Actus

Tous les évènements du moment

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Faritra iray atao hoe Mishima sy Susono no iharan'ny fanafihana karazana Rajako mahery fihetsika, mandrangotra sy manaikitra ny mponina. Efa nandefa taratasy fitarainana any amin'ny tompon'andraikitry ny fiarovana ny tontolo iainana ireo mponina noho izany, ary efa mandray andraikitra ity farany. Tsy miandry izany anefa ireto mponina satria dia izy ireo ihany no manenjika ka mamono mahafaty ireto biby, tao anatin'ny folo andro izao dia, olona maherin'ny 60 no efa niharan'ny kaikitr'ireo biby ka nanao ny fitarainany.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Zazavavy kely tokony 16 taona teo no niharan'ny herisetra, izay no nahazo ity zazavavy kely rehefa tafatsoaka ka nitantara ny nanjoa azy. 3 mianadahy izy ireo no iray tampo, ary efa maty ny reniny, miara-mipetraka amin'ny rainy mazava hoazy izy 3 mianadahy ireto. Toy ny mahazatra tsy mba manana zo hilalao na hiara-hilalao amin'ny ankizy mitovy taona aminy izy telo mianadahy fa voafehy mafy. Indray andro nisy fety tao an-tanana ka lasa namonjy izany ity tovovavy kely fa tsy ariny intsony.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Somary sarotsarotra iany ny fanomanana hoy ity renim-pianankaviana iray tafaresaka taminay. Tsy maintsy ampidirina mianatra anefa ny ankizy ary tsy manome tsiny ireo tsy afaka mampiditra ny zanany mianatra intsony noho ny fahalafosan'ny vidim-piainana amin'izao fotoana. Raha ny momba ny sarampianarana dia nisy fitomboana 15% eo amin'ny sekoly katolika, raha any amin'ny sekolim-panjakana ambaratonga voalohany indray dia mila manomana Ar 25.000 eo ny fisoratana anarana. Etsy andanin'izany ny fitaovan'ny mpianatra .

Tsy vitsy amintsika mpikambana no manana heritreritra ny hiaona sy hanao sortie : arosoy ary ny hevitra, ny toerana aleha, sns...

Raha manana soso-kevitra ianao, aza misalasala atosahy ny hevitra!

Aza adino ny manoratra ENY raha manaiky izany hevitra izany ianao, ary TSIA raha mandaha eto amin'ny Commentaire.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Andro aman'alina mihintsy ny fomba fiasa ao amin'ny Kaominina Antananarivo renivohitra amin'izao fotoana, nanomboka ny faha 06 volana aogositra teo dia manara-maso ireo toera-mpivarotana zava-pisotro manodidina ny tanana Analakely izay mbola tsy mihidy amin'ny 09 ora alina dia hiaran'ny sazy.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Est-il (elle) fait pour toi ? Comment savoir si un couple est fait vraiment pour être ensemble ? Quels signes nous correspondent le mieux ? Et surtout, qui nous convient ? Voici un sujet très intéressant sur l’amour astral et ses secrets.

BELIER :

• Le feu du Bélier s’enflamme et brûle, vous rayonnez !

• LE TOP : Sagittaire, Lion, Verseau, Gémeaux

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Vaidehi
Lundi au vendredi 20h10

rediffusion 5 épisodes
dimanche 20h05

Vaidehi est une jeune fille de 21 ans qui rêve de se marier avec le prince
charmant et de fonder une famille. Son père travaille dans une des
entreprises de la famille la plus riche de la région : les Jaisingh.
Un jour, Vaidehi rends visite à son père à son travail et fait la
connaissance de Mr Jaisingh et de son fils, le beau Aryan... Elle tombe
immédiatement sous le charme du jeune homme.
Face aux soupçons de plus en plus pressantes de la presse après la mort

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Bonnes vacances e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Ho fanomezana fahafaham-po ho anao mpankafy na ny mpanaraka ny fahitalavitra rta eto Madagasikara ary hoan'ireo mpankafy any ivelany dia reto ny sary mitantara izany famaranana ny rtamiss sy rta mister Madagasikara natao teo amin'ny dôme rta Ankorondrano ny sabotsy 05 juin 2010 teo.
Ankafizo ny sary

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Araky ny narahintsika tamin'ny Asabotsy 05 jona 2010 teto amin'ny Dôme rta Ankorondrano ary nandeha mivantana tamin'ny fahitalavitr'a rta dia  tontosa soamatsara ny fiadiana ny amboara  rta Miss sy rta Mister Madagasikara. 

Teo amin'ny vehivavy dia i Alexandra rta miss Antananarivo no nibady ny amboara Miss rta Madagasikara - Première Dauphine Noumé : rta miss Fianarantsoa - 2è dauphine: Brenda rta miss Antsirabe - 3è dauphine: Ketty miss rta Antsiranana.

Flux RSS

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de shagon
Il y a 3 heures 37 min
Portrait de francioli navalona
Il y a 18 heures 16 min
Portrait de ratsito
Il y a 19 heures 5 min
Portrait de pussy
Il y a 19 heures 21 min
Portrait de stuntman_charlie
Il y a 20 heures 21 min
Portrait de Irymay
Il y a 21 heures 9 min
Portrait de Irymay
Il y a 21 heures 10 min
Portrait de Irymay
Il y a 21 heures 13 min
Portrait de Elysé
Il y a 21 heures 43 min
Portrait de stuntman_charlie
Il y a 23 heures 17 min
Portrait de Pattie
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de Pattie
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de shagon
Il y a 1 jour 4 heures
Portrait de tiffany
Il y a 1 jour 10 heures
Portrait de AnjaranY
Il y a 1 jour 16 heures
Portrait de arianjeissing
Il y a 1 jour 19 heures
Portrait de arianjeissing
Il y a 1 jour 19 heures
Portrait de arianjeissing
Il y a 1 jour 19 heures
Portrait de Mixxmi77
Il y a 2 jours 38 min
Portrait de Mixxmi77
Il y a 2 jours 40 min

Les membres

© apiqa.mg