Les Candidats de Pazzapa

Johanna

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar
Nom: 
RAKOTOMAVO
Prénom: 
Tsiory Johanna
Sexe: 
Fille
Age: 
17ans
Ville: 
ANTANANARIVO
A propos: 

Date de naissance: 15 août 1992
“Toujours falifaly”

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de Fan-Day

Fan-Day

ary ndry zany mbola zaza tsy ampy taona an (lol)..
mafinaritra kokoa ny mahita andry lava volo.

Portrait de icecream

icecream

fa nanin ntapahana ilay volo? :(
ampanirio aingana akia parceque ça ne te va pas du tout...

Portrait de chouchou

chouchou

fa tena ankafiziko miitsy alou i JOHANNA eh, za mahita fa rah "feo" de izy no milay ndrindra;
rah star de "jejo" de jenny ,mirana moa sady efa mpihira ao @ ANGOLAN'i Merina mazava be mande a@ télé hafa foana.
I Fredda be style loatra sady matoky tena be loatra, ny ambiny mbola mila tosika daholo.
Finaliste : JENNY # JOHANNA fa Johanna no gagnante!!!

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

johanna mihetsika atr@ny sofiny ptdr :D

Portrait de rapouzy laura

rapouzy laura

jy kia mlay le tonga d mlaza n marina ts miolakolaka reny mits n tena tsara otrany le tany@ faniry otel reny kiss

Portrait de vahyfy

vahyfy

kikou!!!!mlay b ki jy a!!!tna mety b @jy le coupe!!!eny e!!!tsr fon jy na lava volo na fohy!!!!!dommage b oe ts jy nfinaliste!!!!nfa mahay an!!!tna tik b nfeo anjy!!!!on tador kia!!!d bn courage!!!tohizo fa fon a!!!biz!!!!

Portrait de dadixx

dadixx

JOhanna mafinaritra be ahy ny mahita anao nanapabolo ,satria lasa otran'ny Kelly rohland ny paozinao sady ma-exite ; tiako be e!e!e!e!

Portrait de pisokoely

pisokoely

la coupe te va bi1 et puis tu chantes super bien!!!!j'oré bien voulu ke la finale aurait été toi et fredda mas bon..........pour moi la finale c'était votre demi finale;Bref continues sur cette voix et tu iras loins!!!genre pink hihihihi.bye

Portrait de dadixx

dadixx

Rahoviana no afaka mampiaraka isika roa fa tena efa tena te hiaraka @nao mihintsy aho zany

Portrait de mimih

mimih

Tena tiako be mihitsy Johanna hatramin'ny voalohany, le izy nihira an'ilay hiran'i Ricky iny dia efa nambabo ahy, fa tsy dia tiako loatra izy le nisarakorako tamin'i Stans iny, zarako aza iny lasa fa raha tsy izany efa ela i Johanna no nody angamba. Dia tiako be ny coupem-bolony. Ny ahy aloha i Johanna no première dia avy eo i Jenny fa zaho tsy tia maizina an'i Fredda. Courage foana aky Johanna, dia mihirà fa te hahita andry @ tele foana zaho, dia aza dia mi-s'afficher be loatra amin'i Stans fa manimba ny imagen-dry izany. Bisou

Portrait de angelo

angelo

salut. milay kosa le fandiha .reveko b l manal az b.six

Portrait de adf

adf

Ave maria! Ireny ka feo!
Ry Mahaleo aza ho velonkira hoe:

Jamba aho eny jamba
NANDRE FAHAGAGANA!
Nosafoiko ny lohany, TO LELAH
FA TSARA FEO LEITY!

Tiako eny tiako, izany sipakely izany
Tsy navelanao hanofy aho
Fa notoloranao FEO MAMY

Portrait de Christophe

Christophe

Raha Johanna kosa aloha dia tena artiste e.Sady mahay mihira no tsara tarehy.Fa saingy voan'ilay vakinà iny teo @ sms.Tsy vita hatreo ny fiainana ara-kira fa ndry no malaza voalohany eo.Mahaiza mifidy karazan-kira atao, fa na iny Jen iny aza tsy favy no ndry.Mahaiza koa mifidy MANAGER Be vola sy professionnel afaka mi lancer anao.
Mazotoa ry artiste kelinay.

