Tanora ADN

Mitohy hatrany ny asan’ny tanora ADN aty amin’ny renivohitry ny faritra SOFIA. Nidina ifotony, nitsidika tokantrano maro ny ekipa ary nizara ny foto-kevitry ny antoko tamin’ireo mponin’Antsohihy. Nanazava ihany koa ny tanjona izay hiarahan’ny mpikambana rehetra. Anisan’izany ny fametrahana ny rafitra FEDERALISMA SAHAZA ho an’i Madagasikara

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *