Nom:
RATOVONIRINA
Prénom:
Mirana Fanomezantsoa
Sexe:
Fille
Age:
23ans
Ville:
Tananarive A propos:
Date de naissance:26 décembre 1986
“Hira ihany, hira hatrany”


















Commentaires
Riantsoa
mer, 28/10/2009 - 10:15Bonjour, Mirana ve ilay vehivavy nihira tao @ tarika ndriana Ramamonjy?
Merci
webmaster
mer, 28/10/2009 - 12:43oi izy indrindra
rasolonjatovo zo
mer, 28/10/2009 - 16:24enw mtov @ cousinek zan!
rasolonjatovo zo
mer, 28/10/2009 - 17:07bisous Mirana
missmitia
jeu, 29/10/2009 - 09:50bjr, mtouv anniv ki tsika sy ndry a
Christophe
jeu, 29/10/2009 - 11:05Mirana anie toa manao feon'antitra be e.Sady aleo hiram-piderana ihany no ataony fa tsy ireny roahy fa hariva ireny e.Mba mahaiza mipetraka Mirana a.
Lion
jeu, 29/10/2009 - 11:51Mirana!! tiko be ndry
rijatianatonio
jeu, 29/10/2009 - 13:45mirana a!fa maninona no kalon'fahiny no hira nosafidinao....contraire b @ilay advé nao ilay izy..nefa courage foana e! bisous mamy b
Fan-Day
jeu, 29/10/2009 - 14:00slt ndry! tsara safidy ky ndry t@ ireo hira fahiny aH! tsy maninona zany fa am zay koa mba matsiarotsiaro ireo nankafy fahiny e!...biz
Jomic 01
jeu, 29/10/2009 - 14:32j'espérai que c'est toi qui vas affronter Jenny.
kenworth
jeu, 29/10/2009 - 14:48Bonne chance pr le prochain prime !
adf
jeu, 29/10/2009 - 17:31J'en suis sur que tu sera élue la première de la dernière Pazzapa.
rasolonjatovo zo
ven, 30/10/2009 - 11:15courage twa an!
Njara Nomena
mar, 03/11/2009 - 01:35Slt Mirana, on s´est connu au LJF, t´as chanté chez nous à Mandroseza une fois, tadidin tw?
bon courage, cette finale tu l´aura!
cpterta
sam, 07/11/2009 - 08:34Je vous aime bcp, j'suis un grand musicien jazz en particulier. Continuer à chanter.
Merci
ji-ré
lun, 09/11/2009 - 14:18salut!!!!!mirana ihany,Mirana hatrany...
Camp chanaron
mar, 10/11/2009 - 10:03Salu Mirana!!!Tadidin-dry ve zah?Mety tsy tadidindry angamba kou!!Mbola kely lotra ndry t@ reny fotoana!!Dé mazotou mihira de mampamangy any @ Fianakaviana rehefta any i Sitraka surtout!!!Mbola hoa avy amangy any refa vita ny voyage de pazzapa!
Camp chanaron Tamatave!
antsa
mar, 10/11/2009 - 22:44oay i Mirana marina! indrisy fa dia tsy mifankahita intsony isika! sady tsy nahita anao nanao Pazzapa aho (Antsa Ambohimalaza) tadidinao ve izaho! jereo any amin'ny facebook any aho e! laplaa@yahoo.fr ny mail-ako raha mba te hanoratra!
Lasa aty Italie aho, taorian'ireny isika nianatra Italien ireny! Veloma ndry dia mandra-panoratra! courage foana e! dia najaniko ao an-trano ao ny guitare raha itendry indry! dia hendre tsara, dia jereo tsara ilay bandy akamako iny e! bisou! Antsa
ratovonirina
ven, 13/11/2009 - 10:17salut Mirana, tena tiko be ny endriki-ndry
tena satriko foana hijery pzp fa te- hahita an'i mirana foana za
ratovonirina
ven, 13/11/2009 - 10:18Mba mangataka poster- be an'i Mirana e
boom
mar, 01/12/2009 - 10:03mirana
je te kif a fond sans rire même si je ne t'ai jamais vu physiquemet. T belle
cassandra
mer, 06/01/2010 - 17:27mirana, je la déteste
elle m'a volée mon bonheur, je la souhaite tous les malheurs du monde.
