Araky ny narahintsika tamin'ny Asabotsy 05 jona 2010 teto amin'ny Dôme rta Ankorondrano ary nandeha mivantana tamin'ny fahitalavitr'a rta dia tontosa soamatsara ny fiadiana ny amboara rta Miss sy rta Mister Madagasikara.
Teo amin'ny vehivavy dia i Alexandra rta miss Antananarivo no nibady ny amboara Miss rta Madagasikara - Première Dauphine Noumé : rta miss Fianarantsoa - 2è dauphine: Brenda rta miss Antsirabe - 3è dauphine: Ketty miss rta Antsiranana.
Ny lehilahy dia i Lova rta mister Antananarivo no nisalotra ny samboady rta mister Madagasikara - 1er dauphin: Vernier rta mister Antananarivo - 2è dauphin: Riaz rta mister Toliary - 3è dauphin: Jimmy mister rta Toamasina.
Raha eo amin'ireo tarehimarika indray dia ity no vokatra ofisialy neken'ny fianakaviana sy ny commissaires au jeu ny asabotsy alina teo:
Teo amin'ny miss
- Alexandra: 50,72
- Noume: 39,76
- Brenda: 6,45
- Ketty: 3,06
Teo amin'ny mister
- Lova: 38,81
- Vernier: 37,91
- Riaz: 13,77
- Jimmy: 9,51
Marihina fa tsy ampy ny vokatra avy any amin'ny opérateur iray, fa ny hatreo amin'ny 11ora sasany alina no tonga farany, raha tamin'ny 12 ora no nijanona ny fifidianana. Kanefa rehefa nifanekena dia noraisina fa ireo no tarehimarika ofisialy sy hanapahan-kevitra. Ny alahady kosa no tonga ny vokatra feno avy amin'ilay opérateur; omena anareo manaraka ireto ihany izany na dia tsy vokatra ofisialy aza:
- Alexandra: 50,45
- Noume: 40,29 = 42,29
- Brenda: 6,31
- Ketty: 2,94
- Lova: 38,17 = 40,17
- Vernier: 35,53
- Riaz: 17,55
- Jimmy: 8,75
Fahombiazana tanteraka no azo ambara tamin'ity lalao ity satria nitombo avo roa heny amin'ny fifidianana natao hatramin'izay no azo tamin'ny lalao.
Arabaina izany ireto ankizy nahatontosa soamantsara iny lalao iny, ady ombalahin'ny mpianakavy tokoa izy ity satria ny maharesy tsy hobiana ary ny resy tsy ankoraina.
Mandritry ny herintaona no itondran'izy mianadhy an'ireto titre ireto. Mandritr'izany fotoana izany, dia maro ireo zavatra hataony: ny fanantanterahana ny atrik'asa eritreretiny, sy fanampiana ireo sahirana no votoatin'ny andraikitra ho sahanin'izy ireo. Irariana ahavita soa ny fe-potoana izy mianadahy.
















Commentaires
Nihrintsoa
lun, 07/06/2010 - 19:39dé aona zao ny suite nreo ankizy lany reo? otran ts naheno suite mihitsy zahay
hanitra
mer, 09/06/2010 - 16:17TSY HAY E!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
hanitra
mer, 09/06/2010 - 16:34fa marina ve fa mpirahalahy izy roalahy e!
perlerare
mer, 09/06/2010 - 17:05zany hono ehhh
SOARY
mer, 09/06/2010 - 17:44NY suite ny ankizy lny dia vao manao séjour ao maurice dia tsy lany ny any e! na dia tsy hifaninana aza ho any fa tsy mamely!!!fiangarana be vava zao fotsiny.
ny tokony ho fanontaniana zao dia hoe nanao ahoana ilay suite ny hoe bloqué ny opérateur, tsy efa ma débloqué ve zay dia afaka mamoaka ny valiny tena izy @zay. tena manao ny olona ho dondrona reto rta reto kah!!!
SOARY
mer, 09/06/2010 - 18:01hay ve nisy vokatra iany tato rehefa avy eo e! koa maninona no tsy nisy solon-tena nanaramaso ihany koa fa nareo rta ihany no namoaka azy tao.nandramanay nge ry rta a! fa nandefa sms izahay iny androny tao @ dôme iny dia nojeren'ny solontenanay tao fa tsy tafiditra any akory ny sms nefa izany talohan'ny t@ 11 sasany io ka asakasakareo izay hino izay avoaka'ny RTa eto.
Nihrintsoa
mer, 09/06/2010 - 21:20fa aiza lé final no atao eh lol
Babylone
mer, 09/06/2010 - 21:23Spécial merci a jimmy fa il a enmené tamaga loin
Ainadih
jeu, 10/06/2010 - 11:06yehh, nisy valiny ian tao fa efa ela be mits ve ranga teo am 20 mn teo ngamb vo nvaly sad zay efa tsy ampy ny résultat fa tsis ny anle operateur ray fa tsay oe an'iza le izy fa de zay ono ne !!!!!
