Tanora ADN

Mankasitraka ireto tanora mpianatra ao amin’ny sampana « Sociologie » Ankatso, izay nanasa ny tanora ADN, omaly 12 septambra 2017, nanazava ny foto-kevitra ijoroan’ny antoko , ny vina sy ny programan’asa ary indrindra ny resaka FANORENANA IFOTONY sy ny rafitra FEDERALISMA SAHAZA.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *