Bonjour,
Eto amintsika eto Madagasikara dia tsapa fa somary taraiky ihany eo amin'ny lafiny technologie, izay rahateo no midika fa mbola tany mahantra isika na dia efa misy maro aza ireo efa manankarena tokoa eto an-toerana (mdr)... Eo amin'ny lafiny fivoarana ara-technologie dia mivoatra hatrany izany any ivelany any, isan'izany ny BLU-RAY DISC (SONY) sy ny fitaovana électronique numérique Haute Définition (HD) en Trois Dimension (3D) sy ireo maro hafa... Marina aloha fa tena tsy ho takatra ny vidin'ireo raha ho antsika malagasy nefa tsara mba asiana resaka ihany ny mikasika izany.
(Tena lafo tokoa aloha raha le hitako ao am CITIC sy SUPREM CENTER eh)

















AINA MIA> Ny fahafaha-mividy no hitako tena maha taraiky antsika eo amin'ny lafiny technologie. Fa raha ny eny amin'ny mpivarotra dia efa azo atao hoe ahitana ny rehetra ihany. Manomboka amin'ny iPhone, mandalo amin'ny iPad touch ka hatramin'ny ecran HD... fa araka ny voalazanao dia lafo tokoa izy ireny. Efa vision 3D sy format HD blu-ray indray izao no malaza. Ny ety amintsika mbola vao manomboka manandrana ireny hiaka farany amin'ny lafiny sary-sy-feo ireny fa ny any an-dafy kosa hono ny divX sy ny DVD efa lany andro,ny VCD moa izany dia tsy lazaina intsony!
Un iphone dans chaque poche XDDDDD
Betsaka ian n gasy mety maavidy an. Aza msouzy. Tena, n akamaroan olona fantatro maavidy (afats za D:)
Resaka technoligie io ary tsy afaka hojerena fotsiny amin'izao... saingy haingana loatra ilay fivoarana ka tsy maharaka ny ankamaroantsika... Mbola tadidiko izany manofa film video (VHS) manao club vidéo... dia nivadika vcd dia dvd dia efa nanomboka nikitikitika ordinateur namadika ho divx mba ahafahana mitahiry film bebe kokoa... Fa miridiridy ny technologie de tsy araka intsony satria io indray ny blue ray...sns... niezaka nifehy sy nilomano tao anatin'io ny tena nanao production madinidinika namokatra fa tsy tafavoaka satria efa mihamaro rahateo isika no manana fitaovana... ny Logiciel koa efa miparitaka rahateo... Dia indrisy fa noho ny halafosana dia saika pirate daholo no mandrkotra ny tanàna fa tsy tena ilay tsara (matériel) io... Ny Logiciel koa moa torak'izany satria efa hita eny amoron'arabe ny karazany tsy hita isa...
Ka tsy azo ferana amin'ny hoe tsy fananana intsony fa toe-tsaina no itondrana sy iainana io fivoarana io... Raha tsy izany ataon'ny olona fihomehezana eto isika...
Avelao hivelatra ny teknolojia... dia manaraka isika ary miezaka mamantatra... nahoana moa raha MIFEHY AZY tanteraka ihany koa... Vitan'ny hafa ve tsy mba ho vitantsika...
Saina sy fikarohana ihany aloha no fototr'izany ary indrindra ny Motivation... Fa aoka tsy ho adinoina fa mbola misy ny Fanahy maha-olona eh...Maha Malagasy... sns... blablablablablablalbalbalbalblabla
fanontaniana, miazakazaka bé tsika amin'ny resaka technologie nefa ny ao an trano rehetra tsy zarizary...téléphone, dvd na blue ray na hafa tsy haiko intsony... manaraka ny vazaha manao société de consommation nefa dia mahantra faran'izay zokiny...
raha izaho manokana haitraitra ilay izy nefa atao ahoana moa, efa tafiditra ao an-tsain-tsika gasy ilay izy.
Tsy "pour" za na "contre" fa maneho ny zavatra hitako, ohatry ny "style" no betsaka...Raha manana ny ampy lavitra ndray moa maninona ra izay no safidy.
Ao anatin'ny voalohany teto afrika isika tamin'ny resaka internet nefa miady voalohany amin'ny fahantrana ohatra iray (tsy aiko an, fa raha za manokana, aleo aloha hisy fivelarana économique zay vao miditra amin'ireny...nefa averiko iany, efa tafiditra BE iany amin'ity resaka technologie ity isika ka tsy afa miala intsony.
hantraina > Marina ny voalazanao ! Fa ty misy zavatra tsy fahita loatra nefa mety hihatra. Na dia misy aza ny enti-manana indraindray dia misy matériel avo lenta sasany tsy azo ampidirina eto Dago eto... Tsy materiel militaire anefa le materiel fa resaka technologie.
Fa rah izaho manokana, tsy afaka hiteny loatra hoe mivoatra satria misy technolojia efa t@ andron'ny ntaolo no nisy nefa tsy ho tonga eto izany mihitsy, indrisy.
Ankoatra izay, tsy azo ambara hoe miserasera @ "phone 3g" , sy ny "ecran 3d", "internet" ny rehetra de hoe tafiditra be @ resaka tecknologie. Raha mba fantatrao marina ny ketriky ny vazaha dia ho zendana ianao ...
Dia ho hitanao fa hay legume ao anaty vilany be isika mianakavy
tlt> marina ny anao, izaho ange dia mitovy hevitra aminao e, légume ao anaty vilany ohatry ny ambaranao marina isika. Tsy iresaka be dia be amin'izay resaka vazaha sy ny ketriny izaho, azy ireo ka aleo ny ahy no hojereko.
Tamin'izaho mbola mpianatra dia niaina 6 volana niaraka tamin'ireo tantsaha, nozarain izy ireo ny fiainany sy ny fomban'izy ireo rehetra, hitako fa milamina ary miaina ao anaty fanajana tanteraka ry zareo. Marina fa tsy manana izay ananan'ny olona ety amin'ny "ville" fa miaina arak'izay mety ry zareo ary tsy mahatsiaro hoe "vide" be ny fiainany tsy misy ny "technologie"-ntsika, ary teneniko anao fa "experience" lehibe teo amin'ny fiainako izany.
Téléphone ee, iphone ee, ipad ee, full HD ee, blueray ee, TV 3D ee...tsy aiko fa samy manana ny tiany io fa raha izaho dia miteny hoe mampiheritreritra ihany ny fiainan-tsika malagasy. 80% de très pauvres, 10% de pauvres, 10% ny ambiny mba misy hojerena, raha téléphone no "prioritaire", grand bien leur fasse
Manaiky ny tenako oe ts d maaraka isika eto fa le hoe ts maatakatra lo asiko tsindry kely iany!!ef misy zao hika farany eny @ Citic na suprem,eny tokoa mants no azo atsoina oe foibeby eto @ tanana!Ny zavatra tsikarotro ary d zao:reny zvtr ren ne ka ts d lafo iany e,fa ny ao no diso maka tombony loatra ra zavtra novidiny 1000000 ohtr lasa amidin zareo 2 avo eny ny vidiny;marn fa wé mivarotra ba azaona tombony nef ndraindray to lasa diso tafahoatra lôtra
Mis tranombarotra 1 zay zao eto amtsika ef malaza @ resaka teknolojia nvoka farany,ba nividy machine tao ny tenako,ar ra 3.500.000 fmg ohtr no nividianako azy ,ra nataoko ny kajikajy ny @ vidin'ny matériel tao d tany @ 1.500.000 maery kel eo no tena vidiny
olana hafa 1 ko:mazana le second choix ren fona no lasa eto nefa ny vidiny mtovy na mihoatra ny ilay tena iz(VRAIE)
2012バーバリー(Burberry)は、バーバリーブラックレーベル1856年にロンドンのバーバリーブラックレーベルベイジングストークにてトーマス・バーバリーが開業した洋服店で生まれたファッションブランドです。 バーバリーの名前の由来はスペイン語のバーバリーブラックレーベル「ガバルディナ」(巡礼者のバーバリー マフラー着る上っ張り)といわれています。バーバリー コート羊飼いや農民が汚れを防ぐために服バーバリー マフラーの上に羽織る洗いやすく肌触りもよい上着バーバリー コートのメリットを生かそうと1856年イギリスロンドンバーバリー コート西南のベイジングストークにて画期的な防水布地バーバリーブラックレーベル「ギャバジン」という新素材を生み出しました。バーバリーは1888年に特許を取得していますバーバリーブラックレーベル。 バーバリーブルーレーベルは、画期的新素材“ギャバジン”を使ったバーバリーブルーレーベルトレンチバーバリー コートなどを世に送り出し、バーバリーブルーレーベルイギリスを代表するブランドとして世界中にその名を知らしめました。1919年、バーバリーブルーレーベルはジョージ五世からコート・ジャケット部門のロイヤルワラント(英国王室御用達)を受け、バーバリー コート英国王室で愛され続バーバリー マフラーけることになりますバーバリーブルーレーベル。有名な騎手と馬のバーバリー マフラーマークも英国王室から授与されたものですバーバリー コート。
2012コーチ(COACH)がバッグに使用している天然皮革モンクレール ダウンは、化学薬品でコーティングしてなく、コーチの商品は1つ1つ手作業で作られてるので耐久性と機能性にたいへん優れています。コーチ バッグ 激安の皮素材というものは、使い込むほどに良い光沢や風合が出てきます。使い込むほど味わいがでるのはコーチ製品の素晴らしさであり人気の秘密です。コーチという名称の由来は、COACH(馬車)という意味もあることから、大切なもの(COACH バッグ)をお客様に届けるという意味です。コーチ アウトレットは、近年新しい素材やバッグのラインナップに力をいれてます。コーチブランドのシグネチャー・コレクションも充実し、コーチ バッグ メンズは世界中で愛され、注目されているブランドです。コーチは素材の美しさを生かしたアメリカンスタイルを代表する高級ブランド。コーチ バッグは1941年、ニューヨークマンハッタンのマイルス夫妻の小さな皮革工房で誕生しました。コーチ アウトレット創業当初は野球のグローブの革を使用した鞄などを生産する比較的小規模のブランドでしたが、コーチ財布90年代半ばから伝統とモダンを上手にミックスした新鮮なラインを次々に発表。coach アウトレット1988年には日本へ進出。そして2001年、コーチの大きな転機となった「シグネチャー・コレクション」を発表しモンクレール アウトレット、世界的な地位を築くこととなりました。コーチ財布老若男女問わずファンを広げています。