Iza no misy ambiance kokoa ny mandeha Karaoke sa ny mandé Cabaret ra miaraka entre pote???
Cabaret sy Karaoke
- Vous devez vous identifier ou créer un compte pour écrire des commentaires
mar, 03/11/2009 - 21:54
Commentaires récents
© apiqa.mg














za mahita hoe ny cabaret no misy ambiance kokoa , fa io ndray miankina aminle izy ihany, raha ohatra hoe mpitendry enao na le namanao misy mpitendry vao maika tsara, satria amin'ireny cabaret reny matetika misy fandraisana anjaran'i public, dia mba manjay anjara enao, ohatr'ahy aloha aleoko le mitendry sady mihira e, amin'ny karaoke mantsy ndray2 tsy dia milay le feon-kira hirana, sady vitsy ihany le repertoire gasy amin'izy reny
fa manin no atao ratsy ny ps-nao? lol
lol ! c'est pour le fun ry nihrintsoa a! vaovao any aminao ?
ts misy vaovao fa zao faly mitafa isaky ny 3jrs eto aminao zao ehhh :)
ie za ko torak'izany e lol ! omeo anle facebook ary e dia any miresaka tsara.
le karaoke falehanareo zany no tsy maharaka actualite!!!!!
tsis tsara ohatran' ny mihira sur instrum zany fa le izy koa mi_dépendre ny budget ihany. lé karaoke koa tsy vita ny miharitra lé olona fotsy feo b nefa tsy manaiky mints
ratsy ah!!! aleo ts atao public be eto lé facebook fa wèn be za ka!! sa aona ouz enao?
nihrintsoa>fa atao ahoana ary e ? mdr
tsy aleony ratsy sy nihrintsoa miresaka en privé fa otrany oe forum nihrintsoa-ratsy lé forum lol
sa tsisy an'zany option zany ato