Portrait de angelo

angelo

slt; rovna no ande2 amle scooter iny sika.six eh

Portrait de rapouzy laura

rapouzy laura

ra jny s jeny lou nanao final teo tonga d njy lany kozy eee

Portrait de rapouzy laura

rapouzy laura

jereo tsara refa mbosy nareo jy tin kil no i jeny

Portrait de Sabnam

Sabnam

Johanna, rahoviana no hanao CABARET fa tena hijery zahay (fa sady manao hira vazaha, anglisy sy malagasy an !)

Portrait de Rojo

Rojo

MILAY BE AKIA LE VOLO FA AZA ALAVAINA ZANY A....ZAO ARY NY MANENDRIKA ANDRY NO LE LAVA VOLO...D milay be akia ny feon dry a...D tongava am tanjona irina fa zay eo foana hankafia e...

Portrait de Pucca Love

Pucca Love

jM bien le style déchaînée de comme chez pink!!

Portrait de samsvesley

samsvesley

J'ADORE CETTE FILLE, SON STYLE !!!!
ZANY KA TENA ARTISTA RE OLONA EE
Bisous be hoan'i Johanna

Portrait de Alondrano

Alondrano

johanna wa milay reveko be izy ilay nanao concert hommage à Mj za te hifanoratra be @-ndry afaka omenareo azy ve ny mail-ko bye

Portrait de Nihrintsoa

Nihrintsoa

Mianatra ao am aceem Johanna :)

Portrait de rasoarivony andrianoelisoa jemima

rasoarivony and...

slt tw t vraiment cool,sympa,gentille..... c vrai que tu travaille à aceem et b1 mw je travaille à baby bercail au prè de mahasoazaza à ècque tu peux aller la bas? pour que nous allons te voir mer6d'avence si tu vas la bas b1 ...... tu vois ne pansse plus à.......... BYE bisou!!!!!!!

Portrait de Rakotoniaina Hasina Mickael

Rakotoniaina Ha...

ny fantanina mipetraka hoe :rovina zany no ho any saint-marie ijery an'i STANSS.lol an

Portrait de Rakotoniaina Hasina Mickael

Rakotoniaina Ha...

ny fantanina mipetraka hoe :rovina zany no ho any saint-marie ijery an'i STANSS.lol an

Portrait de diditek

diditek

ie iz lava volou ntsara
fa nad zan mlay iz eh!!!

Portrait de mi8a

mi8a

mafinaritra b jy na d petsana kely ary tsidraindray.tsara fa toizo

Portrait de hens52

hens52

zany kosa lesy ehhhh !!!
io ihany nentsika ehhh

Portrait de huahua

huahua

tone, bead, or anoth cheaP bvlgari ring on sale tone, bead, or anoth chanel-bracelEt-988 tone, bead, or anoth tiffany jEwelry sale tone, bead, or anoth Tiffany elsa peretti round pendant bracelet-692

Chat

Commentaires récents

Portrait de Mixxmi77
Il y a 2 jours 19 heures
Portrait de rijatahiana
Il y a 5 jours 19 heures
Portrait de faniired
Il y a 1 semaine 4 jours
Portrait de Rajeritsimahita
Il y a 5 semaines 3 jours
Portrait de Irymay
Il y a 11 semaines 2 jours
Portrait de Lix Zu
ok
Il y a 13 semaines 1 jour
Portrait de JESSICA SAM
Il y a 14 semaines 1 jour
Portrait de mitats droux
Il y a 14 semaines 3 jours
Portrait de PIRINARO
Il y a 14 semaines 4 jours
Portrait de ketmania
Il y a 14 semaines 4 jours

Les membres

Les membres connectés

Aucun membre connecté actuellement

© apiqa.mg