Manjombona ny andro, ny ora-mikija
Mamirifiry sy toa mamanala
Ny saiko kosa, mibaliaka hatrany,
Ny lanitra manga , mahatonga ahy hihira toy izao
Aminao
I wanna sing in the rain, sing a song that shines
on my face a smile, stay with me for a while
and just sing in the rain though the weather’s bad
though it’s grey , though it’s sad, for me it’s shining bright
Ny mozika manentana, manjohy ahy hatrany
Mitondra hafaliana , vetsovetso sy vinany
Ny masoandro ao anatiko sy eny @ làlako eny
Manala alahelo raha mamelovelo
Lanaky ny orana ny rehetra
Toa tsy hifarana , zany fahavaratra
Tsy manakana ahy tsy hamiratra
Hiravoravo @ vazo manafana ahy, manazava
Zahay te hihira ho anao,na dia manorana aza
Vazo mampafana,vazo manazava
Zahay te hihira ho anao, na ratsy andro aza
Na dia manjombon-dava , mamiratra lalandava
A/C : Andy Marton





















Commentaires
boom
mar, 17/11/2009 - 08:43slt a tous
é ce qu'on pourrait avois ou habit "mirana" (pazzapa la dernier)??? SVT car ellle est vraiment trés minionne!!!!!!!!:-))
pyssouh
sam, 21/11/2009 - 09:21Elle habite à Ambohimalaza. Tu vas là-bas, et je crois que tous les habitants d'Ambohimalaza savent où se loge-t-elle.
honey
dim, 22/11/2009 - 12:51good!!thx to andymarton 4 the lyrics!!
honey
dim, 22/11/2009 - 12:56good!!!thx to andymarton 4 the lyrics!!!
boom
ven, 27/11/2009 - 15:14salut
merci pyssouh de votre part !!!!et é ce que vous pouvé aussi me donne son compte facebook SVP!!!!!si vous avez son adresse email ce mieux......!!
ravoavison timo...
mar, 01/12/2009 - 18:22jtm jenny
milay ndry e
Bbgeant1
ven, 18/12/2009 - 04:20Slt! Milay le nandikana an le hira @ teny gasy...e! Mankasitraka
site
dim, 05/09/2010 - 22:47Halloween Ideas 2010
huahua
ven, 29/10/2010 - 07:49rling Silver pieces paNdora packages for sale rling Silver pieces cheAp cartier earring on sale rling Silver pieces tifFany necklaces for cheap