Paroles de chanson

Mankasitraka

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Titre de la chanson : Mankasitraka aho
Nom de l'artiste : Ambondrona

Manerika aho, hafahako mandroso indray
Raiketiko fotoana maro
Izay lasa tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny

Bridge: Tsy nisalasala eny aho
Naneho izay tao am-po tao
Ka niaraka nanohy ny dia hoe hifankatia
Ary ho doria

Ref: Mankasitraka aho, isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho

Mifanolotra fitia
mamakivaky ny ho avy isika
Na zavona sy fanala, masoandro sy hafanana
Ho eo ihany

Bridge: ......

Ref: ......
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saina, hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Mankasitraka aho

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de Riuzaky

Riuzaky

Mankasitraka e!!

Portrait de Stefi

Stefi

Zay ku mankasitraka ooooooooo

Portrait de mimipunk

mimipunk

Mankasitra aho!! ts ho anareo rery iany fa ho an'izay olona izay kou e! mankasitraka azy d mankasitraka an Ambondrona!

Portrait de Anissah swaaty

Anissah swaaty

Mank asitraka eeeeeeeeeee

Portrait de roberix

roberix

mank de sitraka ve anissah eeeeeee

Portrait de Pouta

Pouta

mankasitrakan'le concert tao am Palais !!! tro top !!! respect ....... d mankasitrakanareo retraretra kou !! =)

Portrait de Zo kim andrianina

Zo kim andrianina

mlay l vazo e!

Portrait de Thetis

Thetis

Milay b le hira e!!!indrindra le nanaovana azy tao @ palais
sur fona e

Portrait de kikidago

kikidago

trop top 7 chanson !!!

Portrait de blata

blata

Ambondrona,c'est tjr trop!!
mankasitraka e!
milay be

Portrait de zandryvav

zandryvav

za le tao @ palais iny tsi de nahazo fy satria ni hira tena reveko tsi nataondry lerony,
mankasitraka e!

Portrait de ranaivoson niaina

ranaivoson niaina

mlaii b daol kouss ar le t@ ini kou! chak1 sn avi marné,, mankasitraka kou za fa mlay nreo!!!!!!!!

Forum de discussion

Chat

Hit Parade Malagasy

Hit Parade

Le classement des titres malgaches les plus prisés

  1. Ho aiza - Dj dago ft Deenyz
  2. Mandigny - TGC
  3. Assurée - Farah John's
  4. Tsy handatsa - The revolution
  5. Tsinjaka Triatria - BIG MJ

The World Chart Show

Globe

Le classement des titres les plus diffusés dans le monde

  1. California Gurls - Katy Perry feat. Snoop Dogg
  2. All the lovers - Kylie Minogue
  3. Stop for a minute - Keane feat. K'naan
  4. Gettin' Over Your - David Guetta & Chris Willis feat. Fergie & Lmfao
  5. Te Amo - Rihanna

Classement dans les clubs

Globe

Le classement des titres les plus prisés en boite de nuit

  1. We No Speak Americano - Yolanda Be Cool & Dcup  
  2. Gettin Over You - David Guetta & Chris Willis Feat Lmfao & Fergie  
  3. Give Me A Sign - Remady Feat. Manu  
  4. One - Swedish House Mafia
  5. Survive - Laurent Wolf/roachford

Les membres

Les membres connectés

Portrait de Mampionona Youki
© apiqa.mg