Ainadih
jeu, 10/06/2010 - 11:11ra ny momba an'i Lova sy Vernier ono de oe mpirahalahy mintsy ry zareo fa tsaiko aloha e!!! zany ku zo no malaza fa de tsay ze fahamarinany.......!!!!!!!! sady toa otran oe anao animatrice ao am RTA ono Alex sy Lova ne!!
Ainadih
jeu, 10/06/2010 - 14:57asa re raha ts tokony le tstinareo ary no lany nefa tokony lany tam zan val'ny Zain zany e! mahagaga marna no sady mampe be oe le sponsor officiel ndr1 no tsy nanome ny resultat hi!hi!hi!!!!!!!
Afficka
jeu, 10/06/2010 - 17:30Ndrii, marary fo mafy mihitsy ianao havan'i Noumé zany! Aza kivy e, fomban'ny kilalao ihany zany. Zah manokana aloha dia ireo mihitsy no nofidiko, tsy hoe tsy tiako i Noumé fa ALexandra no tiako kokoa.
Dia mazotoa dia efa tsara anie ilay 1ere Dauphine e!
Comment
jeu, 10/06/2010 - 20:21Wa, quelle "coincidence": Miss et Mitser "ANTANANARIVO" comme miss et mister madagascar!Afahafa ihany fa o ita eo ny saison manaraka ra mbola o tana ihany no haresy!
Nihrintsoa
jeu, 10/06/2010 - 20:27samy milay doly na za na noumé na alex fa zé lany eo no atrehana ;) lol
perlerare
jeu, 10/06/2010 - 22:39Nihrintsoa>nju ky milay no Alex ahhhhhhh
lépa
ven, 11/06/2010 - 18:34mlay le fika ry RTA mba misy zavatra ôtrireny matetika de mlay ny tanana no sady mazoto manao vacance mints ny akama rehetra any ivelany no sady ita fa tena mivelatra ny fomba fisainana e.sur mintsss
Nihrintsoa
mar, 15/06/2010 - 01:35perlerare: hihihi merci aky an!!! menatsa be am zany ah an! lol mdr ts za rery fa njy kounkou ;)
Nihrintsoa
mar, 15/06/2010 - 01:36enô kou ra lépa a! lol ;)
Dixtime
jeu, 17/06/2010 - 18:27d aona n toiany ry rta ah?
Nihrintsoa
mer, 14/07/2010 - 00:44Dixtime: t'es trop mimi
Dixtime
sam, 17/07/2010 - 08:23Nihrintsoa: merci tw oci
AnjaranY
sam, 17/07/2010 - 10:49Ela b Nihrintsoa ts ita!
Randrianasolo F...
dim, 22/08/2010 - 00:19aleo aloha izay vita any dia vita fa ny VOX POP indray izao no hatrehan-tsika.Manantena isika rehetra fa tsy ho latsa danja ny hatrizay io lalao iray vaovao io, izay e!
Nihrintsoa
lun, 23/08/2010 - 01:44Dixtime / AnjaraY: aiza foana nareo zany? ndao mba asiana plan andé karaoke eh sa aona ouz nareo?
ZLATAN
jeu, 26/08/2010 - 09:57tsssss...mananihani rangah le rta leaza...ssshhhh...tsy aleoko milalao PES2010...héhé
bain TI
jeu, 26/08/2010 - 10:38maty a fa ts mandé tsony ko ny chat rta ato ampiasana :((
bain TI
jeu, 26/08/2010 - 10:57kestion oua, fa maninona oua lé vahidei no miverina, lazao anay ny marina fa aza mody lé delestage no atao eskuz hi hi
ZLATAN
jeu, 26/08/2010 - 11:25bain TI> néna kou l'ti tsy mandéh tsony eee!ts aiko oe nanin nedala! tena misi olana mintsy any eee! fa aleo iany PES2010 eee!lol
bain TI
jeu, 26/08/2010 - 11:32in lty ny soratra mivoaka ao? nena otranzao, "Fatal error: session_start() [function.session-start]: Failed to initialize storage module: mcache (path: smcache-1) in /home.1/e/s/o/esolve/3w/www/rta/chat/lib/class/AJAXChat.php on line 2466"
ZLATAN
jeu, 26/08/2010 - 11:59bain TI> mitovy iany ny antsika zany e!makafkaaa! za nefa te hanadala ol ao ndray eee!tsssss
bain TI
jeu, 26/08/2010 - 12:08buzz
bain TI
jeu, 26/08/2010 - 12:09ZLATAN > tairo oué bô valio fa ts koboko tsony ra bloké av aty lé site na tena lé iz mits no ts mandé klé
ZLATAN
ven, 27/08/2010 - 19:02bain TI> ZA ARY ANDROANY EFA TAFIDITRA NDRAY EEEE!!!LOL
bain TI
sam, 28/08/2010 - 11:03ZLATA> za rery no ato am tchat ptdr
ZLATAN
lun, 30/08/2010 - 07:51ZA RER NDRAY KOU NO ATO...ALEOKO MILALAO POKER ALOU EEE
Crassivaiah
jeu, 09/12/2010 - 09:49ils ont de la chance ransa a!!