Tsy vao ela akory izay no nisokafan'ny site www.rta.mg nefa dia efa maro be sahady ireo mpikambana, na ny eto antoerana izany na ny any am-pitandranomasina. Hisaorana anareo sahady izany.
Ho an'ireo vao tonga kosa dia ampahafantarina anao fa maro no ho zaraintsika eto, na momba ireo olo-malaza, na resaka fiainana andavan'andro, na fanatanjahan-tena, ny vaovao mahaliana antsika tanora rehetra no ezahina ampitaina eto.
Isika mpitsidika ihany koa anefa dia entanina handray anjara. Ny fidiranao mpikambana dia ahafahanao manana profil eto @ rta.mg, ary mifandray amin'ireo mpikambana anjatony maro hafa eto @ site.
Ianao mpikambana ihany koa dia afaka miady hevitra ao @ forum. Ao anatin'ny ady hevitra ihany, dia mbola afaka ihany koa ny mpikambana miresaka momba ireo vaovao nosoratan'ny mpanao gazety eto @ rta.mg. Izany hoe mametraka commentaire! Na inona na inona resaka, rehefa lahatsoratra eto @ site ity dia azonao hanomezana ny hevitrao avokoa.
Aza misalasala fa dia anao ny sehatra. Rehefa miseho ao anatin'ny fifanajana izany rehetra izany.













Commentaires
slt la company
Par karfax, le ven, 22/01/2010 - 16:44.slt la company
slt à ts!
Par Andoniaina RALA..., le mar, 26/01/2010 - 16:51.slt à ts!
slt!!!!!! toutes l'equipes de
Par rasoarivony and..., le sam, 06/02/2010 - 11:45.slt!!!!!! toutes l'equipes de rta surtout: christian,lilie,rijatahiana et l'equipe de matingo
slt tt lmond!!!ça gaz?
Par stéphyyanthà, le mar, 16/02/2010 - 09:52.slt tt lmond!!!ça gaz?
Salut tout le monde, j'espère
Par danydedene, le mar, 16/02/2010 - 14:01.Salut tout le monde, j'espère que vous allez tous bien.
coucou à tous et à toutes!
Par haingotiana, le mar, 16/02/2010 - 18:30.coucou à tous et à toutes! trop bien ce site...j'adorrr
manin mou ra manalazy amzay
Par rabarivelo hanitra, le jeu, 25/02/2010 - 12:42.manin mou ra manalazy amzay e!
kikoo lè jeunes
Par Sweetygirl, le jeu, 25/02/2010 - 16:38.kikoo lè jeunes
slu toi
Par choupine, le jeu, 25/02/2010 - 16:57.slu toi
slu toi
Par choupine, le jeu, 25/02/2010 - 16:58.slu toi
kikoo
Par Sweetygirl, le jeu, 25/02/2010 - 17:25.kikoo
kikoo
Par Sweetygirl, le jeu, 25/02/2010 - 17:27.kikoo
au revoir
Par kira, le jeu, 25/02/2010 - 19:01.au revoir
kira sais tu que les
Par Riuzaky, le ven, 26/02/2010 - 12:03.kira sais tu que les shinnigami ne mange que des pommes!!!
kira sais tu que les
Par Riuzaky, le ven, 26/02/2010 - 12:03.kira sais tu que les shinnigami ne mange que des pommes!!!
Nimportekwaa!!!
Par kira_raito, le ven, 26/02/2010 - 13:08.Nimportekwaa!!!
a qui ai-je l'honneur? L, qui
Par kira, le ven, 26/02/2010 - 13:13.a qui ai-je l'honneur? L, qui est tu? dia iza koa io kira photocopie io?
lu!aza lozana miady eo ré r
Par mamihaja, le dim, 28/02/2010 - 02:37.lu!aza lozana miady eo ré r kira sy L a!tsy aleo v za zan no atao ang de la mort?(kratsy saina film otranarei za ku ...LOL)mlay io k,
tsy miady nge zany fa mba
Par Riuzaky, le lun, 01/03/2010 - 09:25.tsy miady nge zany fa mba miala voly e!!!!
Comment participe au fun club
Par mior_niaina, le ven, 05/03/2010 - 11:13.Comment participe au fun club de la Rta?