Actus

Tous les évènements du moment

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Tamin'ny Alatsinainy no nigadona tao amin'ny lapan'ny Kolontsaina ny vatana mangatsiakan'ny Raoul, nanomboka teo dia halahelo avokoa no nisoritra teo amin'i tavan'ireo izay tonga nanatrika sy niandry faty. Alarobia tamin'ny 02 ora no nivoahany tao ary entina any Antsirabe, notolorana manam-boninahitra ny vatana mangatsiakany, raha ny fahitana azy dia tsy ny fianankaviana sy ny tarika Mahaleo irery no tompon'ny fahoriana fa ny vahoaka tonga nanatrika tao dia niombonalahelo avokoa.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Tao anatin'ny herinandro izao dia efa tena miaina ao anatin'ny hafanana tanteraka ny eto an-drenivohitra, ny any amin'ny faritany moa dia efa tsy lazaina intsony izany hafanana izany. Vanim-potoana efa mahazatra antsika ny toy izao satria alohan'ny hidirana amin'ny fahavaratra dia mafana tena migaina tanteraka ny masoandro. Ny zavatra voamarika amin'izao fotoana dia efa betsaka sahady ny setroka toy ireny misy zavona ireny rehefa ariva ny andro.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Tafiditra ao anatin'ny hetsika ataon'ny faribolana Sadratra ny Alarobia 08 septambra manomboka amin'ny 03 ora tolakandro etsy amin'ny CGM Analakely ny "Tanila" nosoratan'i Tolotra Arinandriana. Tononkalo 22 avy amin'ireo 100 voarakitra ao anatin'ny boky no hatolotra. Boky voalohany an'i Tolotra ary ho velomin'i Tolotra, Liantsoa, Tahirintsoa, Noro, Meva. Ho voaravaka kolontsaina izay seho mpitranga any amin'ny fiarahamonina, ny fitiavana, vehivavy ary ny zavatra maro hafa.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Rehefa somary nilamindamina ny teny anivon'ireny lalam-pirenena tamin'ny fanafihan'ny andian-jiolahy, dia miditra an-tanandehibe indray mihintsy izao ny asa maloto. Tena manao andiany tokoa ireto Jiolahy manafika tokan-trano na toeram-pivarotana na izay azo tafiana satria dia tsy latsaky ny folo izy ireo no manatanteraka fanafihana ao anatin'ny indray alina.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Somary sarotsarotra iany ny fanomanana hoy ity renim-pianankaviana iray tafaresaka taminay. Tsy maintsy ampidirina mianatra anefa ny ankizy ary tsy manome tsiny ireo tsy afaka mampiditra ny zanany mianatra intsony noho ny fahalafosan'ny vidim-piainana amin'izao fotoana. Raha ny momba ny sarampianarana dia nisy fitomboana 15% eo amin'ny sekoly katolika, raha any amin'ny sekolim-panjakana ambaratonga voalohany indray dia mila manomana Ar 25.000 eo ny fisoratana anarana. Etsy andanin'izany ny fitaovan'ny mpianatra .

Tsy vitsy amintsika mpikambana no manana heritreritra ny hiaona sy hanao sortie : arosoy ary ny hevitra, ny toerana aleha, sns...

Raha manana soso-kevitra ianao, aza misalasala atosahy ny hevitra!

Aza adino ny manoratra ENY raha manaiky izany hevitra izany ianao, ary TSIA raha mandaha eto amin'ny Commentaire.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Est-il (elle) fait pour toi ? Comment savoir si un couple est fait vraiment pour être ensemble ? Quels signes nous correspondent le mieux ? Et surtout, qui nous convient ? Voici un sujet très intéressant sur l’amour astral et ses secrets.

BELIER :

• Le feu du Bélier s’enflamme et brûle, vous rayonnez !

• LE TOP : Sagittaire, Lion, Verseau, Gémeaux

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Vaidehi
Lundi au vendredi 20h10

rediffusion 5 épisodes
dimanche 20h05

Vaidehi est une jeune fille de 21 ans qui rêve de se marier avec le prince
charmant et de fonder une famille. Son père travaille dans une des
entreprises de la famille la plus riche de la région : les Jaisingh.
Un jour, Vaidehi rends visite à son père à son travail et fait la
connaissance de Mr Jaisingh et de son fils, le beau Aryan... Elle tombe
immédiatement sous le charme du jeune homme.
Face aux soupçons de plus en plus pressantes de la presse après la mort

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Bonnes vacances e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Ho fanomezana fahafaham-po ho anao mpankafy na ny mpanaraka ny fahitalavitra rta eto Madagasikara ary hoan'ireo mpankafy any ivelany dia reto ny sary mitantara izany famaranana ny rtamiss sy rta mister Madagasikara natao teo amin'ny dôme rta Ankorondrano ny sabotsy 05 juin 2010 teo.
Ankafizo ny sary

Flux RSS

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de shagon
Il y a 3 heures 30 min
Portrait de hert
Il y a 23 heures 3 min
Portrait de hert
Il y a 23 heures 22 min
Portrait de Sakaiza
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de Volatina rahaingolalaina
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de Sandy Elia
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de rarija
Il y a 1 jour 3 heures
Portrait de Sandy Elia
Il y a 1 jour 3 heures
Portrait de ratsy
Il y a 1 jour 5 heures
Portrait de ratsy
Il y a 1 jour 5 heures
Portrait de rarija
Il y a 1 jour 21 heures
Portrait de stuntman_charlie
Il y a 2 jours 50 min
Portrait de Zan-tsu
Il y a 2 jours 1 heure
Portrait de Anselme
Il y a 2 jours 2 heures
Portrait de Anselme
Il y a 2 jours 2 heures
Portrait de zo
Il y a 2 jours 4 heures
Portrait de Irymay
Il y a 2 jours 6 heures
Portrait de Irymay
Il y a 2 jours 6 heures
Portrait de Irymay
Il y a 2 jours 6 heures
Portrait de ZLATAN
Il y a 2 jours 17 heures

Les membres

© apiqa.mg