Paroles de chanson

Pazzapa vs Voxpop 2011 - Feo Sy Fo Iray

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Raha ny omaly tsy fantatro ianao,
na nahalala ahy
Fa miaraka eto aloha isika izao,
hifampitàntana
Nampiraisin’ny kanto nampiraisin’ny soa,
dia mozika koa
Hatrakao ny loha, raison y tanako
ho feo sy fo iray

Bridge:
Am-pitsikiana fa tsisy hakiviana
Firaisan-tsaina toa tsy mba niniana
Feno firaisan-kina

Ref:
Ho ataoko hirahira (amin’ny fo)
Hizara hafaliana (ao am-po)
Ary mba ho tsiaro any andro iray
Nifankahalalàna (izaho sy ianao)
Nanjary hafanàna (ireo lalao)
Ka sary hitetra mandrakizay
Feo sy fo iray

Nifandray an-tsaina, nifandray am-po
rehefa tafaray

Ka isaorantsika fa mozika no antso
nampiray

Bridge:
Am-pitsikiana fa tsisy hakiviana
Firaisan-tsaina toa tsy mba niniana
Feno firaisan-kina

Ref:
Ho ataoko hirahira (amin’ny fo)
Hizara hafaliana (ao am-po)
Ary mba ho tsiaro any andro iray
Nifankahalalàna (izaho sy ianao)
Nanjary hafanàna (ireo lalao)
Ka sary hitetra mandrakizay
Feo sy fo iray

Ref:
Ho ataoko hirahira (amin’ny fo)
Hizara hafaliana (ao am-po)
Ary mba ho tsiaro any andro iray
Nifankahalalàna (izaho sy ianao)
Nanjary hafanàna (ireo lalao)
Ka sary hitetra mandrakizay
Feo sy fo iray

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de JESSICA SAM

JESSICA SAM

j' aimee ;-)

Portrait de Rajeritsimahita

Rajeritsimahita

I hate :-o

Chat

Hit Parade Malagasy

Hit Parade

Le classement des titres malgaches les plus prisés

  1. Izaho efa niova - Lil C  
  2. Move it now - Deenyz
  3. Ravola - Monika
  4. Mahatsiaro - Simonda ft Jerry marcoss
  5. Rava - Samoela  

The World Chart Show

Globe

Le classement des titres les plus diffusés dans le monde

  1. Part Of Me - KATY PERRY  
  2. Drive By - TRAIN  
  3. Starships - NICKI MINAJ  
  4. We Are Young - FUN. Feat. JANELLE MONÁE  
  5. Next To Me - EMELI SANDÉ  

Classement dans les clubs

Globe

Le classement des titres les plus prisés en boite de nuit

  1. Rock The Boat - Bob Sinclar Ft Pitbull, Dragonfly & Fatman Scoop  
  2. Ai Se Eu Te Pego - Michel Telo  
  3. Turn Me On - David Guetta Feat Nicki Minaj  
  4. Starships - Avicii  
  5. Levels - Avicii  

Les membres

Les membres connectés

Aucun membre connecté actuellement

© apiqa.mg