Branchés

News People

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

En partenariat avec la Pheonix House, une association qui entreprend de réinsérer d'anciens toxicomanes, c'est avec sa maman Tina que Beyoncé a lancé à New York le Beyoncé Cosmetology Center, une école de cosmétologie. Pour l'occasion, la belle avait revêtu ses plus beaux et sexy atours. C'est divinement moulée dans une petite robe au décolleté asymétrique que Beyoncé a assisté à l'inauguration du centre de cosmétologie qui porte son nom. Juste sublime, la diva était aussi lumineuse que glamour.

new de stars

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Oscars 2010: Penelope Cruz, Sandra Bullock, Kristen Stewart ireo no andriambavilanitry ny sarimihetsika nahazo fankasitrahana be indrindra. Mendrika indrindra ny horonantsari-mihetsika Kathryn Bigelow izay voafidy ho mpandrindra an-tsehatra mendrika. Nandritra ny lanonana Oscar 2010 dia hita nangirana tao avokoa ireo mpilalao malaza eran-tany ary najelatra tokoa ny tao anatin'ny efitrano. Hita fa samy nanao izay ho afany avokoa ireto olomalaza ireto hanehoana ny endrika amam-bikany mba entina hanomezam-boninahitra ity lanonana fatao isan-taona ity.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Katherine Higl milaza fa faly nefa toa tsy hita soritra amin'ny endriny izany hafaliana izany; Nanangana ankizy vavy kely Coreenne i Josh Kelley sy I Katherine Hegl taona maro lasa izay; Omaly raha sendra nivoaka tany Beverly Hills, no tsikaritra fa manafina ny alahelony amin'ny fomba fiakanjony izay somary tsy dia mivaky loha, sy miasa saina izay, raha bangoina amin'ny teny tokana dia toy ny olona tsy miraharaha, nefa dia hita ety amin'ny endrika ivelany io olana mianjady aminy io.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Ny tarika Pussycat Dolls fahiny ary amin'izao fotoana dia mety ho roa sisa no ho tavela amin'izany tarika izany! Mafimafy hoan'i Nicole Scherzinger ny hanoy ny tarika! Raha tsiahivina kely dia i Kimberly Wyatt no tapakevitra ny handeha irery amin'ny sehatry ny hira, ary i Ashley Roberts dia nanamafy fa tsy hihira intsony.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Difotrin'ny rano tokoa ny trano fonenan'ny Zac Efron, ary somary betsaka ihany ny fahavoazana tao antranony ny alin'ny tondradrano iny. Vaky ny fantsona mampiditra rano ao amin'ny Piscine ary izay no nitarika ny fahavoazana ho an'ity mahery fo "High School Musical ity. Taitra i Zac Efron ary akory ny hagagany fa ao anaty rano ny tongony ! ary mbola tsy fantatra aloha na natory teo akaikiny i Vanessa Hudgens na tsia. Fa na izany na tsy izany dia somary ho sahirakirana ihany ity tovolahy ity hamerina indray ny tranony amin'ny laoniny

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Nanamafy i Leighton Meester fa atao anaty farangososona kely aloha ny mozika mba ho fanomanana ny fiantsehatrany ny horonantsari-mihetsika mitondra ny lohateny hoe "Oranges" izay iarahany milalao amin'ny Hugh Laurie sy Catherine Keener... Marihana fa eo amin'ny sehatry ny mozika anefa fa efa nisy fifanarahana nataony tamin'ny Universal Republic fa hisy fampisehoana ataony ka dia ho hita eo izay tena safidy na hisafidy ny hanao film ihany izy na hihira

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Efa any Venise indray no nahitana an'ity fianankaviana kely ity taorian'ny nandalovany tao Paris, isaky ny fotoana mandalo dia misy foana ny manara-maso sy maka sary ny fihetsikireny olomalaza ireny indrindra tamin'ny fandalovany tany Paris, ny tena antondihany tao Paris moa dia ny nanantontosany horonantsarimihetsika The Tourist, ary dia efa vita izany tournage izany tao Paris ary dia mbola hitoy any Venis indray ny tournage ary dia navelany ao la Frantsa ao ingahy Brad Pitt sy ny zanany.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Izy roalahy ireto no notoloran'ny Barack Obama medaly ho amin'ny asatanany sy ho maripahatsiarovana tamin'ny fety tao amin'ny Maison Blanche. " nohamafisin'i Barack Obama fa mendrika izy roalahy ireto tamin'ny fanehoan'ny ny kanto sy fahaizany misehatra rehefa manao film izy ireo.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Le mois de février s'annonce bien palpitant, amis cinéphiles ! Après des mois d'attente et une sortie repoussée, Shutter Island, le dernier coup d'éclat de Martin Scorsese et Leonardo DiCaprio débarque en France. Cette semaine, la liberté est aussi mise à l'honneur avec un Marc Lavoine charismatique et le petit-fils épatant de Charlie Chaplin. Deux prestations d'acteurs acclamées par les critiques se distinguent ce mercredi : Colin Firth pour A Single Man et Carey Mulligan dans Une éducation.

Radio Television Analamanga - RTA Madagascar

Efa ho iray volana izay, no nilazan'ny mpanao gazety sy feo niely tamin'ireto mpivady ireto fa hisaraka fa misy olana ny fanambadiany. Raha ny zavatra hita ankehitriny aloha dia toy ny tsy misy olana izany mihintsy ny tokan-tranon'izy ireo satria dia maneho fitiavana mafy tokoa ny zavatra hataony miaraka amin'ireo zanany, tany Europe. Tamin'ny herinandro lasa iny izy ireo no nanomboka nanao vacance niaraka tamin'ny zanany 6 mianadahy, ary dia nanantontosa horonantsarimihetsika mitondra ny lohateny hoe "the tourist" izay iarahany milalao amin'ny Johnny Depp.

Flux RSS

Forum de discussion

Chat

Commentaires récents

Portrait de Pouta
Il y a 1 heure 55 min
Portrait de Cutie
Il y a 2 heures 35 min
Portrait de Cutie
Il y a 2 heures 40 min
Portrait de bigben
Il y a 4 heures 59 min
Portrait de riova
Il y a 16 heures 2 min
Portrait de riova
Il y a 16 heures 54 min
Portrait de hinatah
Il y a 20 heures 49 min
Portrait de kaya
Il y a 22 heures 44 min
Portrait de Mika-mika
Il y a 23 heures 46 min
Portrait de rakotobe
Il y a 1 jour 17 heures

Les membres

Les membres connectés

Portrait de kalagangs
Portrait de tantely302
Portrait de Cutie
© apiqa.mg