mitady sipa ve sa mampiresaka no betsaka eto?, mba atoroy fa vaovao eto
inona no tena atao eto?
- Vous devez vous identifier ou créer un compte pour écrire des commentaires
ven, 03/09/2010 - 12:50
Commentaires récents
Les membres connectés
Aucun membre connecté actuellement
© apiqa.mg

















De zah kou vô zao no mandalo eto
De tsy hiko ze tenafanehany ato fa na ato na any @ chat tô somary mahafanina ihany ny firesahana...
fampifandraisana sy fifanaalozana tokony hahafinaritra no eto fa as alou izay ho fandhany e!
Mirary soa...
ok bain
sinoa nga toi?
Mtad akam d mandray anjara @forum d mfankafantatr oaz en d met oe mi-organisé rencontre fzan oe atr@zao lé iz mbl ts raiktr ian!
ohatry ny tsy misy olona akory eto
rehefa mandalo eto aho bide foana lol
Matetik tsis ol f ny forum nef mis resak foan!enf1, ts otrn fb alo e!
n ol kô ngé ts vôtery mankao @ forum fon é!
ka forum tsy misy fotoana rehefa aty ampiasana koa lol
d mjer sary zan sisa n ten azo atao eto rhf haravina kooo!!!!
sarin'iza? sipa manja ve? lol
rehf ts mbosy de mandolava ato e! fa misy olon fôn ato é.