Adn – ANTSOHIHY

Tonga nanome fiofanana ireo mpiara-dia tanora ao Antsohihy ny tanora ADN izay tarihin’i Zoky Edgard Razafindravahy. Hita taratra tamin’ny fihaonan’ny roa tonta ny fahavononana sy ny fahasahian’ny tanora handray andraikitra ary handray an-tanana ny hoaviny sy ny tananany ho amin’ny fampandrosoana.
Mbola hitohy hatrany ny asan’ny tanora ao amin’ny renivohitry ny faritra SOFIA ary hivelatra any amin’ny faritra rehetra manerana an’i Madagasikara.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *