Actus

Alahady 07:30 Boite Noire

Fandaharana isan'ny be mpanaraka eto amin'ny rta ny Boite Noire. Resadresaka amin'olona tsy ampoizinao: mety ho mpanankato, olo-malaza na misongadina eo amin'ny fiaraha-monina misy azy. Iresahana ihany koa ny tsiambara-telom-pianana amin'ny zavatra tiana na tsy tiana izany.

Vahinin'ny Fandaharana Boite Noire Pasteur Mailhol ny Alahady 31 Janoary teo, raha niresaka ny 2013 sy ny fitaizany ny zanany sy ny fara-andro ohatra.

Mbola hitohy amin'ny alahady 07 febroary 2010 izao ny resadresaka nifanaovana taminy, hiresahany ny fanalàna devoly ka hamaliany ireo  tsikera nataon'ny mpijerin'ny Boite Noire,; miresaka ihany koa izy ny fiakarany eo @ fitondrana @ 2013 sy ny mety ahatongavany amin'izany.

Aza adino ary ny manaraka izany ny alahady 07 febroary 2010 izao amin'ny 07 ora sasany eto amin'ny rta antananarivo!

Partagez cet article

Twitter Facebook Reddit Digg Delicious Furl Stumbleupon Technorati Yahoo

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de Balou
Il y a 1 heure 32 min
Portrait de kajitiana
Il y a 2 heures 18 min
Portrait de awesome
Il y a 2 heures 33 min
Portrait de Balou
Il y a 2 heures 34 min
Portrait de Balou
Il y a 2 heures 37 min
Portrait de riova
Il y a 7 heures 16 min
Portrait de riova
Il y a 7 heures 33 min
Portrait de riova
Il y a 7 heures 46 min
Portrait de rakoksa
Il y a 15 heures 42 min
Portrait de valyh
Il y a 15 heures 56 min

Les membres

Les membres connectés

Portrait de webmaster
Portrait de Riuzaky
Portrait de kira_raito
© apiqa.mg