que ceux que j'ai en duré à cause d'elle retombe sur elle
cassandra
mer, 06/01/2010 - 17:39en plus, elle a chantée pour dieu et maintenant, elle chante n'importe quoi,!!!!! on dirait une fille de 40 ans
RAKOTOMANANA Ma...
sam, 09/01/2010 - 10:33salut toi,mino ah, fa fantatrao za amin'ny zavatra ho soratako manaraka eto, za alo amin'izao sady tsy mpanakihana no tsy mpankafy satria tsy itako intsony izay ho lazaina momba anao,ny any azoko atao de ny mivavaka ho anao foana.Be ny zavatra navoakanao tamin'ny toetranao rehetra nafeninao hatrizay tao amin'ny PZP, fa tiko ho fanatatrao aloha ny hevitro momba ny fandraisanao anjara tao amin'ny PZP.
- Tao ianao no namoaka fa vehivavin'izao tontolo izao enao
donc tu n'a rien à faire chez ndrina ramamonjy.henatra hoan'ny mpihira évangélique enao.
- I jenny no jejo indrindra tao amin'ny PZP fa enao no môla indrindra.
- Enao no nanana image arovana @ maha mpihira évangélique anao nefa ianao no nanao fitafiana tsy mendrika indrindra tao.
- Tena nosimbainao ny image "ndrina ramamonjy".
- Tsara kosa anefa ny nanehoanao ny tena maha enao anao hoatra ireny mba tsy hisy intsony ny voafitaka aminao toy ireo efa nofitahanao hatramin'izay raha tsy hanonona anarana aho.
zay fa veloma enao? mino ah fa tsy hifanena aminao intsony.
cassandra
lun, 18/01/2010 - 09:36je suis d'accord avec la personne d'en haut, elle a gachée l'image de Dieu, mais maintenant on sait tous qu'elle genre de personne elle est vraiment. une espèce de vieille fille qui ne fait de faire l'intéressante mais pourtant elle ne vaut rien avec son dentier lol. jenny est mille fois mieux qu'elle, moi tellement je déteste cette fille mirana parce que à cause d'elle j'ai beaucoup souffert, je ne la pardonnera jamais et je n'oublierai jamais ce qu'elle m'a fait, toute ces tristesses et les pleures que j'ai passéé. J'éspère que tot au tard, elle sèmera ce qu'elle a fait à tout le monde, je la souhaite encore tous les malheurs du monde
jocharp
mer, 20/01/2010 - 16:09Ny an'i cassandra kosa efa fankahalana pur et simple e!
Mba asio objectivité ihany ny fiainana fa tsy mampandroso izany!! Iny Mirana iny!!! Nanao pazzapa izy de zay fiainany izany. Ary vata-tenany io ka izay tiany hanaovana azy!! Ary tovovavy mbola tanora izy mbola afaka mijery tsara ny lalan-kombany de tao no lalana HITANY fa azony aleha aloha de tao izy!! Tsy misy idiran'ny naha tao @ Ndriana Ramamonjy azy izany!!!
Mirana a! Tohizo ny zavatra efa natomboka de aza kivikivy izany, fa fomban'ny tany ny mitsikera, ary fomban' ny olona tsy mahavita zavatra ny miteniteny foana!! Zay fa Gros bisou!
Dia je te souhaite bonne chance pour tous ce que tu entreprendras!!!
Lix Zu
ven, 29/01/2010 - 16:32Tohizo lé musik e!!! za maatsap f met b @toi!!!
courag
rose léon
ven, 05/02/2010 - 20:23on tador mirana! on m bi1 kand tu chante en malgache sa te va bi1!!!!
Rakotoniaina Ha...
sam, 06/02/2010 - 20:50Mlay le mtzona ny maha gasy atsika ka.
nanau
mar, 09/02/2010 - 04:15bonjour à tous!
j'adresse ma parole avec tous ceux qui ont commenté ce blog!
Mirana est une de mes meilleurs amies, et même on était dans le même groupe "Ndriana Ramamonjy"
soit vous êtes ses amis aussi, soit vous êtes ses ennemies, qui que ce soit vous êtes, izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy!!!!!
mora ny mikritiquer fiainan'olona sy ny manao role de specteur d'une vie privée n'ny hafa; fa efa mba nosaininareo ve ny ho ataonareo raha tonga teo @ placenareo ny parcours niainan'i Mirana?
critiquer c'est vraiment facile, et c'est vrai qu'on peut dire tout ce qu'on veut, les cracher facilement, mais souvent tous ce qui est mauvais, et mal digéré sorte toujours d'une manière inverse de la normalité.
hafatra:
pardonnez même vos ennemies et apprécier les gens tels qu'ils soient.
chacun a ses faiblesses, et peut être bien pire encore!!
Pour Mima:
tu connais ce que tu fais car tu es assez grande pour diriger ta propre vie, mais s'il te plais n'oublis pas ce qu'on nous a enseigner et de le mettre en pratique!
je t'aime!! et courage ma grande! bisous! Nanou
Myissa Strauss
mar, 09/02/2010 - 13:22Milay ny mihira, Tsara ihany koa ny midera an' Andriamanitra! Aza atao mahakivy ze kozikozy makarary sofina sy mandreraka ny maso ry Mirana a!! Tano mafy zay azo fa sarotra ny mila e!!
ShinÖ
ven, 19/02/2010 - 09:53iz miira anle zik niranji t@ step 1
loraz
ven, 19/02/2010 - 11:55salut! ml'ay zany ka saey tsy taitaitra zany fa aleo anazy niazy.big up!!!
loraz
ven, 19/02/2010 - 11:57salut! ml'ay zany ka saey tsy taitaitra zany fa aleo anazy niazy.big up!!!
shevaspeed
ven, 19/02/2010 - 16:24Au fait aleoko izy tam le hire hoe Ry fanahiko maniry an'Andriamanitra..... Iza ary zany mialona be zany Peace and love ky cassandra Fitiavana sy fandriampahalemana ihany é
mi8a
mar, 02/03/2010 - 13:30fa nanina no nanabady sahady e!dia efa niaraka v nareo t@jy tao @pazpa (le vadinao io an!!!!!)
Vola Kalem
mer, 03/03/2010 - 12:22Mbola ao am Ass Famonjena v ndry io ry Mirana? nanao ahoana ny tany ambohimalaza miray e? veloma ao am M. Tovo sy ny ékipa ao ra mbl Famonjena e!
Pouta
sam, 06/03/2010 - 11:11Mirana moa sava !!! j'lm bia tel kell est !!!!
et pour "Boom" chuii dacor avek toa , jla voii presq tou l'temps , el souri garvmn bia !!! jtassur !!!!!!!!!! xD .. Smile fona é !!!!!
kokotou
ven, 26/03/2010 - 15:08aza miditra @ fiainan'ny olona ny fiainan-tena jerena dia JONKOUSEO@ZAY fa foza orana daolo vakina fotsiny ozizy Ramora zay
Pouta
sam, 10/04/2010 - 11:39bn discours !!! lol . ta raison !!!!!!!!!!!
Pouta
sam, 10/04/2010 - 11:40bn discours !!! lol . ta raison !!!!!!!!!!!
Pouta
sam, 10/04/2010 - 11:40bn discours !!! lol . ta raison !!!!!!!!!!!
AnjaranY
sam, 15/05/2010 - 16:04C vrai f tao @pzp vo tena nafataran an Miran saing tao ko d nahafantaran ny fiainany alohany nidiran villa.Elle a pris la grosse tête à force d'être beaucoup aimée du public.Côté sentimental, tadidiko f bandy gasy ny sipandry t@ndry lé mintso az tao @villa ren.Gag za t@février f Vazaha b no nanao demande de mariage t@ndry sur le plateau d'une émission.C'était plus la fille qui chantait pour Dieu chez Ndriana Ramamonjy.Tany @raimandrenindry iz no tokon nangatak voalohany f zay no mahagasy antsika.Soatoavina malagasy zany f ts oe faly manakiana na b fialonana akor.F je t'encourage kanmême pour la sortie de ton album d sois ce que tu a été avant Pzp d bonne chance dans la vie d mahaiza mitondra tena araka ny nitaizana andry atr@zay araklé ntenen Nanau.
kokotou
lun, 17/05/2010 - 13:57hihihihihihi
mimi micro
jeu, 10/06/2010 - 20:04Kokotou; mapime be ana ny sary apetakao eo am profil nao ; sady mapatahotra raha jerena tapoka; fa maninona koa ary no atao an'iio e???? hi hi hi hi
Chris Jack
mar, 11/10/2011 - 16:10bof