Actus

Duo 2 Coeurs

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Anisan'ny fanehoana fitiavana amin'ny olon-tiana tokoa ny mitondra azy mandeha mivoaka mijery lanonana na mitsangatsangana, ilaina tokoa amin'izao fotoana izao ny manala azy indrindra miaraka amin'ny olon-tiana izany.
Ny RTA dia efa hiara-mahalala fa voalohan'ny amin'ny fahaizana mikarakara seho goavana sy  seho matihanina ary tsy diso anjara amin'izany ity fetin'ny mpifankatia 2010 ity, toy ny isan-taona moa dia miavaka hatrany ity fetin'ny mpifankatia ity, ary ny amin'ity indray mitoraka ity moa dia tsy ho latsa-danja velively amin'ny seho isan-taona fa dia mbola hana-porofoina hatrany fa mbola hiavaka ny fety iarahana amin'ny RTA, hisy seho miavaka ....
Koa amin'ny Asabotsy 13 febroary 2010 manomboka amin'ny 08 ora no fotoana mamy hiarahan-tsika hanafana izany fitiavana izany.

Koa fandriho dien'izao ny tapa-kila anao fa voafetra ny toerana

Asabotsy 13 febroary 2010 to ny nofintsika
 

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de Balou
Il y a 1 heure 26 min
Portrait de kajitiana
Il y a 2 heures 12 min
Portrait de awesome
Il y a 2 heures 26 min
Portrait de Balou
Il y a 2 heures 28 min
Portrait de Balou
Il y a 2 heures 31 min
Portrait de riova
Il y a 7 heures 10 min
Portrait de riova
Il y a 7 heures 27 min
Portrait de riova
Il y a 7 heures 40 min
Portrait de rakoksa
Il y a 15 heures 36 min
Portrait de valyh
Il y a 15 heures 50 min

Les membres

Les membres connectés

Portrait de webmaster
Portrait de kira_raito
© apiqa.mg