Camp chanaron Tamatave!

Portrait de antsa

oay i Mirana marina! indrisy

oay i Mirana marina! indrisy fa dia tsy mifankahita intsony isika! sady tsy nahita anao nanao Pazzapa aho (Antsa Ambohimalaza) tadidinao ve izaho! jereo any amin'ny facebook any aho e! laplaa@yahoo.fr ny mail-ako raha mba te hanoratra!
Lasa aty Italie aho, taorian'ireny isika nianatra Italien ireny! Veloma ndry dia mandra-panoratra! courage foana e! dia najaniko ao an-trano ao ny guitare raha itendry indry! dia hendre tsara, dia jereo tsara ilay bandy akamako iny e! bisou! Antsa

Portrait de ratovonirina

salut Mirana, tena tiko be ny

salut Mirana, tena tiko be ny endriki-ndry
tena satriko foana hijery pzp fa te- hahita an'i mirana foana za

Portrait de ratovonirina

Mba mangataka poster- be an'i

Mba mangataka poster- be an'i Mirana e

Portrait de boom

mirana je te kif a fond sans

mirana

je te kif a fond sans rire même si je ne t'ai jamais vu physiquemet. T belle

Portrait de cassandra

mirana, je la déteste elle

mirana, je la déteste
elle m'a volée mon bonheur, je la souhaite tous les malheurs du monde.
que ceux que j'ai en duré à cause d'elle retombe sur elle

Portrait de cassandra

en plus, elle a chantée pour

en plus, elle a chantée pour dieu et maintenant, elle chante n'importe quoi,!!!!! on dirait une fille de 40 ans

Portrait de RAKOTOMANANA Mazaka Mann

salut toi,mino ah, fa

salut toi,mino ah, fa fantatrao za amin'ny zavatra ho soratako manaraka eto, za alo amin'izao sady tsy mpanakihana no tsy mpankafy satria tsy itako intsony izay ho lazaina momba anao,ny any azoko atao de ny mivavaka ho anao foana.Be ny zavatra navoakanao tamin'ny toetranao rehetra nafeninao hatrizay tao amin'ny PZP, fa tiko ho fanatatrao aloha ny hevitro momba ny fandraisanao anjara tao amin'ny PZP.
- Tao ianao no namoaka fa vehivavin'izao tontolo izao enao
donc tu n'a rien à faire chez ndrina ramamonjy.henatra hoan'ny mpihira évangélique enao.
- I jenny no jejo indrindra tao amin'ny PZP fa enao no môla indrindra.
- Enao no nanana image arovana @ maha mpihira évangélique anao nefa ianao no nanao fitafiana tsy mendrika indrindra tao.
- Tena nosimbainao ny image "ndrina ramamonjy".
- Tsara kosa anefa ny nanehoanao ny tena maha enao anao hoatra ireny mba tsy hisy intsony ny voafitaka aminao toy ireo efa nofitahanao hatramin'izay raha tsy hanonona anarana aho.
zay fa veloma enao? mino ah fa tsy hifanena aminao intsony.

Portrait de cassandra

je suis d'accord avec la

je suis d'accord avec la personne d'en haut, elle a gachée l'image de Dieu, mais maintenant on sait tous qu'elle genre de personne elle est vraiment. une espèce de vieille fille qui ne fait de faire l'intéressante mais pourtant elle ne vaut rien avec son dentier lol. jenny est mille fois mieux qu'elle, moi tellement je déteste cette fille mirana parce que à cause d'elle j'ai beaucoup souffert, je ne la pardonnera jamais et je n'oublierai jamais ce qu'elle m'a fait, toute ces tristesses et les pleures que j'ai passéé. J'éspère que tot au tard, elle sèmera ce qu'elle a fait à tout le monde, je la souhaite encore tous les malheurs du monde

Portrait de jocharp

Ny an'i cassandra kosa efa

Ny an'i cassandra kosa efa fankahalana pur et simple e!

Mba asio objectivité ihany ny fiainana fa tsy mampandroso izany!! Iny Mirana iny!!! Nanao pazzapa izy de zay fiainany izany. Ary vata-tenany io ka izay tiany hanaovana azy!! Ary tovovavy mbola tanora izy mbola afaka mijery tsara ny lalan-kombany de tao no lalana HITANY fa azony aleha aloha de tao izy!! Tsy misy idiran'ny naha tao @ Ndriana Ramamonjy azy izany!!!

