Actus

Fitsangatsanganana hiarahan'ny mpikambana

Tsy vitsy amintsika mpikambana no manana heritreritra ny hiaona sy hanao sortie : arosoy ary ny hevitra, ny toerana aleha, sns...

Raha manana soso-kevitra ianao, aza misalasala atosahy ny hevitra!

Aza adino ny manoratra ENY raha manaiky izany hevitra izany ianao, ary TSIA raha mandaha eto amin'ny Commentaire.

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Commentaires

Portrait de Tsuna

Tsuna

eny

Portrait de or_nella

or_nella

ohatran'ny hoe appéritif géeant ohatran'ny amin'ny facebook zany?

Portrait de danza

danza

Tsara be ilay hevitra fa tokony fantarina ny toerana aleha sy ny isan'izay handeha mba hikajiana ny sarandalana na ny fanofana fiara.

Portrait de Jean Fils

Jean Fils

ENY

Portrait de danza

danza

az miseo milay enao rdanza a!

Portrait de Kakashi Gaiden

Kakashi Gaiden

C une bonne idée...

Portrait de francioli navalona

francioli navalona

eny dia eny ary eny tokoa. ny toerana tsara moa dia somary mihataka ny tanana, misy fialamboly,misy gabone ampy fa manahirana le mandoto tanana, mba tongana fiara fa tsy le dezera be reny(problem mantsy raha mamo d mbola ibatr kely vo maita bibil)snn mety kokoa raha asiana vam iarahana fa tsy ny 4000 et des poussieres no manana izany, na moto.atao amin'ny vidiny mirary ny sarandalana ary mangataka fanohanana avy amin'ny RTA :)
d matory 1 alina any amzay msavoritaka tsara.(ra toeranan tsisy reseau no tena milay amzay tsy misy ho korotanin'ny vadiny, na d tsy ho possibl aza izany)
d ra misy maita toerana dia mapilaza. d aveo fotsiny manoratra anarana icalculena ny frais sy akana lé fanampiana mafinaritra avy amin'ny RTA.
zay fa miandry ny tenanay.

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

tsy lasa lé matory fa responsabilité be lé iz puisque bdb no mineurs ato nef zao vac d tsmaints ankiz no betsaka.
Mercredi aprèm ou samdi d hors de la ville.
Francioli>f nga kos d miandr fotsn e!ts mb iorganisé v?
Ataov matotr @zay r'ireto a!zé mb tena vonona no aleo hanao az f ts koi na ol 2 fotsn az no mandé rhf zay no mazot!

Portrait de Anselme

Anselme

tohanako mits l hvtr teo alù we matory in1 alina any satry ts6 feeling mits ra manD mat1 d mody hariva. eo @lé we mineurs ndray tsis tokony atahorana fa matù iz alefan'ny RAR d efa afaka mifehy ny tenany iz zay. lé toerana ndray tsara ra any Andrefana any zao n malaza

Portrait de Anselme

Anselme

ms adino ENY

Portrait de rarija

rarija

aty paris ve misy mpikambana koa ?

Portrait de hert

hert

ENY AVY ATRANY ALONY NY VALINY E!!!!

satria nahoana:

ilana zany ny manala azy akoatra ny asa e!!!
fa tsy de ande itady azy fona!!!

ka ra ny toerana de ohatra oe: atao akaiky e :NALAMANGA PARK ohatra.

ny fotoana zé atao zé ifanarahana fa andro asabotsy a
de ra mety atao sabotsy sy alahady ao fona, alahady mody.

zay no mba heritreritro ra ,tsy aiko ..

mafinartré!!!!!!!!!!!

hert.

Portrait de tanjona eric

tanjona eric

ENY! OUI! YES!

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

Ok e!za pour na mator hernandro az!!!!ptdr

Portrait de piso

piso

eny!
Tena ilaina mba ahafahan-tsika mifankalala koa e!

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

het oh!tsisy tohiny tson oh!

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

het oh!tsisy tohiny tson oh!

Portrait de damnxt

damnxt

eny avy hatrany zany ko. sady mba maka rivotra no mampiroborobo ny fifandraisana ary ny tena zava-dehibe de ny fahamafisan'ny fifandraisana samy eto @membre. Sa ahoana?

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

Nareo ve ts te hitsangatsangan tson e?!manao oui dhl f aucune suite!

Portrait de Poli Ra

Poli Ra

coooool!!!

Portrait de RMialy

RMialy

ENY de any @ CROCFARM

Portrait de lza

lza

CROCFRAM mety tsy mety fa sao misy dozy2 eo k mihevitra fa trondro kely noho tazomina ao! lol Sérieusement, aleo angamba maka toerana azo anaovana kilalao, tody fiara, mba misy infrastructures minimum (toilettes et eau)ary azo anaovana feu de camp kely aloha ny hodina ho antsika tsy maintsy mody. Soirée maskita sns kely avec gloum koa e!

Portrait de Poli Ra

Poli Ra

ohatra oe mamagy havana : ao Tsimbazaza.... sa aona ??? mety

Portrait de Poli Ra

Poli Ra

ohatra oe mamagy havana : ao Tsimbazaza.... sa aona ??? mety

Portrait de Tinatroo

Tinatroo

Portrait de RMialy

RMialy

akaiky loatra kosa le Tsimbazaza e!tsy aleo ve mba mivoaka kely ivelan'Antananarivo e!mba miaina rivotra madio kokoa,lavitry ny tabataba sy ny embouteillage!

Portrait de RMialy

RMialy

Rehefa nandinika sy namakafaka lalina ny tenanay dia Analamanga Park zany no toerana mety indrindra,mifanaraka @le oe Radio Télévision Analamanga!kony e?

Portrait de AnjaranY

AnjaranY

mdrrrrrrrrrrrrr!!!!!!!!!!!!!

Chat

Commentaires récents

Portrait de Mixxmi77
Il y a 2 jours 21 heures
Portrait de rijatahiana
Il y a 5 jours 21 heures
Portrait de faniired
Il y a 1 semaine 4 jours
Portrait de Rajeritsimahita
Il y a 5 semaines 3 jours
Portrait de Irymay
Il y a 11 semaines 2 jours
Portrait de Lix Zu
ok
Il y a 13 semaines 2 jours
Portrait de JESSICA SAM
Il y a 14 semaines 1 jour
Portrait de mitats droux
Il y a 14 semaines 3 jours
Portrait de PIRINARO
Il y a 14 semaines 4 jours
Portrait de ketmania
Il y a 14 semaines 4 jours

Les membres

Les membres connectés

Aucun membre connecté actuellement

© apiqa.mg