Hiady ho amin’ny fahalalahana ny antoko liberaly ADN

Hiady ho amin’ny fahalalahana ny antoko liberaly ADN ary hanampy ny tsirairay handray an-tanana ny fiainany mba ho fampandrosoana azy, ny tananany sy ny fireneny ao anaty rafitra SAHAZA.Iray ny tanjona dia ny hampandroso an’i Madagasikara sy ny hahasambatra ny vahoaka rehetra ao aminy .Izany foto-kevitra izany no anisany voaresaka nandritra ny fampiofanana niarahana tamin’ny ekipa avy any Manakara farany teo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *