Branchés

News People

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Soucieuse de l'image de Brad Pitt, Angelina Jolie l'aurait obligé à aller consulter son chirurgien esthétique. L'acteur serait passé sur le billard de force ! De puisqu'il a refait sa vie avec Angelina Jolie, Brad Pitt s'est quelque peu laisser aller : prise de poids, look négligé et barbe longue grisonnante... L'acteur a perdu sa couronne de sex-symbol planétaire ! Jugée responsable d'un tel désastre, l'héroïne de la saga Tomb Raider aurait décidé de redorer l'image de son homme...en le forçant à consulter son chirurgien esthétique !

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Tamin'ny alalan'ny  fanadihadiana "The View " natao tamin'ity mpilalao tantara amerikana malaza ity, no nahalalana fa nodimandry ny faha 29 volana aogositra teo ny reniny. Latsa-dranomaso izy teo ambony lapihazo ary nilaza fa, olona tena lafatra sy tsy foiny indrindra teto antany no nandao azy, Mianadahy izy mpiray tampoho ary ny reniny no nanampy betsaka azy ho tafiditra lalina amin'ny sehatry ny cinema.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Namoy ny handrarezina ny tarika Mahaleo, nodimandry i Raosolosolofo Razafindranoa " Raoul, maty ny Asabotsy maraina teo tokoa izy tany Toamasina, toerana izay niasany nandritra ny taona maro, mpitsabo tany izy. Nohamafisin'i Dama rahalahiny sady mpamorina ny tarika ihany koa fa "Cardio-vascularie" no nahazo azy. Teraka tamin'ny 01 avril taona 1951 tany Marolambo i Raoul ary faha-efatra amin'ny mpiray tampo aminy.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Nisy olana ara-pahasalamana i Céline Dion noho ny fitondrany ireo zaza roa ao an-kibony, ary tsy maintsy naiditra hopitaly haingana ny tenany hisorohana ny fahasarotana rehetra. 42 taona izy amin'izao araka ny nolazain'ny mpitsabo azy dia somary sarotiny ary sarotsarotra ny toerana misy azy. Tamin'ny Alarobia teo izy no nalefa niditra haingana tany amin'ny hopitaly ao Miami ary hita fa somary reraka , faha 6 volana ny vohoka entina izy izao. Ahiana arak'izany ny hiterahany tsy ampy volana.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Lasa tsy afaka ambavan'ny maro izany hoe Rajao izany raha resaka cinema malagasy no asiana resaka, manana ny hoaviny tokoa raha i Tsarafara eo amin'ity resaka ity.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Tantara isan'ny betsaka mpanaraka tokoa Vaidehi eto amin'ny rta, tsy isika eto Madagasikara ihany no nanaraka azy io fa firenena maro. Tany Bombay izy no teraka ary efa ela izy no naniry ny ho lasa mpilalao tantara. Fony izy tany amin'ny Lycée no efa nieritreritra hanao mannequin toy ny namany saingy tsy navelan'ny ray amandreniny. Rehefa nahazo ny bac sy nanaraka ny fiofanana momba ny hôtelerie dia niezaka hiditra amin'ny sehatry ny Cinéma ny tovovavy.

Flux RSS

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de shagon
Il y a 3 heures 37 min
Portrait de hert
Il y a 23 heures 10 min
Portrait de hert
Il y a 23 heures 29 min
Portrait de Sakaiza
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de Volatina rahaingolalaina
Il y a 1 jour 2 heures
Portrait de Sandy Elia
Il y a 1 jour 3 heures
Portrait de rarija
Il y a 1 jour 3 heures
Portrait de Sandy Elia
Il y a 1 jour 3 heures
Portrait de ratsy
Il y a 1 jour 5 heures
Portrait de ratsy
Il y a 1 jour 5 heures
Portrait de rarija
Il y a 1 jour 21 heures
Portrait de stuntman_charlie
Il y a 2 jours 57 min
Portrait de Zan-tsu
Il y a 2 jours 1 heure
Portrait de Anselme
Il y a 2 jours 2 heures
Portrait de Anselme
Il y a 2 jours 2 heures
Portrait de zo
Il y a 2 jours 4 heures
Portrait de Irymay
Il y a 2 jours 7 heures
Portrait de Irymay
Il y a 2 jours 7 heures
Portrait de Irymay
Il y a 2 jours 7 heures
Portrait de ZLATAN
Il y a 2 jours 17 heures

Les membres

Les membres connectés

Portrait de Mampionona Youki
© apiqa.mg