Mirana a! Tohizo ny zavatra efa natomboka de aza kivikivy izany, fa fomban'ny tany ny mitsikera, ary fomban' ny olona tsy mahavita zavatra ny miteniteny foana!! Zay fa Gros bisou!
Dia je te souhaite bonne chance pour tous ce que tu entreprendras!!!

Portrait de Lix Zu

Tohizo lé musik e!!! za

Tohizo lé musik e!!! za maatsap f met b @toi!!!
courag

Portrait de rose léon

on tador mirana! on m bi1

on tador mirana! on m bi1 kand tu chante en malgache sa te va bi1!!!!

Portrait de Rakotoniaina Hasina Mickael

Mlay le mtzona ny maha gasy

Mlay le mtzona ny maha gasy atsika ka.

Portrait de nanau

bonjour à tous! j'adresse ma

bonjour à tous!
j'adresse ma parole avec tous ceux qui ont commenté ce blog!
Mirana est une de mes meilleurs amies, et même on était dans le même groupe "Ndriana Ramamonjy"
soit vous êtes ses amis aussi, soit vous êtes ses ennemies, qui que ce soit vous êtes, izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy!!!!!
mora ny mikritiquer fiainan'olona sy ny manao role de specteur d'une vie privée n'ny hafa; fa efa mba nosaininareo ve ny ho ataonareo raha tonga teo @ placenareo ny parcours niainan'i Mirana?
critiquer c'est vraiment facile, et c'est vrai qu'on peut dire tout ce qu'on veut, les cracher facilement, mais souvent tous ce qui est mauvais, et mal digéré sorte toujours d'une manière inverse de la normalité.
hafatra:
pardonnez même vos ennemies et apprécier les gens tels qu'ils soient.
chacun a ses faiblesses, et peut être bien pire encore!!
Pour Mima:
tu connais ce que tu fais car tu es assez grande pour diriger ta propre vie, mais s'il te plais n'oublis pas ce qu'on nous a enseigner et de le mettre en pratique!
je t'aime!! et courage ma grande! bisous! Nanou

Portrait de Myissa Strauss

Milay ny mihira, Tsara ihany

Milay ny mihira, Tsara ihany koa ny midera an' Andriamanitra! Aza atao mahakivy ze kozikozy makarary sofina sy mandreraka ny maso ry Mirana a!! Tano mafy zay azo fa sarotra ny mila e!!

Portrait de ShinÖ

iz miira anle zik niranji t@

iz miira anle zik niranji t@ step 1

Portrait de loraz

salut! ml'ay zany ka saey tsy

salut! ml'ay zany ka saey tsy taitaitra zany fa aleo anazy niazy.big up!!!

Portrait de loraz

salut! ml'ay zany ka saey tsy

salut! ml'ay zany ka saey tsy taitaitra zany fa aleo anazy niazy.big up!!!

Portrait de shevaspeed

Au fait aleoko izy tam le

Au fait aleoko izy tam le hire hoe Ry fanahiko maniry an'Andriamanitra..... Iza ary zany mialona be zany Peace and love ky cassandra Fitiavana sy fandriampahalemana ihany é

Portrait de mi8a

fa nanina no nanabady sahady

fa nanina no nanabady sahady e!dia efa niaraka v nareo t@jy tao @pazpa (le vadinao io an!!!!!)

Portrait de Vola Kalem

Mbola ao am Ass Famonjena v

Mbola ao am Ass Famonjena v ndry io ry Mirana? nanao ahoana ny tany ambohimalaza miray e? veloma ao am M. Tovo sy ny ékipa ao ra mbl Famonjena e!

Portrait de Pouta

Mirana moa sava !!! j'lm bia

Mirana moa sava !!! j'lm bia tel kell est !!!!
et pour "Boom" chuii dacor avek toa , jla voii presq tou l'temps , el souri garvmn bia !!! jtassur !!!!!!!!!! xD .. Smile fona é !!!!!

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de Pouta
Il y a 1 heure 54 min
Portrait de Cutie
Il y a 2 heures 34 min
Portrait de Cutie
Il y a 2 heures 39 min
Portrait de bigben
Il y a 4 heures 58 min
Portrait de riova
Il y a 16 heures 1 min
Portrait de riova
Il y a 16 heures 53 min
Portrait de hinatah
Il y a 20 heures 48 min
Portrait de kaya
Il y a 22 heures 43 min
Portrait de Mika-mika
Il y a 23 heures 45 min
Portrait de rakotobe
Il y a 1 jour 17 heures

Les membres

Les membres connectés

Portrait de kalagangs
Portrait de tantely302
Portrait de Cutie
© apiqa.mg